Inn àry no tiako hotenenina o!!
21. sasa
(
22/11/2005 14:20)
Herimiafina izay voasoratra d voasoratra hoy Pilaty tsy azo atakalo kan, aleo ny an'ahy bisous+ 18/20 hi hi hi hi
fiaritiana saotra anjy nanome bisous sy note an'ahy :-*:-*
fiaritiana saotra anjy nanome bisous sy note an'ahy :-*:-*
24. fiaritiana
(
22/11/2005 21:02)
sasa ange tsy mety e!!so de toriany eo zà ka!!:-D
fa angaha tsy ampy le 20 sy bisous e sa ampiana rora kely:-D:-D amin zay tsy maina???:-D
fa angaha tsy ampy le 20 sy bisous e sa ampiana rora kely:-D:-D amin zay tsy maina???:-D
25. Herimiafina
(
22/11/2005 21:21)
Otsan'ny tsara tampoka le bisous de ilaiko bedabe noho le naoty knou, hehehehe:-D:-D:-D:-D
27. Herimiafina
(
22/11/2005 21:25)
Io Veloo fa tonga, ary andeha any amin'i Veloo zah no hangataka bisous raha izany, hehehehehehe:-D:-D
28. sasa
(
23/11/2005 04:51)
Herimiafina any am ravakamalala elah maka fa izy no futur femme an'lah, fa kendain'i dadabe eo elah raha maha any am Veloo fa vady mariazy virtoalin'i dadabe anie i Veloo e:-D:-D:-D:-D
29. Herimiafina
(
23/11/2005 05:11)
Aiza marina aza i ravakamalala izay, future femme chéri-keliko, zao zah lasa mangataka bisous any amin'i bebe Veloo, hehehehe:-D:-D
31. Herimiafina
(
23/11/2005 05:57)
Ngo de mba hitanao any le future reninjanako iny ry ari.malala, hehehehehehehe:-D:-D:-D:-D
32. ari.malala
(
23/11/2005 06:01)
tena ôtran'ny ts nahatazana anazy ah lesy... mitadiava lesy consolation any ankafa a :-D:-D:-D
33. fiaritiana
(
23/11/2005 10:43)
zà efa manome nahiliky herimiafina koa, ny tsy hita indray no tadiavina!:snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif:
34. Herimiafina
(
23/11/2005 15:28)
Hay omeo kely ary kalongany mandrapahitako azy ry fiaritiana an, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
35. fiaritiana
(
24/11/2005 21:02)
dé refa tonga izy de ho aiza zany zà:snif::snif::snif:
fa iny ihany àary e! ho marik le fandalovana:*
fa iny ihany àary e! ho marik le fandalovana:*
