CHESS

1. Eva ( 24/11/2005 13:26)
Asa raha tadidinareo tany @ taona 95 tany ho any nisy jeux d'echecs sous DOS angamba iny raha tsy diso aho ,de hazavaiko tsara . Le izy en 3 dimensions de olona tena olona ny paoziny ,sahala @ ohatra hoe Ny reine manao akanjo rebareba manga izay de misy pouvoir ny tanana de mihisaka izy rehefa mande .de ohatra koa zao ny pion na ny cheval rehefa maty dia milatsaka anaty Lavaka !
ka mba ampio na omeo hevitra raha azo atao fa tsy hitako intsony io jeux io na dia manao recherche @ google a aza izaho ! Sao mbola misy manana io ianareo kay ?
Na mba ampio aho @ fitadiavana !
novalian'i kavaly ny 28/12/2005 18:13
2. lapino ( 24/11/2005 17:58)
Sao dia mba hainao ny anarany exact? Ohatra ny efa nahita otran'zay za fa tanatina matosin'olona, de tsy nilalao akory.

Mety ho efa sarotra tadiavina koa ange ireny am'zao e! Tsy maintsy olona efa nanana azy ka nahatahiry, fa tsy mino aho hoe mbola mikarakara azy ny mpanao an'ireny zé ireny tam'zany!
3. Eva ( 25/11/2005 05:37)
Eoah ! Mety efa archive reny zao satria ny chessmaster zao no malaza ,nefa mety mbola azo telechargena satria maivana kely ilay izy raha ny fitadidiko azy ! fa ny anarany de tena tsy tadidiko mihintsy !Iza kay no azo anontaniana ao @ Web ?
4. lapino ( 25/11/2005 07:36)
Iza kay no azo anontaniana ao @ Web ?

Google sy yahoo? Na mitady forum-na chess ireny. Ireto misy rohy vitsivitsy aloha, asa raha ilay battle chess io ilay izy na hafa:
http://www.mega-soft.com/games/board01.htm
http://www.umich.edu/~archive/msdos/games/chess/
http://www.jogi.ch/schrege-voegel/software/_psion.htm
5. eprom ( 25/11/2005 07:56)
salut Eva!
Manandrama miditra ao @ Infogasy.net de manorata amin'i fraz fa lery izay mirevy eseky be ka mety manana.
6. hery ( 25/11/2005 10:17)
izaho koa nanana an'io tadidiko tsara. Fa efa misy version windows maivana be koa amin'izao kah.
Azo tadiavina ao amin'ny google. Sinon misy azy any antrano de azo alefa any aminao fa maivana be. Mandefasa hafatra manokana aty amiko fa sao hadino.
7. eprom ( 25/11/2005 11:53)
Inona no anarany? Free ve le izy? Raha misy rohy ahafahana misarika azy de omeo mba ho hitan'ny be sy ny maro eh!
8. Eva ( 25/11/2005 12:31)
Misaotra anaraeo fa andramako ho atao daholo ireo voalazanareo ireo ! fa milaza eto ihany aho rehefa nahazo !!!
9. Herimiafina ( 25/11/2005 19:29)
Ny ahy klou Chessmaster ihany no mba haiko klé. hehehehe :-D
10. ds ( 16/12/2005 16:06)
Takaro
eto BattleChess

Raha mila matanjaka kokoa dia takaro
eto BattleChess 4000 1

BattleChess 4000 2

Mila atambatambatra ny .rar ao anatiny

Tsy mandeha tsara amin'ny XP fa mila Windows 9x, Me ary 2k.

Sao dia mba ChessMaster 10 na Fritz 9 amin'izay fa maivana be ny battlechess raha tsy hoe ny sary mihetsika no tenamahafinaritra :-)
11. lapino ( 16/12/2005 16:12)
>> raha tsy hoe ny sary mihetsika no tenamahafinaritra
toa ny sovenira ka! :)
12. namanao ( 20/12/2005 08:31)
Ndao ry namana isany asiana filalaovana chess mihitsy eh!
13. kavaly ( 28/12/2005 18:13)
yahoo chess, tngava maro e

zà biby_christophe


manao ao foana zà

veloma o
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5754