Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Eva, milahatra araka ny daty
Eva
(
19/04/2006 11:50)
Vonjeo fa tsy mety midemarre ny Pc ko
Zao ny pb ry sakaiza. Nisy disquette ratsy sintona tao anti'ny machine ko de tavela tao ny hodiny vy iny ; Efa ela no tao fa navelako tao satria za tsy de mampiasa disquette firy !
Ny machine alou PI...
tohiny
novalian'i ds ny 20/04/2006 22:58
Eva
(
24/11/2005 13:26)
CHESS
Asa raha tadidinareo tany @ taona 95 tany ho any nisy jeux d'echecs sous DOS angamba iny raha tsy diso aho ,de hazavaiko tsara . Le izy en 3 dimensions de olona tena olona ny paoziny ,sahala @ ohatra...
tohiny
novalian'i kavaly ny 28/12/2005 18:13
Eva
(
23/11/2005 14:01)
5.1
Sôbofera 5.1 ,midoboka ve ? sa mila carte son 5.1 koa ; lazao ny hevitrareo?...
tohiny
novalian'i ramoul ny 16/01/2006 14:01
Eva
(
15/11/2005 06:24)
Microphone
Mba toroy hevitra fa tsy mety mande ny microphone ko ! Omeko kadoa zay manome hevitra !:D...
tohiny
novalian'i ds ny 15/11/2005 17:32
