anao tiako!!

1. fiaritiana ( 21/11/2005 12:44)
Salama daolo tompoko!!

mba misy manana ve azafady ilay hiran i Babaique sy Cynthia hoe Anao Tiako io??
mba andefaso tonony raha mba misy manana

misaotra mialoha!!
novalian'i chipie1 ny 25/11/2005 19:58
2. ari.malala ( 21/11/2005 12:54)
Ny fitsangano teto rango maraindrainy,
Tsy nandehanako niasa,
Fa andro foiky tavandraina.
Tambezako anao mandalo eto andraniana.
Ikoranako raha anaty foko ela tao.
Azafady, azafady.
Azafady aminao, mba azafady.
Ialako tsiny koa
Manakana anao am-pandianana.
Fa sao dila niany izy manjary adalana
Izaho tsy ho maro kabary,
Sao ataonao mavandy,
Izy ity efa ankitiny efa tsy sangisangy.
Anao tiako !
Ny anana anao raha niriako,
Hiankany aminao tsy ataoko,
Volana raha tianao fa amiko.
Marary aminao hitarainako o!
Miaraka aminao zaho mahery.

Andra iny eky niany andra iny?
Naharinesako korana kara tsy mampino.
Donc zaho manonofy sa jeriko efa roso,
Lehilahy tiako tia zaho tsy nampoiziko hikozy.
Tsy nampoiziko, tsy nampoiziko, tsy nampoiziko.
Zay raha tsy nampoiziko, tsy nampoiziko.
Efa ela niambesako,
Ndraiky ianao saiky tara.
Zaho efa kivy, efa tsisy espoir.
Zanahary koa anano, manantena tsara.
Laginy milefa mandala andra tsara.

Anao ko tiako,
Ny anana anao raha niriko,
Havandy aminao tsy ataoko,
Anao zay raiky fo tiako.
Zay tany ombanao alehako,
Manana anao zaho mitreky.

Toro tena tsy ary manano matesa.
Mangataka hanjary ro, hamafaso isaka lera.
Hiraka isika mba aharitry ela,
Ambara ry havana aza asiana tavela.
Ataon-tsika fomba,
Ataon-tsika fomba.
Zany edy mampanjary mitady vady.

mihirà finaritra aky a :)
3. lapino ( 21/11/2005 13:06)
Ao amin'ny tononkira ange le izy e Jereo ato:wink:
4. fiaritiana ( 21/11/2005 14:33)
tena misaotra betsaka lapino a! tena miady amiko mihitsy io hira io
mssy bcp aky a!!
ary zà nijery babaique , hay kay le izy babaiky, diso ny fitadiavako
mssy an!!
bizz mamy be
5. fiaritiana ( 21/11/2005 14:36)
ari.malala:

Ny fitsangano teto rango maraindrainy,
Tsy nandehanako niasa,
Fa andro foiky tavandraina.
Tambezako anao mandalo eto andraniana.
Ikoranako raha anaty foko ela tao.
Azafady, azafady.
Azafady aminao, mba azafady.
Ialako tsiny koa
Manakana anao am-pandianana.
Fa sao dila niany izy manjary adalana
Izaho tsy ho maro kabary,
Sao ataonao mavandy,
Izy ity efa ankitiny efa tsy sangisangy.
Anao tiako !
Ny anana anao raha niriako,
Hiankany aminao tsy ataoko,
Volana raha tianao fa amiko.
Marary aminao hitarainako o!
Miaraka aminao zaho mahery.

Andra iny eky niany andra iny?
Naharinesako korana kara tsy mampino.
Donc zaho manonofy sa jeriko efa roso,
Lehilahy tiako tia zaho tsy nampoiziko hikozy.
Tsy nampoiziko, tsy nampoiziko, tsy nampoiziko.
Zay raha tsy nampoiziko, tsy nampoiziko.
Efa ela niambesako,
Ndraiky ianao saiky tara.
Zaho efa kivy, efa tsisy espoir.
Zanahary koa anano, manantena tsara.
Laginy milefa mandala andra tsara.

Anao ko tiako,
Ny anana anao raha niriko,
Havandy aminao tsy ataoko,
Anao zay raiky fo tiako.
Zay tany ombanao alehako,
Manana anao zaho mitreky.

Toro tena tsy ary manano matesa.
Mangataka hanjary ro, hamafaso isaka lera.
Hiraka isika mba aharitry ela,
Ambara ry havana aza asiana tavela.
Ataon-tsika fomba,
Ataon-tsika fomba.
Zany edy mampanjary mitady vady.

mihirà finaritra aky a :)



misaotra betsaka aky ari malala an!tena efa ela izy io no notadiaviko kay sendra ny namana nanana azy
merci an!!
bizzzzzzzmamy beeeeeeeee
6. majakely ( 21/11/2005 20:09)
fiaritiana hatraty io ,,,tiko b kou io hira io ka¨¨"Mampangotsika ::.....hihi
7. fiaritiana ( 21/11/2005 21:58)
hay majakely koa tia an io? samy tia zany isika e!sady raha tena mba atao duo io a!izany hoe hiraiko mihitsy zany e! hum!!tena vao maika tsara!
8. Veloo ( 22/11/2005 21:45)
fiaritiana a,
arak'ilay lazain'i lapino ao @ tononkiran'ny sera2 presque ao doly izay hira tian-njy an
9. ari.malala ( 23/11/2005 05:46)
fiaritiana, de ri1 ky a, mihirà finaritra refa maihta ol mahay tsara ny feon'i Babaiky fa tsara b io an ;):):-*
10. fiaritiana ( 23/11/2005 10:36)
Veloo:eny aky a! fa indraindray diso ny fanoratako azy ohatra zao hoe babaique kay le izy babaiky!:-D

ari.malala:ie tena zany mihitsy,nefa sarotra koa no mahita ol ohatran ny babaiky anie e!, misotsa aky an!

annonce:
o re olona e! zay mahay mihira ohatran ny babaiky de lazao fiaritiana fa mila manao duo izy o!!:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
11. ari.malala ( 23/11/2005 11:08)
fiaritiana, mandàna aky any @ antson'ny fo d any miteny fa bdb ny kil hamaly anjy a :-D
12. chipie1 ( 23/11/2005 12:00)
mpihira vaovao nga zany ? toa tsy hainay :-P
13. fiaritiana ( 23/11/2005 14:18)
ari.malala:ho avy zà e

chipie1:mbola tsy henonjy mihitsy ve zany babaiky izany? ari.malala mety mahay manazava bebe kokoa e
14. sonwin ( 23/11/2005 14:30)
fa ahona ny feon'io hira io? hirao kely hoe
15. fiaritiana ( 23/11/2005 18:23)
allo! maheno ve sonwin e! zany hiraiko zany le izy!
16. Veloo ( 23/11/2005 19:04)
fiaritiana marina ny anjy retsy a,
za ko tianao an hihihihih
17. ari.malala ( 24/11/2005 06:22)
ts tena vaovao b nefa koa ts tena ntaolo b, genre kaiamba reny ny hirany, ts haiko efa henonareo v le fitiavanamana? iny zao hirany. Mitovitovy style @ Dedesse izy e :)
18. fiaritiana ( 24/11/2005 08:29)
tena mbola tsy henoko zany fitiava namana zany, sarine zao ny henoko!!
19. ari.malala ( 24/11/2005 09:07)
tsara b ko zay hira izay :) ie, reny ny hirany aky a, hay hainjiko ihany izy ko
20. fiaritiana ( 24/11/2005 14:06)
aiko fa i sonwin ono te hihaino ny feony!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.367