teinture
21. Veloo
(
25/11/2005 01:48)
mamzel a ie wa retsy angaha ratsy ny naturelL, simba anie aky ny volo raha une fois njy manao Aan'io e serieux e..... enao aloha no mahita e ny ahy hanatra fotsiny hihihiiihi tsisy afa tsy ny naturel ihany aky a:-*
22. xxx
(
25/11/2005 02:28)
kally:nena miloloha apombo de lasa blonde, ny adidy vita, ny volo voaloko.
Ny ahy entiko mitaona biriky dia menamena be avy eo lol
Misy namako koa miteny hoe huile vidange hono sady menaka no colorant. Fa ra diso mangirana lotsa njay lasa mibaribary be le nipasoana anazy :-D :-D :-D :-D
23. xxx
(
25/11/2005 03:56)
raha za ianao ajanona @zay refa tsy mety,sa andrsana hiintsana ho azy eo reo vokatry ny produit ampiasainao vao gaga fontsiny eo,:-w...na ny fanafodiny raha tena hoe le mandoko no tianao nefa ny volonao tsy mety mandray loko de zao atao;kakaso ny volonao de ny hodi-doha lokoina avy eo, ho hitanao fa na hanova loko maraina sy hariva aza ianao avotra soamatsara fôna,
zay atao f'aza mankany @n'ny spesialista izany fa mandihy sy mihira no manavanana an'ireny(Rapsôva)
zay atao f'aza mankany @n'ny spesialista izany fa mandihy sy mihira no manavanana an'ireny(Rapsôva)
24. fasaly
(
25/11/2005 04:16)
veloo: mi assume aky a! fantako tsara mintsy fa simba fa arahina traiement io de ao foana
vale ié marina mintsy zany misy lehilahy aza efa manala volomaso sns....kou! ny fanaovana ireny anie tsy hoe inona fa mba ho te fotsiny e! fa io miankina amin'ny tsoirairay fa tsy hiftanomezantsiny
kaly: nday rankizy e! kou tsy hamovoka be ve aroky amzany.....

25. pika
(
25/11/2005 07:01)
manatona koa oh eny @ mpivarotra resaka mikasika ny volo ireny fotsiny fa aza mividi2 marika tsy fantampototra misy mantsy manimba volo ny sasany
za oh teny @ BIO dia izy no mijery sy manome torohevitra dia mivoaka araka izay hitiavako azy
:lol::-D za mpandoko tsindrindray ity ve tsy bankindry fara( vazi2 a)
azo atao ny mividy produit dia entina eny @ mpanao volo raha tsy hay ny manao azy

26. ari.malala
(
25/11/2005 07:27)
ny ana aky henneae no fataoko d ts manin, mivoaka tsara ihany ny reflet ny, ny ana ko mo reflet no tena ilaiko fa ts le coloration permanente iny ko :)
27. majakely
(
25/11/2005 07:50)
ny anah koa le mitatao biriky ,ohatrany an'i kally iny zao no mandoko azy ato kou...hihihi:lol::lol:
28. mamzelkely
(
25/11/2005 13:37)
ny poduuit fampiasako zany de l'oréal expert de ts haiko fa manaraka notice za fa aleo fa décolorer-ko njay klou zany de ho hita eo fa mici pour le conseil.
veloo< za ky tena leo be le volo mainty a sady aleo mbô hanan jejojejo fa tovovavy e :)
xxx< misaotra betsaka fa vôray le co,seil fa refa resin fiainana za de ataoko io :wink::-D
veloo< za ky tena leo be le volo mainty a sady aleo mbô hanan jejojejo fa tovovavy e :)
xxx< misaotra betsaka fa vôray le co,seil fa refa resin fiainana za de ataoko io :wink::-D
29. vale
(
25/11/2005 14:06)
veloo> marina aloha fa manimba volo le izy fa rehefa mampiasa "shampooing spécial cheveux colorés" sy le "crème de soin" ireny fotsiny dia tsisy olana io ka!!!araka ny tenin'i fasaly hoe mila arahina traitement izany e!!! fa zà tsy miteny anjy oe mandoko ko jy raha tsy te handoko an!samy manao zay mamiramirana ny sainy aky io à, tsy ifandirana.
30. mamzelkely
(
25/11/2005 15:45)
za alo ts mbola simba ny voloko e na de efa in bdb aza za nanao le coloration fa zay ny probleme hoe ts mety mandray loko zay le iz:(
31. fasaly
(
25/11/2005 17:12)
mamzell: ka ny ahy kou l'oréal io foana fa ny ahy aloha efa no décoloré-na de mandray foana e!
tsara aky ny tovovavy mba jejojejo a! sady sao mifanena amy ben afleck eo tampoka ko!
fa zao nividy sy nampiasa l'oréal aho tany dago de tsa de namely marina alony lay loko e! sao de mba contre façon kou aza, ao analakely sa tsaralalàna ilay tsy mivarotra raha tsy lokombolo iny aho no nitsofoka.....fa tsy haiko hoe aiza no tena ahitàna sy tsara huividianana ny produits mandaintra aky...
sinon tonga de madehàna coiffure e! samy handoha vola ihany, lay lokombolo kou lafo ihany tsinona de any amy coiffure mba mety ho assurer koukou sa ahoana ozy njy???...

33. pika
(
26/11/2005 06:19)
ny tsara dia aleo ianao no mividy ny produit fa efa voa aho hay tsy mamely ilay nataony ^^
34. fasaly
(
26/11/2005 06:27)
hihihihi tsy hita tsony zany zay hatao, ny coiffure tsa mammely, ny porduits tsy effice, ao fa andefasako avy aty mintsy njy ry mamzell...:lol:
35. mamzelkely
(
28/11/2005 08:15)
fasaly< hihihi marina ky zany a:-D non en fait je crois que tena mila décolorer-na mits ny voloko satria ts teto ny produit nampiasaiko no novidina donc tokony ts contre façon nefa alo ts haiko e:roll: :-D
39. fiaritiana
(
02/12/2005 23:04)
ie miexista izany, lé manga ohatra dé efa leo2 iny dé atao mainty njay ary lé ao anatiny?slip jean koa teintena koa!!:-D:-D:-D
40. dadabe
(
03/12/2005 04:49)
Mpandefa : mamzelkely [ Valio ] 24-11-2005 16:39:24
Lohateny : teinture
hono wa ry reto sô de mba misy afaka manome conseil kely kay am resaka teinture fa ny voloko zany ts mandray loko mits sô de misy zvt tokony atao aminy kay alo ef in bdb za zay nandoko fa ts hita mits le izy ts mitsahatra miova produit fôna za nefa tsy mety lava
mbô apio re e
he he he he ZAhmanana loko milay b fa avia aty toi d omeko maimaimpoana :-$ aza atao fantatr'i papa a:-$