pilule!

61. watafon ( 15/12/2005 18:06)
io zany ry veloo no méthode tena naturelle an ! rehefa période d'ovulation mantsy ny vehivavy d miakatra ny températuran'ny vatana an !
62. Veloo ( 15/12/2005 18:21)
wata a fantatro zany ka fa zay kay no tsy nahay namaky, noheveriko fa pour ny pilule i tsinjo dia mbola jerene koa ny temparature :-D:-D:-D:-D
63. watafon ( 15/12/2005 18:58)
za ange mbo gaga e! :roll:
64. Veloo ( 15/12/2005 19:20)
:P:-P:-P:-P
65. fijo ( 15/12/2005 21:42)
ka rehefa le ao anaty an be iny ve tsy miakatra foana ny hafanana e?sa????loza moa ity virja ity ko
66. watafon ( 16/12/2005 06:29)
ka na bandy tsy virja aza ange ry fijo tsy mahalala an'izany e! maika moa fa ...
67. fijo ( 16/12/2005 18:59)
izay mantsy.aleo ihany aloha manontany sao mba tonga koa ny fotoana ko
68. Veloo ( 17/12/2005 03:01)
:-D:-D:-D
69. watafon ( 17/12/2005 05:41)
zany tokoa !:-D:-D:-D
70. Veloo ( 18/12/2005 00:43)
:roll:
71. watafon ( 19/12/2005 17:15)
io ndray njy an !!!!!!
72. Veloo ( 19/12/2005 19:57)
:-D:-D:-D:-D
73. peta ( 21/12/2005 12:58)
zao reto a! za de manina pilule sady tsy matavy za no tsy mahia fa ao tsara e! satria de niconsulter doc za .. de ny conseil nomeny ana de le pilule mety @ vatako "salama tsara za de milamina ny tokatranonay"de aza discutena be fa mandeana any @ Doc nareo e!
74. watafon ( 21/12/2005 19:30)
peta d arabaina njy zany fa tsy nandairan'ny effets secondaires e! marina mihistyz any ry peta an aleo manantona an-dradoko ihany oa e!
75. fijo ( 21/12/2005 19:33)
de mipetapetaka ve nareo????
76. peta ( 22/12/2005 06:10)
inona ndray zany mipetapetaka zany ry fijo a! kamarina lo zany teninao zany e! maha mipetapetaka @ ze fotona itiavana azy satria minana pilule e! oay tokony hividy tokoa za reto a!
veloma nareo fa ande hividy pilule alo za
77. watafon ( 22/12/2005 08:56)
peta, ty misy fa aza mande enao alou e!:-D:-D:-D
78. Veloo ( 22/12/2005 19:55)
:-D:-D:-D:-D
79. fijo ( 22/12/2005 21:05)
peta ,izany hono,fa misy any,fa hitsoaka aiza indray ary ndry
80. peta ( 23/12/2005 06:44)
o r'reto a! ny pilule ako anie ka special e! de za sy ny Doc ihany no mahafantatra azy!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0619