Inn àry no tiako hotenenina o!!

1. fiaritiana ( 20/11/2005 21:57)
zà sy ny namako izany no niaraka indray hariva avy nanao sport de efa samy hody amin izay, de nandray taxi, izy moa no haterina voalohany satria akaiky ny tranony, somary efa maizimaizina ihany ,de nananihany azy aho tao anatin ilay taxi satria tsy miteny gasy moa ilay chauffeur de hoy aho hoe: sao de lokon ity chauffeur ity volom parasy any aho??
tsy hain le namako le izy? inn zany tenenindry zany?
manontany anareo , inn àry no tiako hotenenina o!?
novalian'i Veloo ny 24/11/2005 23:25
2. xxx ( 20/11/2005 23:17)
Ny parasin'ilay saofera an, dia ny volony andokoany an-djy. Mety hoe ataony pinceau zany de misy tahony hazo lavalava. Dia ataony @le loko fotsy marihidrihitra ireny, fa mety hoe asiany colorant violet :lol::lol:
3. xxx ( 20/11/2005 23:50)
tsy mila coloran violet tsony akia!le tahony lavalava sy le loko fotsy marihitra ihany no ampiasany. de tsy hazo zany le tahona pinceau fa zavatra hafa:lol:
4. xxx ( 21/11/2005 00:32)
Ka loko fotsy ve ho volom-parasy e? :lol::lol:
5. Herimiafina ( 21/11/2005 02:46)
fiaritiana, tokony nataonao hoe "mpamily firakaretsaka" fa tsy chauffeur fa hain'ilay saofera ihany hoe mifosa anazy enao sy le namanao. hehehehe=))=))=))=))

Ny tinao tenenina njay de: aolan'ilay saofera ianao, zany hoe violer-ny na ataony violée, hehehehehe=))=))=))=))
6. sasa ( 21/11/2005 05:33)
Herimiafina za kou vao saik hilaza ny valiny d ny an'lah no tonga aloha.:-D:-D:-D:-D:-D
7. Herimiafina ( 21/11/2005 06:47)
Ka zah tsy naharitra tsony knou, le resaka chauffeur no tena saika hoteneniko de nandeha hoa azy le valiny, hehehehe:-D:-D:-D:-D
8. ari.malala ( 21/11/2005 09:07)
9. fiaritiana ( 21/11/2005 10:43)
herimiafina:enao njay efa crak e!tokony niteny zà hoe tsy azo mamaly enao raha tsy farany, hiiii(laingako zany an)
note:20/20
herym a! ka zà tsy niteny hoe chauffeur taminy fa hoe:ty rangah ty; hiiii

sasa: efa saika hiteny njy an!omena bisous +18/20

de misaotra anareo rehetra nieritreritra o!
mahazo bizzzz mamy be daolo!ari malla sy reo xxx reo
10. xxx ( 21/11/2005 11:39)
fiaritiana < Raha misy taxi ao andrefan-trano ao, dia inona no loko tianao? :)
11. ari.malala ( 21/11/2005 12:07)
fiaritiana, njy ko imena bizou :-*
12. mamzelkely ( 21/11/2005 12:49)
:lol:
13. fiaritiana ( 21/11/2005 14:26)
misaotra an i ari malala

xxx:inn ve no loko tiako? inn moa?
tsy volom-parasy an!fa mainty angamba, hiiii
14. xxx ( 21/11/2005 14:52)
fiaritiana < taxi maizina izany ?:-D:-D:-D
15. Herimiafina ( 21/11/2005 17:42)
fiaritiana:

herimiafina:enao njay efa crak e!tokony niteny zà hoe tsy azo mamaly enao raha tsy farany, hiiii(laingako zany an)
note:20/20
herym a! ka zà tsy niteny hoe chauffeur taminy fa hoe:ty rangah ty; hiiii

sasa: efa saika hiteny njy an!omena bisous +18/20

Otsan'ny matiantoka njay zah zany marina, naleoko njay bisous +18/20 toy izay 20/20 maina be tsisy bisous. hehehehehe:-D:-D:-D:-D

16. fiaritiana ( 21/11/2005 22:04)
teneno àry sasa de atakalo ny anareo e!refa tsy mty izy de :-*aloha ataovy reserve any!!:-D:-D
17. Herimiafina ( 21/11/2005 22:20)
Fa maninn nefany raha 20/20 + bisous e, enao toa akamako any de tsy hanan privilezy kely ve zah, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
18. xxx ( 21/11/2005 23:21)
soa fa mangany loko tiko njinja
19. fiaritiana ( 22/11/2005 09:21)
ok àry herimiafina a!declarena ofisialy eto imason ny akama rehetra fa mahazo 20/20 toi+ bisous be mihitsy
o ry zareo a! io fa efa nomeko izy a!sa mbola tsy ampy ndray io ry herimiafina? tsy manana omena tsony zà koa!!:-D:-D
20. fiaritiana ( 22/11/2005 09:23)
xxx: zà koa aloha tia manga e!preske loko tiako daolo sauf le madera be reny, mavo be,maitso be(fluo zany e),....hiiii, fa maninn ary xxx miafina e! hery aza efa tsy fidiny hoe herimiafina!!lol
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1507