Un appel aux Musulmans du monde

1. xxx ( 21/11/2005 23:31)
http://www.faithfreedom.org/French/sina30308F.htm

Nahitsin'i hery
novalian'i Bariry ny 27/11/2005 22:33
2. Bariry ( 22/11/2005 02:29)

Raha ny zava-misy kalouh d otran'ny nifanohitra amin'io voalaza io. raha ny nahenoako azy koa dia toa hoe rehefa mahavita ireny Ramadan ireny hono ry zalah, de otran'ny hoe tena asa fivalozana angamba raha izany no mety hilazana azy ny mandoko voloparasy vhvy kristianina mifanena azy.
3. jentilisa ( 22/11/2005 07:29)
tandremo kosa mametraka tsaho an! eny e tsy fantatro aloha izay fahamarinany e! misy ohatra sekoly miozolmana ery Andavamamba ery mametraka ny filamatra hoe Amour pour tous, haine pour personne!

fa dia lasa teny frantsay be izany resaka izany!
4. tsimiandravola ( 22/11/2005 13:42)
misaotra an\'i XXX namosaka an\'io méssage io.Tsy te hanamarin-tena amin\'ny efa voalazako momba ny silamo aho,ary tsy tiako ny mihantsy.Ny iriko kosa dia ny ahatongavan\'ny tsirairay saina fa na dia eo aza ny tolérence réligieuse tsy maintsy ananana ,dia tsy misy antony mihitsy izany isakanan-tena tsy hi-kritika,na ny marimarina koa angaha hoe hamosaka ny fahamarinana mba ho fanefitra ny amin\'izay mety hiseho.Ka rah misy olona Silamo tonga saina dia ataoko fa adidin\'ny tsirairay ny miaro sy manohana azy amin\'ny tolona ataony,satria ny fatwa no eo ambony lohany.
le 11 septembre, les bombes humaines en Israël, les massacres au Timor Oriental et au Bengladesh, les enlèvements et les meurtres aux Philippines, l’esclavage et le génocide au Soudan, les crimes d’honneur au Pakistan et en Jordanie, la torture en Iran, la lapidation et les mutilations en Afghanistan et en Iran, la violence en Algérie, le errorisme en Palestine et la misère, la mort, dans tous les pays musulmans.

Ka ho amin-dry zareo dia \"terre de guerre\" i Madagasikara ka mbola any amin\'ny resaka \"soupe populaire aloha izao no resak\'i ry zareo.Fa manahy aho any aoriana any ny hivadihan\'izany ho resaka \"terre d\'Islam\".
Ka ny vaha olana amin\'io dia tsy misy afa-tsy ny promotion active de la laïcité satria tsy misy afaka ny hanery ny olona hino ny fivavahana na fahendrena hafa.Lavitr\'hezaka nefa izany lalan-tokana izany,ka dia mahereza daholo.
5. fijo ( 23/11/2005 05:26)
izany rehetra izany dia vokatryny finoana zavatra tsy hita sy tsy hay niaviana,ka tandremo ihany e
6. zama91 ( 24/11/2005 20:50)
alohan'ny hitsa&ratsarantsika eto aloha mba tokony ho fantatra ihany ny atao we musulmans fa tsy dia mihinana amabolony fotsiny.Ary aza hampitoviana ny musulmans sy ny extremiste.
7. zama91 ( 24/11/2005 21:01)
marina daholo ireo zavatra voalaza etsy ambony ny momban'ny extremiste musulmans amin'ireo pays voalazanao,saingy adinonao fa& misy koa ny extremiste kristianina.Mba voalazanao tao ve ny complisiten'ny fiangonana ny famonoana ny jiosy 6millions,t@ 2em guerre mondiale,ny fanavakavahana ataon'ireo kritianina blanc any etazonia an'ireo mainty t@ taona 60, ny apartheid tany afrika atsimo,ady katolika sy protestant any irland du nord.Ny famonoan'ireo milice chretien an'ireo mpitsoamponenana palestinianina t@ guerre civil tany libans.Sa rehefa ny- milaza ny tenany ho kristianina no mamono olona dia masina izy izay
8. Bariry ( 24/11/2005 21:18)
Misaotra Zama â, nampahatsiahy ny fahalavoan'ny kristianina koa. Inona ary izany no tena masaka sy tokony hatao mba tsy ho "sources de violences" intsony ny finoana? Mba ho sources de paix amin'izay!
9. rainisalama ( 24/11/2005 21:54)
Bariry:

Misaotra Zama â, nampahatsiahy ny fahalavoan'ny kristianina koa. Inona ary izany no tena masaka sy tokony hatao mba tsy ho "sources de violences" intsony ny finoana? Mba ho sources de paix amin'izay!
Amiko dia izao: ho vitan'ny tsirairay,na antokom-pivavahana tsirairay ve ny manaisotra ao anatin'ny boky masiny avy an'ireo teny na fehezan-teny,na tokony ,na andininy,mety ho azo interpreter-n'ny tendence fondamentaliste ka hanaovany extremisma???
Ohatra izao:ny an'ny jiosy sy ny kristianna dia tokony halàna ao anaty baiboly ny fitenin'i Jehova maniraka ny hebrio manao hoe:"quand tu seras sur la terre que j'ai promise pour l'heriter,tu extermineras jusqu'au dernire,les indigènes,les sorcières,les diseurs de bonnes aventures,les idolâtres etc " (j'extrapole bien sûr).Dia manao izay koa ny Silamo... sns.Dia izay strictement spirituel sy pasifika sisa no ajanona.

Ho vita ve izany???
Ary rehefa tsy ho vita izany,dia tsy maintsy mi-insista any amin'ny fiaraha-monina laika araky ny filazan'ilay namana etsy ambony isika.Io ilay hoe separation de l'Eglise ou d'autres confessions et l'Etat.
Sa ahoana?

10. LazaRandri ( 24/11/2005 23:34)
rainisalama:
j'extrapole bien sûr

- aza mamorona ny tsy misy ao amin'ny Baiboly. hahaha
- Ny voatanisa ao amin'ilay roihy etsy ambony dia voasoratra ao amin'ny Coran tokoa fa tsy misy fanitarana.
11. fijo ( 25/11/2005 00:01)
ary maninona moa nareo raha tsy mino dia vita e.jereo ,fa ny finoanareo no mahatonga izao gidraka izao ko,tsy aleo hatsahatra any,sady zavatra tsy mbola nisy nahita ve no hampiady.
12. zama91 ( 25/11/2005 15:40)
fa rehefa mino moa dia ahoana ny tohiny satria ny devoly koa mba mino saingy matahotra???
13. Bariry ( 27/11/2005 22:33)
message

Amin'izao fotoana izao anie mivoatra ny fomba fanaovana téolojia. Efa misy an'izay interprétation herméneutique izay, izay notrandrahin'i Paul Ricoeur tsara rehefa hitany tamn'ireo mpialoha làlana azy. Io principe d'interprétation io raha ampiharina dia mi-considérer ny contexte sy ny histoire tamin'ny nanoratana ireo textes ireo. Saingy asa na ho raisin'ireo téolojianina isam-pinona avy io na tsia. En plus koa na hametraka fotokevitra misokatra kokoa sy tsaratsara kokoa aza, ny olona miaina (ny mpino) azy no tena zava-dehibe. Dia ahona izny??????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2251