teinture
42. mamzelkely
(
05/12/2005 11:53)
dadabe< :-D ka ts maints miera anie vô afaka mivôka ny trano e :-D sady enao avitsa beuuuuuuuu :-D:-D
43. fara
(
05/12/2005 13:21)
Tantaraiko anareo ny vokatry ny fanaovana lokoloko fahatàny,eny azo atao mintsy ilay izy ary izaho aza talou nanao loko fahatany mintsy ,nataoko dahoulo zay mety ho loko rehetra talou fa tsy naninona zah.Fa zao hitako mintsy fa misy oul kay tsy mahazaka ireny lokombolo ireny,tena marina ity tantara ity a.Rehefa avy nandoko izy ,dia nody ka rehefa tonga tany antranony izy dia fanina b,dia maty teo no ho eo.Client nay ilay izy,ary t@ 11novembre teo izy no maty,niseeho gazety mintsy ,Zafikelin'i Rado mpanao tonokalo,KOLOINA ,no anarany.Kay tsy azo ataotao foana ny loko io r'ireto a,zah aza nanaonao foana mintsy talou fa nanomboka t@ io dia tsy sahy izaho rah tsy atao touche d'essai le cliente.
Zany hoe ity misy torohevitra omeko anjy iany ry mamzlkely a,rehefa avy manao decoloration injy,dia shampooing colorant ampiasaina,na kou couleur sans amoniaque ireny.Fa aza manao par oxydation,fa ny tsy fahazakana ny amoniaque manko no mahatonga ny aretina maro samihafa :tension,demangeaison,rougeur...
Tsy mila manantona ahy akory injy @ izay fa tonga dia manao ireo nolazaiko ireo fotsiny.

45. Veloo
(
05/12/2005 18:21)
ari a io retsy no tena tsara a no sady natoraly ampiesao mihitsy :-*:-*
46. mamzelkely
(
06/12/2005 13:06)
fara< ok merci ky a fa za zany tantara hafa no henoko momba io ny nahafaty an'io tovovavy io fa ts zany e :roll:
47. pikachu
(
13/12/2005 13:07)
ny ahy ko mainty tsy mety mandray otranizany fa ny nataoko d tsy manaraka ny temps de pose fa na maraina tontolo aza d mety
48. didax
(
23/01/2006 20:14)
satriny olona rehetr ary andoko volo iovaova lokombolo foana fa tandremo ko fa sola enoa atsihoatsy ra tys mitandrina