teinture

1. mamzelkely ( 24/11/2005 12:39)
hono wa ry reto sô de mba misy afaka manome conseil kely kay am resaka teinture fa ny voloko zany ts mandray loko mits sô de misy zvt tokony atao aminy kay alo ef in bdb za zay nandoko fa ts hita mits le izy ts mitsahatra miova produit fôna za nefa tsy mety lava:roll:
mbô apio re e:-D
novalian'i didax ny 23/01/2006 20:14
2. fara ( 24/11/2005 13:12)
Hitanao,betsaka ny oul no manana problème toy izany,fa rah tsy manatona specialiste ianao,dia traitena kely ny volonao tsy mety mandray loko mintsy.zah manko hitanao mpanao volo,dia mahalala tsara ny antony izany,eny e,misy zavatra tokony hohataonao,nefa rah holazaiko anao aza le izy ,tsy ho fantatrao akory,nefa holazaiko iany,fa sao d kamo hanantona ahy ianao,asio 20volume rehefa alohann'y hanasana azy,d izay vao hatao coloration.Ary hahitsiko kely ianao,fa coloration no fiteny,na kou couleur,fa tsy teinture ,na teint,fa ny lamba no teinter-na ,fa ny volo kosa colorer-na.
3. pika ( 24/11/2005 13:45)
tsy mpanao volo oh ny fara akory aho a
fa mba hilaza koa ny fanaoko fa asa na mety na tsia aminao
sasana tsara ho hafaka ny menaka dia atao maina tsara vao lokoina dia araina ny temps de pose
raha tsy dia mety dia azo décolorena ny volo mankanesa any @ mpanao volo fa rehefa avy decolorena dia mivoaka tsara araka izay hitiavanao azy
4. Fanja1 ( 24/11/2005 13:46)
ratsy angaha ilay naturel?
5. mamzelkely ( 24/11/2005 13:59)
fara< :oops: mici ky a diso njay za tamin'iny fa aiza no mety ahitako anjy aza e:lol: za nge ts mahalala mpanao volo mahay de zay ts handehanako coiffure

fanja1< ts ratsy ny naturel fa mbô te hiova fotsiny e efa ela lôtra no naturelle za de mbô te hiova
6. fara ( 24/11/2005 14:13)
0331125801 antsoina
7. Fanja1 ( 24/11/2005 15:10)
fara za kou mahazo miantso? hay ve njy coiffeuse e :-)
8. fasaly ( 24/11/2005 15:51)
ié zay lazain'i pika zay aky mividiana mintsy decoloration aloha hita eny amin'ny grande surface zany de zay vao lokoina, hamaino foana isaky ny handoko indry fa mety io e! tsy mila spécialiste zany, araho tsara fotsiny ny notice de mivoaka milay be io, hitandry ny voloko am sary ao izaho ihany ny manao azy....ny volo mainty be mantsy sarotra mandray loko hono e! de tsy maintsy décolorér-na mintsy zay vao lokoina te ho jejojejo njay an!....
9. fasaly ( 24/11/2005 15:52)
Fanja1:

ratsy angaha ilay naturel?



mbo tsara kosa ny miova tete de temps en temps sa ahoana an!
10. Fanja1 ( 24/11/2005 16:37)
fasaly, ny ahy avelao @ izao ka, za kousa tsy andoko volo zany lol
11. fasaly ( 24/11/2005 17:02)
fanja 1: ka samy manao zay tiany sy mahafalifaly ny fony ange e! tsy obliger otsan'ny hoe zà tsy hanao pataloha zany mihintsy ihany io lol!
na hoe tsy hanaoi mini jupe zany mintsy na hoe tsy mba hanao talon haut...sns :lol:
12. Ragadona ( 24/11/2005 17:33)
Efa mafatifaty io ko mbola hokitikitihana ndray, ajanony amin io ka
13. Fanja1 ( 24/11/2005 17:40)
fasaly za ngaha manakana zay te handoko ny azy? miteny ny hevitro fotsiny za ka... samy olona @tiny.
Ragadona hihihi
14. Ragadona ( 24/11/2005 17:56)
Ny ahy ndray mba iezahako sakanana satria manimba ny =))ny masoko:(:(:(
15. fasaly ( 24/11/2005 18:01)
Fanja1:

fasaly za ngaha manakana zay te handoko ny azy? miteny ny hevitro fotsiny za ka... samy olona @tiny.
Ragadona hihihi



fanja a! za anie tsy maninona fa aza mora raisina hafa e! justement njy no tiko lazaina amin'io hoe tsy obliger nge fa samy manao zay mahafaly ny fony e! ny hevitry indry no niantefan'ny hevitro io...
raha tianjy ny natioraly de tsy maninona, raha tian'i mamzell ny handogo de tsy maninona...
fa tsy ni reproche ny hevitsy toi mintsy zà...
zà tsy niteny hoe injy manakana ny te handoko kou...
vakio tsara aloha zay vao.....kiss
16. vale ( 24/11/2005 18:29)
mamzelkely> mba mahagaga ahy indray izany! izaho nefa dia mpandoko ny voloko ary tsy mandeha any @ salon de coiffure zaho fa izaho ihany no manao azy fa raha manaraka ny notice tsara indry dia hivoaka tsara io kah! dia aza sasaina koa fa efa nahavoa ahy io indray mandeha ka tena tsy nandray tsara ilay loko fa misy ilay loko sasany mampitandrina mihintsy izy hoe atao @ volo tsy voasasa aloha!mazotoa e! tsara ny mba miovaova indray2!
17. fasaly ( 24/11/2005 19:28)
vale:

tsara ny mba miovaova indray2!



marina aky zany vale a! ilaina ihany indraindray injinja ho antsika vehivavy...
18. kally ( 24/11/2005 20:59)
Ny ahy entiko mitaona biriky dia menamena be avy eo lol
19. vale ( 24/11/2005 21:00)
fasaly:

vale:

tsara ny mba miovaova indray2!



marina aky zany vale a! ilaina ihany indraindray injinja ho antsika vehivavy...



izany mihintsy aky an! izay no masamihafa ny vehivavy @ lehilahy! misy koa aza anie ny lehilahy tia mikarakara vatana be e! dia mainka ve fa isika vehivavy! kiss!!!
20. vale ( 24/11/2005 21:05)
fasaly> jereo fa io ambanin'ny nosoratanjy io ny mba hevitso ko aky an!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3807