hatsikana: promesse

1. diamondra27 ( 20/11/2005 19:46)
indray mande hono de nisy lhl iray antsoina hoe: Rakoto mpisotro taoka be le zalahy , de nitady zao solutions rehetra izao le vadiny fa e e e tsy mety miova le vadiny: Rasoa fa any @ bistro foana no ahitana na'i Rakoto ary tsy mody raha tsy efa katry be.
En temps normal ary de nanao promesse tamin'ny vadiny izy fa tena nalahelo mafy sady natahotra kely ihany hoe sao de ilaozan'i Rasoa eto za, dRasoa aza matahotra ianao fa tsy hanitsaka io bistro io intsony ny tongotro manomboka rahampitso.
de inona hoy nareo tena tanteraka tokoa le promesse fa zao tsy niditra t@ tongony Rakoto fa nanao équilibre le mitsongoloka reny: tanana no mipaika @ tany de ny tongotra ambony....
novalian'i antandroy ny 25/11/2005 06:17
2. Veloo ( 20/11/2005 20:13)
loza mihitsy ny mamo lava kle :-D:-D:-D
3. lapino ( 20/11/2005 20:23)
Loza ahoana àry, fa lery aza mba mahay dia maingoka! :-D:-D
4. Bariry ( 20/11/2005 21:04)
Zany ve tsy mtovitovitovy amin'ilay nataon'ny foy hehy efa elaela izay manao hoe :
Nisy bandy izay hono mpisotro tôka kouh ledala, saingy ny rahalahiny aatsy Afrika. de isaky ny misotre ledala de vera roa foana : ny 1 ary, ny 1 an'ilay rahalahiny atsy afrika, saingy lery foana no mistro azy roa. Narary ary ny anao lahy de tsy navelan'ny dokotera hisotra tôka tsony. De tsy nisotra ilay very 1 anazy lery , satria tsy mahazo misotra a ny an,ilay rahalahiny atsy afrika amin,ny vera iray no nosotroiny. Tsy hono io misotro io fa ny rahalahiny.
5. Veloo ( 20/11/2005 21:53)
ny mamo dia adala fona ry lapino a:roll:
6. lapino ( 21/11/2005 00:55)
Adala ve izy ry Veloo dia hahatazona ny promesse-ny? Adala koa ve izy dia hahita fika ingénieux be ohatra an'izany? :lol::lol:
7. sasa ( 21/11/2005 05:36)
:-D:-D:-D veloo ka rehefa mamo anie akia mahita atao mintsy ny oul e
8. majakely ( 21/11/2005 07:35)
De ahoana no ataony rehefa hody ,satria izy zao tsy maintsy hoe mamo tampina ...hihihi....Mbola hahatazona ekilibra fona v ??:-D
9. ari.malala ( 21/11/2005 09:11)
:-D:-D:-D:-D:-D
10. mamzelkely ( 21/11/2005 13:08)
marina ny azy:-D:-D
11. diamondra27 ( 21/11/2005 13:16)
majakely: ka le ao @ bistro ihany no tsy alehany tongotra fa refa tafavoaka ao izy de mandeha normal toa ny olona rehetra, fa hitany ihany ny tranony ka , sa te hanampy azy toi
12. diamondra27 ( 21/11/2005 13:20)
majakely: ka le ao @ bistro ihany no tsy alehany tongotra fa refa tafavoaka ao izy de mandeha normal toa ny olona rehetra, fa hitany ihany ny tranony ka , sa te hanampy azy toi
13. diamondra27 ( 21/11/2005 13:21)
majakely: ka le ao @ bistro ihany no tsy alehany tongotra fa refa tafavoaka ao izy de mandeha normal toa ny olona rehetra, fa hitany ihany ny tranony ka , sa te hanampy azy toi
14. diamondra27 ( 21/11/2005 13:22)
majakely: ka le ao @ bistro ihany no tsy alehany tongotra fa refa tafavoaka ao izy de mandeha normal toa ny olona rehetra, fa hitany ihany ny tranony ka , sa te hanampy azy toi
15. vale ( 22/11/2005 02:49)
hihihi, tena izay izany vao oe tratran'ny "promesse d'ivrogne" rasoa kely!ndriiiii...
16. ari.malala ( 22/11/2005 11:28)
diamondra a, ary manin no averina in4 b zao le izy? :-D
17. lapino ( 22/11/2005 11:38)
vale:

hihihi, tena izay izany vao oe tratran'ny "promesse d'ivrogne" rasoa kely!ndriiiii...

=))
Fa promesse tenue :wink:
18. diamondra27 ( 22/11/2005 13:18)
ari malala: tsy za akory no tia amerina inefatra fa fauten'ny moderateur io e! mbola nanao reparation ndray ry zareo omaly.

De kopy nareo @ manaraka raha misy an'io foana @ hevitra na de tsy za aza fa raha vao miverina indroa na inefatra de manao reparation zay ny moderateur
19. mamzelkely ( 22/11/2005 13:26)
:-D
20. Veloo ( 22/11/2005 21:23)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2033