Nisy saika hamono ny filoha Ravalomanana
21. LazaRandri
(
22/11/2005 23:03)
hay ve ka mpitsikilon-dravalo ingahy rainy e! hahaha! lasa nivadika hollywood ny FLM. hahaha
22. pika
(
23/11/2005 05:44)
politika izany zanako fa aza mety rebirebena :-D:-D
zao izao tsy nekena ny tetsy@ kianjan'ny ..... :-D nilay ilay fika ka
zao izao tsy nekena ny tetsy@ kianjan'ny ..... :-D nilay ilay fika ka
23. Herimiafina
(
23/11/2005 05:48)
Tsy aleo ve mandinika ny hanasoavana ny taranaka amin'izay e, asio jiro sy rano any Talan'Ivolonondry de any Talata Morokay fa mijaly ny tambanivohitra te hijery film de lasa mandositra aty andrenivohitra daholo e, hehehehe:-D:-D
24. xxx
(
23/11/2005 06:23)
:-D:-D ny acteurs asina makany ambanivolo faza avela ijanona ao ambotsirohitra sy toby fifohazana amboibao e :-D:-D
26. LazaRandri
(
23/11/2005 23:00)
hahaha! maninona ny fitondrana tsy manao dementi? Manaiky manoa tsy miteny, minoa fotsiny ihany. hahaha.
Fa ingahy rainy mpitsikilo aloha dia mampalahelo fa azo antoka ho akombon-dramose ny vavan'izy mianakavy e!
=> maloto ny politika leretsy a!:-D
Fa ingahy rainy mpitsikilo aloha dia mampalahelo fa azo antoka ho akombon-dramose ny vavan'izy mianakavy e!
=> maloto ny politika leretsy a!:-D
27. xxx
(
24/11/2005 07:12)
fa i fijo ve tena manaiky ataon'ny mpitondra ho idiot mihitsy sa ao anatin'le mpitondra mihevitra ny vahoaka ho idiot e?
lazain'ny mpanao gazety fa oll marary saina, nefa oll manana andraikitra mampiasa atidoha be (sa izany no adala manan-tsaina!) --- de lazaina fa nivezivezy tao ampiangonana no nisavana azy! na izaho aza angamba no hisy hamono, mbola ho mailo ilay oll sady miafinafina fa sao de gaja manjamaty ... dia hamono prezida ve hanao izay hahitan'ny be sy ny bobaka azy ao ampiangonana? dia amin'izay oll fanta-bahoaka be ao ampiangonana no hanao an'zany ...
alefaso any ambanivoatsa marina izy manao ny cinema-ny fa ny anay aleonay mijery nicolas cage na richard gere! - ny an'reny mba elaela vao kobo ny fika :-D :-D :-D

28. fijo
(
24/11/2005 23:01)
xxx za aloha sahy miseho rehefa mamoaka hevitra fa tsy sariny ka hiafina.
za koa dia tsy mino izay rehetra henoko raha tsy misy porofo.ary hatramin'izao aloha dia tsy mbola misy zavatra na porofo mivaingana heno ,fa mbola tombana no betsaka,ka sarotra ny mitsara.sa ny anareo,avy dia misy marina sy diso avy aty ampiandohana???????
satria nisy nilaza fa film iny dia avy dia hino.sa izay koa le idiot ny mpanohitra???????

30. xxx
(
25/11/2005 07:35)
fijo - ananana porofo daholo ve ny halatra be vava malaza fa nataon'deba 8) 8) sy ny forongony? raha eny, maninona izy no tsy tonga dia boucler-na ?
31. eprom
(
25/11/2005 12:02)
fijo - ananana porofo daholo ve ny halatra be vava malaza fa nataon'deba sy ny forongony? raha eny, maninona izy no tsy tonga dia boucler-na ?
Soa ihany nareo miafin'endrika fa raha tsy izany afa-baraka. Ka na manana porofo mitohoka amin'ny tenda aza rangahy de moramora ny manameloka an'i deba? Aiza ary nareo izany. Misy lafiny politika be ne io eh. Afa-tsy izay mety ho fandranitana adim-poko avy eo. Toa teoria be ny anareo izany le.
32. fijo
(
25/11/2005 12:26)
za aloha dia tsy nino avy hatrany hoe film iny na tsia.izao toa voaporofo fa tsy mpiasa tao amin'ny filoha ilay rangahy.nefa dia natao nalaza izany resaka izany.
halatra nataon'i deba????maro ny profo ananana,saingy aza hadino fa ao ambadika la frantsa ka sarotra ny hisambotra azy.
halatra nataon'i deba????maro ny profo ananana,saingy aza hadino fa ao ambadika la frantsa ka sarotra ny hisambotra azy.
33. jentilisa
(
25/11/2005 13:00)
Araka ny nolazain'ny gazety dia tsy mpiambina na ao amin'ny prezidansa velively rangahy io. Raha tsy izany dia tsy nolazaina mihitsy ny anarany. Heverina fa fanatika amin'ny resaka israely (ankehitriny) kosa izy. Rajabaly ihany koa tsy haka olona atahorana hanaonao foana izany.
34. Herimiafina
(
25/11/2005 18:57)
Avoty ny taranaka klé, zany climat zany ve no iainana marina mafy. hehehehe:-D:-D:-D:-D
35. LazaRandri
(
25/11/2005 19:45)
fijo:iza no nanaporofo an'izany, gazety ve? hahaha. ny mpitsikilo (agent secret) koa ange tsy mpiasa ofisialy ao amin'ny presidence fa ao amin'ny...e! hahaha. Fa mba mahalasa saina ity izy mpivezivezy tao amin'i Ramose hoa ry Fijo a, ny fikambanan'ny tantsaha anefa tsy mahazo audience e :)
za aloha dia tsy nino avy hatrany hoe film iny na tsia.izao toa voaporofo fa tsy mpiasa tao amin'ny filoha ilay rangahy.nefa dia natao nalaza izany resaka izany.
36. fijo
(
25/11/2005 20:25)
mpivezivezy tao ahoana?????tsy mbola nisy nilaza an'izany na ny gazety azaa.ary ralaza izany koa mitady hanao voninahitsy an.
37. xxx
(
26/11/2005 03:17)
Mais, plus d’un constataient que les renseignements livrés jusqu’à présent par la présidence de la République sur l’identité de cet Yvon Randrianoavy s’avèrent insuffisants. Ce qui ne permet pas pour le moment aux analystes et aux observateurs de conclure si l’événement n’a été que “du cinéma” ou si c’était réel. Hier, une investigation que nous avons menée auprès des chrétiens fréquentant le temple FLM d’Ambohibao nous a permis de savoir que Yvon Randrianoavy est un Ex- membre du comité (Komitim-piangonana) de cette église. Une autre investigation que nous,(Madagascar Tribune), avons effectuée hier même cette fois-ci auprès des gens fréquentant le Palais d’Ambohitsorohitra a abouti à la conclusion suivante: Yvon Randrianoavy serait parmi les agents de renseignement de la Présidence. Il se trouverait même parmi les hommes de confiance du président Ravalomanana car il serait maintes fois envoyé par ce dernier en mission à l’extérieur.
http://madagascar-tribune.com/index.php?JOURNAL=757&ART=13743
http://madagascar-tribune.com/index.php?JOURNAL=757&ART=13743
38. fijo
(
26/11/2005 05:32)
fa mba saino kely,raha mpiasa tao ve,dia naseho be toa io ny momba le olona???????ny sariny,ny fiainany sns.,,,,ary io gazety io ihany avy eo no nanambara fa kay tsy nisy fifandraisany tamin'ny manodidina ny filha ilay rangahy.dia iza no avy dia horaisina fa tena marina????
39. xxx
(
26/11/2005 05:36)
LazaRandri:ny gazety koa ve tsy hakombony mangingina????? :-D:-D:-D:-D:-D
Fa ingahy rainy mpitsikilo aloha dia mampalahelo fa azo antoka ho akombon-dramose ny vavan'izy mianakavy e! :-D
40. pika
(
26/11/2005 06:25)
na iza izy na izy dia izao fotsiny ny tsapan'ny ankamaroan'ny olona hoe tsy misy olona handeha hamono filohampirenena izany ka handeha hitonontena
raha misy te hanao izany azony natao tsara anie ilay izy vao nivoaka ny fiarany iny e na efa tsara place tany ambony izy
ary iza lazaina fa oh ny misy fahavoazana nahoana no mbola omena fahazahondalana mitazona basy sns....
hihii kitapo be ve no asiana basy hamonoana andra8
fandrebirebena ny saina hihala kely @ adimiainana no betsaka hoy ny olona