Nisy saika hamono ny filoha Ravalomanana

1. ravatorano ( 21/11/2005 05:52)
http://www.lexpressmada.com/article.php?id=37987&r=4&d=2005-11-21
Ny vaovao omaly no nandrenesako an 'io sy ireo gazety mpiseho isan andro ka tsara raha ry zareo no manao ny komentera.
http://www.midi-madagasikara.mg/ nivoaka androany ireo ka aoana ary no hevitrao amin izany
novalian'i fijo ny 29/11/2005 22:48
2. dadabe ( 21/11/2005 08:40)
hay ve vao nisy saika........e!!:@
3. Fanja1 ( 21/11/2005 08:54)
oupsssssssss
4. pika ( 21/11/2005 09:41)
:-w:-w.......
fakafakao sy eritrereto aloha hoe raha tena ....ve dia ......
5. Ragadona ( 21/11/2005 10:09)
tout è possible na avy amin ny fitondrana na avy amin ny tsy tia ny fitondrana ary efa fanaon ny roa tonta ao Dago io refa misy zavtra tiny ho lancer na na tiny hotapahina...ka te hi jouer ny sentiment n ny vahoaka izy ary mahomby matetika
6. pika ( 21/11/2005 12:21)
ka eo indrindra mantsy ragadona mety ho avy @ ny tsy tia(mpankahala an-dra8) mety koa avy @ tia (politika ):lol:
na ny mpanao gazety @ fampahalalambaovao @ radio aza mba mametraka :?:
fa anjarantsika vahoaka aloha no malina tsara e
7. jentilisa ( 21/11/2005 13:08)
ny marika tamin'ny bala dia tanaty baoritra misy soratra hoe FUN GUN ary amin'ny teny frantsay kosa manao hoe Balles à tirs de loisirs et d'entrainements! asa tahaka ny ahoana tokoa re izany?
8. Lalakely ( 21/11/2005 13:14)
mampalahelo ny fisehoan-javatra, nefa vao maika koa mampalahelo ny tsy ahafahana mamantatra ny antony, na hoe ny tena marina amin'ny antony nahatonga an'io. izany rehetra izany dia vokatry ny fahadisoan'ny politika aty amintsika Madagasikara sy amin'ny tany mahatra rehetra.
9. xxx ( 21/11/2005 15:00)
samy naneho ny heviny ny mpanao politika, ao no milaza fa cinema, ao ny mi-condamner tsotra izao ...
http://www.lagazette-dgi.info/index.php?option=com_content&task=view&id=913&Itemid=30

fa ity no ho hitako hoe niavaka indrindra ...
Pierre Tsiranana : « Avec tout ce qui s’est passé ces derniers temps, je pense que Marc Ravalomanana devrait faire un examen de conscience, car c’est vraiment un signe que la situation à Madagascar est très grave. D’autant plus que l’homme qui a voulu attenter à sa vie a voulu le faire dans la maison de Dieu. »
10. Herimiafina ( 21/11/2005 18:16)
Hita amin'ity tantara ity ny maha samy hafa ny intelligence sy ny connaissance ary ny savoir faire.
11. vale ( 21/11/2005 18:49)
ravatorano> andraaay!!!!!
12. Herimiafina ( 21/11/2005 22:33)
Maninona i ravatorano ry vale? hehehehhee:-D:-D:-D:-D
13. dadabe ( 22/11/2005 01:37)
:-w:-w fa maninona hono i ravatorano e??:@de mety ho ppossibl ve hoe halaza be raha hoe nisy saika hitsabo hono ny Prsident ( mamelona fa tsy mamono a) :D
14. vale ( 22/11/2005 02:39)
herimiafina> kamo ono izy anao komentera!hihihihi
15. vale ( 22/11/2005 02:41)
herimiafina> nefa le mamaky gazety tena tsy dia manintona ahy fa raha mba azony résumena le izy izao an!fa tsy olana ka!hihihi
16. ravatorano ( 22/11/2005 07:18)
vale
17. pika ( 22/11/2005 07:43)
mety nisy nanararaotra koa anie ny fisin'io lhl io manao ohatra izany dia satriko aza maratra entina handotoana ny mpankahala izao fitondrana izao asa aloha fa ambavan'ny maro izany na eny an-tsena na ny any anaty taxibe
dia tena mivonona ny hamono ve dia mitonontena mivezivezy :-D:-D
na marina aza izany dia tokony hiheritreritra dada ra8 hoe fa maninona, ny nataoko ve no tsy nety :roll:
18. xxx ( 22/11/2005 08:49)
hita wa akia ry pika - olona hamono Prezida kou ve de hande hi-se faire remarquer beeeuuuuh!

fa dia tena fiheverana ny vahoaka ho IDIOT mihitsy izany le sinema eh - ozy le mpanao gazety iray izay hoe mahay maka fon'ny vahoaka ony ny filoha ra8 :-D :-D
19. mandrindra ( 22/11/2005 11:26)
Feno zavatra tsy mitombina ny lazain'ny gazety.
Lazaina fa tsy salama saina, nefa tompon'iandraikitra amina agence de voyage.
Olona tsy salama sain ve dia omena fahazondalana hitondra basy (izay havaozina isantaona).
Ny tribune ary dia milaza mihitsy fa olona akaiky ny mpitondra io ranagahy io, dia tsy salama saina ve izany ny mpitondra?
20. fijo ( 22/11/2005 21:15)
za koa mametraka ireo fanontaniana ataon'i mandrindra ireo.satria nahagaga ahy hoe olona tomponandraikitra le rangaha io,ary manana fahazoan dalana hitondra basy.tsy mararay saina kosa ngamba izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3892