mba tohizo hoe ry reto!!

1. fiaritiana ( 24/11/2005 21:19)
nareo lehilahy reto oa tsy mba.............
novalian'i Sorate ny 22/12/2005 06:21
2. lapino ( 24/11/2005 21:40)
... ôtran'nareo vehivavy ;)
3. xxx ( 25/11/2005 03:45)
.....milanjalanja entana tô hifindra trano ndraindray mampanavy (tazo-na gô),
ianareo ko ry sipa no tena fangolika tsy mety ho laitra
mpanitrika am-paosy ny bandy,no tia jolajola ary ko taitaitra,
izao anefa no hamaranako teny f'indray andro any,
nareo(ny ankabeazany) raha mbola tsy miova,le lavak'aloha sy aoriana hitambatra ho iray ka ndrô de hitomany tsy hisy mpanontany
fa mody mampalahelo mananihany
4. bozimanga ( 25/11/2005 06:48)
:-D:-D:-D
5. fiaritiana ( 25/11/2005 08:12)
iny ndray no tsy hitako
6. fiaritiana ( 25/11/2005 08:13)
o ry xxx a!ny tsy tianareo amin ny lhl no lazaiko ohatra oe nareo lehilahy oa raha hampirafy!! ohatra
7. aliotsy ( 25/11/2005 13:51)
..... tia courgetty ?
8. fiaritiana ( 25/11/2005 14:38)
aliotsy:tsy tia courgetty?
9. mamzelkely ( 25/11/2005 15:47)
....mba manao raharaha mits e:-P
10. Herimiafina ( 25/11/2005 18:27)
fiaritiana:

nareo lehilahy reto oa tsy mba.............

.....manasa slipy sy bakiraro mahintsiny e, hehe:-D:-D

11. vale ( 25/11/2005 22:10)
.....tsy mba fidel mihintsiny e!!!
12. vale ( 25/11/2005 22:11)
lapino:

... ôtran'nareo vehivavy ;)

ôtranay vevavy maninn? ry lapino?
13. Herimiafina ( 25/11/2005 22:32)
fiaritiana:

nareo lehilahy reto oa tsy mba.............

.....misy tara amin'i fiaritiana mahintsiny e, hehehehehehe:-D:-D:-D:-D

14. fameusecousine ( 26/11/2005 06:55)
mba mihanta ka ..tsy maintsy omena fona =))=))=))
15. xxx ( 26/11/2005 07:10)
ô ry fiaritiana à!
@nmanaraka ko mba ataovy mazava ze tianao ambara;
izahay lehilahy tsy mba ohatr'anareo vehivavy
manisa daty na mikaonty andro fa tonga de avy
na hoe isam-bolana misy andrasana fa sao de tsy tonga,
zaho hiasa saina ,sa hiraharaha?ianao refa ho avy ,zaho mamelona bonga
16. xxx ( 26/11/2005 07:13)

17. fiaritiana ( 26/11/2005 14:16)
Herimiafina:

fiaritiana:

nareo lehilahy reto oa tsy mba.............

.....misy tara amin'i fiaritiana mahintsiny e, hehehehehehe:-D:-D:-D:-D

zany an!!:-D:-D:-D:-D:-D ohatran i toi!!:-D
18. fiaritiana ( 26/11/2005 14:18)
xxx:inn no mampiafina anao ao e! naturel ange izany e!fa ny toetra no tena anontaniako na ny fomba2!
mazava ve?:-D:-D:-D:-D
19. Herimiafina ( 26/11/2005 18:42)
fiaritiana:

Herimiafina:

fiaritiana:

nareo lehilahy reto oa tsy mba.............

.....misy tara amin'i fiaritiana mahintsiny e, hehehehehehe:-D:-D:-D:-D

zany an!!:-D:-D:-D:-D:-D ohatran i toi!!:-D

Zah ary tsy bandy knou, sady tara amin'i toi konkou tamlé resaka ramanonaka iny, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
20. fiaritiana ( 26/11/2005 19:11)
herimiafina:hay refa resaka sakafo de tara an! ary refa inn no avance aminà e!:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0881