mitady tononkiran'i Bodo

1. youp ( 22/11/2005 10:38)
Mba mila vonjy ny akama ry zalahy a!mba mitady ny tonon'ilay hira hoe"fisarahana"Bodo.efa ela ela ihany io hira io fa toy izao ny extrait: "...tsy ho ahy angamba ianao, izaho ko tsy ho anao...angina tsy hiteny aho sao dia potika sy lo ...ny fiainantsika roa..."Misaotra betska!
2. miranajm ( 22/11/2005 11:01)
youp:

Mba mila vonjy ny akama ry zalahy a!mba mitady ny tonon'ilay hira hoe"fisarahana"Bodo.efa ela ela ihany io hira io fa toy izao ny extrait: "...tsy ho ahy angamba ianao, izaho ko tsy ho anao...angina tsy hiteny aho sao dia potika sy lo ...ny fiainantsika roa..."Misaotra betska!


Mpakafy Bodo a ary manana ny tonon'io hira io alefako @site tononkira fa mba mila vonjy koa a ra mba mety ny ahy indray ilay hira hoe " the regret is never before" ra mba manana ianao, sa aoana no andefasako ilay hira any @nao
3. fiaritiana ( 22/11/2005 20:57)
zay izany le hoe takalo pats vidim-pihinana a!:-D:-D:-D
4. ari.malala ( 23/11/2005 05:43)
youp:

Mba mila vonjy ny akama ry zalahy a!mba mitady ny tonon'ilay hira hoe"fisarahana"Bodo.efa ela ela ihany io hira io fa toy izao ny extrait: "...tsy ho ahy angamba ianao, izaho ko tsy ho anao...angina tsy hiteny aho sao dia potika sy lo ...ny fiainantsika roa..."Misaotra betska!




raha tsy ho eo intsony ioay fitiavana hatri'zay
raha toa hizara roa ilay fo iray
raha toa ka ho rava izay naorintsika izay
raha toa ka nangatsika ilay fitia
dia aza asina teny intsony fa aleo hivalona avy hatrany
aza asina alahelo na arahina tomany
avelao hivalona @izao satria nilaozanao
sao potika sy lo ny fiainantsika roa
tsy ho ahy angamba ianao izaho koa tsy anao
hangina tsy hiteny aho sao dia potika eo ny fo
tsy maninona raha toa tsy anjarantsika roa
ny hikamana ho tena iray tokoa
tsy maninona raha toa fanirina iray tsy to
tsy isika no mandahatra mialoha
fitiavana tsy matotra na koa tsy mahafehy tena
satria sahy nadĂ  izay efa nekena
avelao hivalona @izao satria nilaozanao
sao potika sy lo ny fiainantsika roa
tsy ho ahy angamba ianao izaho koa tsy anao
hangina tsy hiteny aho sao dia potika eo ny fo
fa fo nifanjohy tsy nifankafohy
nivoady hodoria
kanefa rava foana teo ilay fiainandry
raha toa tsy hifanjohy tsy hifanaradia
tsy hifampitsinjo koa fa tsy to ilay fitia
avelao hivalona @izao satria nilaozanao
sao potika sy lo ny fiainantsika roa
tsy ho ahy angamba ianao izaho koa tsy anao
hangina tsy hiteny aho sao dia potika eo ny fo

tsy maninona raha toa fanirina iray tsy to
tsy isika no mandahatra mialoha

Bodo & Naivo

MihirĂ  finaritra e :)
5. youp ( 24/11/2005 11:24)
tena misaotra betsaka fa tena manan-namana tokoa!!momba ilay hira "the regret is never before"mety ho hananako ihany fa iza no mihira azy:?:dia raha possible inona ny album i Bodo misy an'io "fisarahana"io?sa ianao ko mba manana??:lol:
6. ari.malala ( 25/11/2005 05:37)
youp, tsisy fisaorana e :) the regret is never before d mbola Bodo ihan no mihira azy, d momba ilay album ts manana ah, sady ts haiko we in no misy azy :)
7. dadabe ( 25/11/2005 16:45)
ato raha misy mila tonokira dia i arimalala no anotaniana =championne

anjekaky oo:roll:
8. ari.malala ( 30/11/2005 06:52)
dadabe; :-D:-D:-D
9. fijo ( 30/11/2005 21:58)
anjekaky oo
10. ari.malala ( 01/12/2005 07:27)
:-D:-D:-D:-D:-D
11. youp ( 05/12/2005 12:58)
anjekaky oo:-D:-D:-D:-D
12. fijo ( 07/12/2005 21:45)
anjekaky oooo:-D:-D:-D:-D:-D
13. ari.malala ( 08/12/2005 07:38)
anjakaky oooo:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.236