Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i kilalaki, milahatra araka ny daty
kilalaki
(
22/11/2005 08:45)
eritreritra mandeha...
manao ahoana daolo e!!
izao hoa ,ianareo ve tsy mba mahatsapa an'izao zavatr'zao,mba nanao ahoana ny endriky ny serasera ara-mpiarahamonina raha mba ny maty indray no hifaliana de ny teraka no itoma...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 28/11/2005 10:06
kilalaki
(
19/11/2005 20:27)
izaho aza mba gaga
-eh!!
-hi:lol::lol::lol:aho..ahoana zay ramo:lol:se
-fa maninona aho no ihomehezan'ialahy foana isaky ny mandalo eto?
-:lol::lol: izaho koa aza mba gaga ko!
-inona no mahagaga an'ialahy @n'izan...
tohiny
novalian'i Veloo ny 24/11/2005 23:36
