Nisy saika hamono ny filoha Ravalomanana

41. xxx ( 26/11/2005 14:01)
eprom:
Soa ihany nareo miafin'endrika fa raha tsy izany afa-baraka.
soa ihany mihitsy fa niafina. toa tena miahaka be zah zany. zah nihevitra hoe fanjakana marina sy masina no hampiarina, izany hoe rehefa misy porofo dia :( . izany mantsy no nangalana ny fon'ny malagasy teny amin'ny 13 mai. hay izy ireny izany nisy tohiny hoe "selon la definition et volonte de ???" ... fa saingy tsy noteneniny teo amin'ny micro !!!

42. xxx ( 27/11/2005 16:37)
Mbola ts anjara zany no maty fa tsy maintsy maty fona izy refa tonga ny anjarany ooo!!
43. xxx ( 28/11/2005 04:06)
fanga misy ny acteurs maty aperinasa?:-D:-D:-D:-D
44. Herimiafina ( 28/11/2005 04:44)
Vonjeo re ry lanitra fa feno matoatoa ato klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
45. pika ( 28/11/2005 05:12)
ka raha maniry loza anie dia Atra lakalaka e :lol:
ary fa nga matahotra matoatoa koa raherimiafina e :?:
misy matoatoa tsara fanahy ka =))=))
46. Herimiafina ( 28/11/2005 05:20)
pika:

ka raha maniry loza anie dia Atra lakalaka e :lol:
ary fa nga matahotra matoatoa koa raherimiafina e :?:
misy matoatoa tsara fanahy ka =))=))

Ka mampatahotra fa manatokatona akaiky be tsita orohana akory knou, hehehe:-D:-D

47. jamal ( 28/11/2005 19:08)
Jereo ny an'ny tena f'aza mino zay koran'ny gazety zany ho'a.Tsika koa lasa déformé @ film sy pôlitika daholo fa iza no mahalala fa i razoky yvon anie ka nainga handeha hitifi-borona rehefa avy nivavaka tao e!! olona mitondra basy tsy chargé sady mbola anaty kitapo aza mapikoropaka tsika koa raha misy attentat à la bomb zany tsy tonga dia milevom-belona jiaby.

Aza misy zany!!
48. pika ( 29/11/2005 05:19)
hitifi-borona rehefa avy nivavaka
nefa dia mbola misy ihany ny vendrana manaiky atao kilalao ny sentiment de matahotra ery

tsita orohana akory

omeo biz'oroka izy e hihihi de voarainy

ba atoraka mamy be omena azy

49. fijo ( 29/11/2005 22:48)
dia mitohy indray ny fiainana e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1548