Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
hery ( 22/11/2005 15:03)
Fifaninanana tantara foronina
Mampanao fifaninana tantara foronina ny Dauphin Noir Edition. Ny lohahevitra amin'izany dia hoe "Madagascar, superstitions et tabous" (Madagasikara, ny finoanoam-poana ary ny fady) Azonareo jerena ami... tohiny
novalian'i jentilisa ny 23/11/2005 14:50
diamondra27 ( 22/11/2005 13:26)
ANDRIAMANITRA DIA FITIAVANA
Amin'izao fotoana iainantsika izao, indrindra noho ny loza voajanahary sy ireo hetraketraky ny ratsy fanahy na déprimés dia tsara ny mampatsiaro fa Andriamanitra dia fitiavana mba tsy hanomezantsika... tohiny
diamondra27 ( 22/11/2005 13:07)
DEUIL
Vao saika hanao lohahevitra momba ny fahafatesana indrindra aho no nahatsikaritra fa nisy namana nanao hevitra mitovitovy t@ hevitro. Miala tsiny amin'ireo zay manamanjo fa fiainana daholo izany ary... tohiny
novalian'i hesham ny 01/12/2005 13:31
gasitiako ( 22/11/2005 11:07)
avelao mba ho lasa bavy
ty kosa aloha tsy blagy e, fa tantara tena nisy, ny fanontanina de we raha nareo no teo @ toerana de inona no nataonareo ? ity ary le tantara, sokafy tsara ny tsetsina rehetra, hay moa mamaky fotsiny... tohiny
novalian'i gasitiako ny 28/11/2005 13:52
youp ( 22/11/2005 10:38)
mitady tononkiran'i Bodo
Mba mila vonjy ny akama ry zalahy a!mba mitady ny tonon'ilay hira hoe"fisarahana"Bodo.efa ela ela ihany io hira io fa toy izao ny extrait: "...tsy ho ahy angamba ianao, izaho ko tsy ho anao...angina t... tohiny
fanogasy ( 22/11/2005 10:10)
visa
salut!misy mba afaka milaza ve hoe firy t@ ireo olona nisoratra anarana hanao spectateurs hanohana ny VI Makis no nahazo visa tao @ ambass de France. ary misy afaka milaza koa ve hoe otran'ny ahon ny... tohiny
novalian'i Ralay ny 23/11/2005 17:43
kilalaki ( 22/11/2005 08:45)
eritreritra mandeha...
manao ahoana daolo e!! izao hoa ,ianareo ve tsy mba mahatsapa an'izao zavatr'zao,mba nanao ahoana ny endriky ny serasera ara-mpiarahamonina raha mba ny maty indray no hifaliana de ny teraka no itoma... tohiny
pika ( 22/11/2005 07:53)
delestage lasa fimehezana sisa
na ny mpanankato:o na ny mpanao hatsikana:-D eny na ny ankizivavy kely mpanao tantara @ vato:P aza dia toa miresaka izany delestage izany daholo atao hira sy fampimehezana ka tokony mba ho menatra ih... tohiny
novalian'i jentilisa ny 28/11/2005 07:13
xxx ( 21/11/2005 23:31)
Un appel aux Musulmans du monde
http://www.faithfreedom.org/French/sina30308F.htm [i]Nahitsin'i hery[/i]... tohiny
novalian'i Bariry ny 27/11/2005 22:33
lapino ( 21/11/2005 17:13)
Baiboly elektronika
Mba mitady baiboly elektronika aho, amin'ny teny malagasy no tena tadiaviko. Raha misy amin'ny teny anglisy na frantsay dia mety amiko foana koa. Dia mety foana izay endriny eo, na fichier txt, rt... tohiny
novalian'i hery ny 03/09/2015 21:48
lapino ( 21/11/2005 16:00)
Baiboly sy tantara/siansa
Ohatra ny voamariko hoe resaka tantara foana no ampifaninanina amin'ny baiboly. Dia mifangaro daholo na tantara tena nisy, na tantara noforonina, na tantara reconstitué, na théorie isan-karazany, sn... tohiny
novalian'i jentilisa ny 24/11/2005 06:12
tsimiandravola ( 21/11/2005 15:05)
Ny voany no amantarana ny hazo
-Toy izao no voankazo novokarin'ny hazo izay nilazan'i Jesoa hoe: "ny voany no amantarana ny ny hazo". "Ny amantaran'ny olona fa mpianatro ianareo,dia raha mifankatia" "Miasa foana ny mpanorin-trano... tohiny
novalian'i jentilisa ny 03/12/2005 13:27
tiftif ( 21/11/2005 13:12)
so de mba?
so de mba manana fichier midi vazo kalon'ny fahiny ankoatran'izay efa ato anaty takelaka de mbaa lefaso oh SAROBIDY SADY MASINA... tohiny
fiaritiana ( 21/11/2005 12:44)
anao tiako!!
Salama daolo tompoko!! mba misy manana ve azafady ilay hiran i Babaique sy Cynthia hoe Anao Tiako io?? mba andefaso tonony raha mba misy manana misaotra mialoha!!... tohiny
novalian'i chipie1 ny 25/11/2005 19:58
ravatorano ( 21/11/2005 05:52)
Nisy saika hamono ny filoha Ravalomanana
http://www.lexpressmada.com/article.php?id=37987&r=4&d=2005-11-21 Ny vaovao omaly no nandrenesako an 'io sy ireo gazety mpiseho isan andro ka tsara raha ry zareo no manao ny komentera. http://www.mi... tohiny
novalian'i fijo ny 29/11/2005 22:48
ravatorano ( 21/11/2005 04:50)
hetsika nataon'ny namana serasera eto Dany 19 novembre 2005
Tontosa antsakany sy andavany tokoa ny heytsika izay natao ny 19/11/2005 teo ary nizotra arak'ireny programa nalefa teto ireny ihany. Fijeriko manokana izy ity fa tsy tatitra akory fa na izany aza di... tohiny
novalian'i fijo ny 07/12/2005 21:21
fiaritiana ( 20/11/2005 21:57)
Inn àry no tiako hotenenina o!!
zà sy ny namako izany no niaraka indray hariva avy nanao sport de efa samy hody amin izay, de nandray taxi, izy moa no haterina voalohany satria akaiky ny tranony, somary efa maizimaizina ihany ,de n... tohiny
novalian'i Veloo ny 24/11/2005 23:25
vale ( 20/11/2005 21:39)
Mba mangataka tononkiran'ny GREEN "LAY TSY MIOVA"!!!
Manahoana daholo eee! Sao dia mba misy manana an'io tononkira io ? Misaotra mialoha!!!... tohiny
malalako ( 20/11/2005 21:10)
MITADY LESONA
Asa raha mba afaka hanampy ahy ianareo. Izaho mitady cours terminal A2 fa mba te-haka bacc kanefa sady miasa ihany koa. Asa raha mba misy afaka ny hanampy ahy amin'ny fandefasana cours ianareo eto ami... tohiny
novalian'i xxx ny 22/11/2005 10:08
diamondra27 ( 20/11/2005 19:46)
hatsikana: promesse
indray mande hono de nisy lhl iray antsoina hoe: Rakoto mpisotro taoka be le zalahy , de nitady zao solutions rehetra izao le vadiny fa e e e tsy mety miova le vadiny: Rasoa fa any @ bistro foana no a... tohiny
novalian'i antandroy ny 25/11/2005 06:17
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.6397