varavaran-kely
1. pissoa
(
24/11/2005 13:34)
tonga ony izany ny fanaovana inspection tao amin'ny sekoly iray. dia manatrika ny fampianarana zany ny inspektera e! dia t@ cours d'anglais, teny amin'ny farany lery no nipetraka, teo akaikin'ny Toto. Dia raikitra ny fanadinana vocabulaire. Nosoratan'i Made teny amin'ny solaitra be "WINDOW", dia ny fanontaniana, ... inona no dikan'io? dia latsaka ny lakre, dia niondrika i Made, miaraka amin'ny mini-zipo zany, naka ilay lakre latsaka. Dia ozy le inspektera miteny moramora: "entana izany, entana izany" :roll: dia nanaga-tanana i Toto, dia niteny: "ENTANA". de bedin'i Made zany izy fa miteny nefa tsy mahay ... de ozy mantsy an'le inspektera we " rehefa tsy mahay dia aza manoro e!"
novalian'i Veloo ny 02/12/2005 19:27
20. pissoa
(
25/11/2005 13:10)
antanio an'le mimeme ry mbltina fa zah kou aza tsy mahazo a :-D
Mariano :-$ aza tenitenenina @ oll we zah blagista an :-D
Mariano :-$ aza tenitenenina @ oll we zah blagista an :-D