varavaran-kely
28. Veloo
(
29/11/2005 18:04)
mamzel a asa mihitsy wa zay manjo an'i dadabe io... inn dray no manaraka :-D:-D:-D:-D
29. ari.malala
(
30/11/2005 07:56)
veloo, asa izay anaovanjiko azy any ko :-D:-D zay njay v no hahalala anzany eeeee:-D:-D:-D
31. dadabe
(
01/12/2005 03:38)
:(:( toi aza alina tsy nanome sakafo ahy ko:°):°)
anjenestooo nao e:^)
anjenestooo nao e:^)
32. Veloo
(
01/12/2005 18:09)
anjekakiko oooooooo njy tara lotra ko efa lanin'ny sasany =))=))=))=))
33. pissoa
(
02/12/2005 18:00)
dadabe, mba ny kaly fotsiny aza no tsy nomeny fa tsy ny ... bodofotsy kou :roll::-D:-D