Vonjeo fa tsy mety midemarre ny Pc ko

1. Eva ( 19/04/2006 11:50)
Zao ny pb ry sakaiza. Nisy disquette ratsy sintona tao anti'ny machine ko de tavela tao ny hodiny vy iny ; Efa ela no tao fa navelako tao satria za tsy de mampiasa disquette firy !
Ny machine alou PIII ary winwows Xp no miaraka aminy ! rehefa installé le windows de misy message d'erreur rehefa aty aoriana de voatery mi reinstaller windows fôna ! De zao no tena olana: "tapak'hevitra aho fa hanala le hoditra vy @ disquette iny de novohaiko ny machine de nesoriko ,satria fantatro fa resaka manodin vis de mahafaka azy !rehefa afaka de nakatoko ny machine de nodemareko ! Somary ela teo @ windows teo izy fa nidemarre ihany ! avy eo niseho ny message d'erreur .De notsindriko ilay hoe "ne pas envoyer "nefa niaraka t@ zay dia fond noir ny ecran de tsisy n'inona inona intsony !Andramako redemarena fa tsy misy ! ka mangataka re mba ampio fa na de le BIOS aza tsy mande fa de ly unite centrale misy temoins ,ny ecran misy temoin fa ecran noir tsy misy azo atao ! miandry valiny ry namana!
Eva
novalian'i ds ny 20/04/2006 22:58
2. Vaika ( 19/04/2006 12:53)
Vérifier-ho tsara daholo alongany ny branchement rehetra : mety ny écran no tsy miraikitra tsara ny prise. Raha mbola tsy mandeha ihany dia handramo ctrl-alt-suppr na tsindrio 10" ny interrupteur mamelona ny unité centrale.
Raha mandeha moa dia tsara ary tsy maintsy vérifier-na koh ny état-n'ny périphériques rehetra panneau de configuration-performances et maintenance-matériel-gestionnaire périphériques ets...
Raha izany tsy maintsy mi-installer windows izany dia mety blema hafa mihintsy fa tsy normala izany. Mety misy virus na ohatr'izany, ka velomy aloha ilay pc raha mety.

3. eprom ( 19/04/2006 12:54)
Le ecran ve mahazo signal? sao de voakitika ny carte graphique de tsy nahazo toerana tsara? verifieo ihany aloha
4. Fiffi ( 19/04/2006 12:57)
Eva: jereo hiany koa ity sao dia misy mahasoa anao

http://forum.telecharger.01net.com/microhebdo/windows_et_les_autres/windows_2000/comment_demarrer_son_pc_avec_linux_mandrake_move-147423/messages-1.html

http://infogasy.net/?q=node/759#comment-2188 azonao hatao koa ny mametraka ny fanontaniana ao io infogasy.net io an! :)
5. ds ( 19/04/2006 15:31)
Velomy indray, dia ataovy "mode sans échec".
Rehefa maneno iny (bip) dia tsindrio , tokony hisy fifantenana mivoaka avy eo.
Jereo tsara raha mirehitra foana ny jiron'ny disquette fa mety mifamadika ny kabla mankao aminy.
6. Eva ( 20/04/2006 04:11)
Misaotra anareo namaly fa mbola tsy tafa e! na ny bip lazain'i ds aza tsy misy ! le carte graphique voadona angamba no mety ho possible fa nde ho jereko nefa jerena aôna?
Sa inn ary?
7. ds ( 20/04/2006 22:58)
Eva:

(...)
nakatoko ny machine de nodemareko ! Somary ela teo @ windows teo izy fa nidemarre ihany ! avy eo niseho ny message d'erreur .De notsindriko ilay hoe "ne pas envoyer "nefa niaraka t@ zay dia fond noir ny ecran de tsisy n'inona inona intsony (...)

Efa nandeha ihany ange izy izany taorian'ny nanokafana ny motera e.
Noho izany tsy azoko fa maninona no tsy misy bip. Sa misy zavatra hafa nokitihina ?
Ny PC rehetra tsy maintsy mandefa bip rehefa velomina. Izay no ahafantarana fa tsy misy olana eo am-panombohana. Raha tsy hoe angaha tsy misy fanamafisam-peo ao anatiny tsy ahafahana mandre ny bip.


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9363