mba tohizo hoe ry reto!!
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
21. Herimiafina
(
26/11/2005 19:18)
Mbola tsy haiko raha tsy miteny enao hoe tara konkou enao tsy fantatro hoe avance zah klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/3abe0f3edc1a7676cc03e8826cf6b596.jpg)
22. fameusecousine
(
27/11/2005 04:42)
les hommes c 'est comme les grenouilles ,ca pense juste à sauter:-@:-@:-@
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
23. Herimiafina
(
27/11/2005 05:43)
Iza njay no asian'i toi amin'izany eo klé? saotiavako eo fa hummm. heheheheh:-D:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/3abe0f3edc1a7676cc03e8826cf6b596.jpg)
24. fameusecousine
(
27/11/2005 08:02)
hih i mba teny hitako de mba mi geste kely za ka =))=))=))=))=))=))
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
25. Herimiafina
(
27/11/2005 08:20)
Tena manoa l'interessante aminahn mahintsiny wa izy ity ry zareo an, nefa tsitako ze anaovana anazy, hehehe:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
27. Herimiafina
(
28/11/2005 04:37)
fiaritiana:
herimiafina:io toi fa avance amin i fameuse àary an!
De aiza enao zao? ao afara sa ao aloha, hehehehe:-D:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
29. Herimiafina
(
28/11/2005 20:55)
Mi s,alligne zany tsika sy enao klé, araraoty fa rare be zany en phase izany klé, tairo alou bizy kely, hehehe:-D:-D
Matetika mantsy refa tsy quadrature de phase en retard na en avance de en opposition de phase be mahintsiny, ka tsy misy tsara otsan'ny en phase njay ve, hehehehe:-D:-D:-D:-D
Matetika mantsy refa tsy quadrature de phase en retard na en avance de en opposition de phase be mahintsiny, ka tsy misy tsara otsan'ny en phase njay ve, hehehehe:-D:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/b695bd8e33ff067ab8c59ac271e12f5f.jpg)
32. fiaritiana
(
29/11/2005 13:47)
saika nataoko otsan zao mihitsy:*fa so de bedy zà koa,sa aleo ataoko ihany e, zé lalany any lalany(l)+:*
:-D:-D:-D:-D
:-D:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
33. Herimiafina
(
30/11/2005 22:54)
Kay sady miampy fanomezana izy zany, fanomezana sarisary fo (l) (l) iny konkou aza ny anjy de ampiana :*:* de ataovy anakiroa konkou le fo fa zah tsy tia chifre impaire klé, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
35. Herimiafina
(
01/12/2005 05:34)
F'angaha moa tsika sy ndroky efa nisaraka klé, taiza zany fa tsy hitako tampoka klé? Rha efa nisaraka tsika de tsy mampirafy tsony zany no iantsona izao toetra ratsiko izao, hehehe:-D:-D
Ao ary re fa :*:* kou hesham ary e, hehehehehe:-D:-D
Ao ary re fa :*:* kou hesham ary e, hehehehehe:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/375aa3ede5831b6216fb0bef84240127.jpg)
36. hesham
(
01/12/2005 15:15)
Ai mbola tsy nisaraka ary e , fa madiditsa kely fotsiny ary e , miverina aty ihany moa ny tavoangiko oooo , tanjemo misy vaky ny lohany an :-D:-D:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/ec23054480c12483a888e15900c8b7c2.jpg)
37. ravakamalala
(
01/12/2005 16:27)
hesham > hay no consigné ndry izy io? ny ranony no lasa fa ny tavoahngy miverina ihany? nefa ve akia tsy ilay ao anatiny no tsara fa ny tavoahangy atao inona?:-D
![](https://avatar.serasera.org/b695bd8e33ff067ab8c59ac271e12f5f.jpg)
38. fiaritiana
(
01/12/2005 19:59)
efa lasako zany ny ranony koa!lol! bouteille sisa ny anjy ry hesham a!hihihi
herimiafina:ka fo iray ihany no ananako e!tsy manana mihoatra zà!hihihi
herimiafina:ka fo iray ihany no ananako e!tsy manana mihoatra zà!hihihi