inona no zavatra tian-ny sipa @ lehilahy

1. botity7 ( 19/11/2005 11:34)
ny vehivavy mody masina izay foana nefa rehafa misy tadiaviny aminao dia tsy hita izay hanaovana azy! matetika koa ry zareo manao am-bava tsy mila nefa any am-po any tena taralila be, zay ???????????????????-nareo
2. ariel ( 19/11/2005 12:42)
efa nataony sipa an'zany nga botity hihihi
3. kilalaki ( 19/11/2005 12:55)
inona moa fa tszay tsy ampy any aminy!!!!hi!hi!hi!
4. kilalaki ( 19/11/2005 13:00)
ny tiako ho lazaina dia hoe ,ny tsy ampy ao aminy zany hoe;
tambitamby,teny mamy,etc...
5. lapino ( 19/11/2005 14:13)
kilalaki:

inona moa fa tszay tsy ampy any aminy!!!!hi!hi!hi!


Izany hoe misy lavaka mila tsentsemana any ho any? :wink:

Ny zavatra eritreretiko aloha zao ohatra an'izay ihany, dia ilay hoe: ny vehivavy dia malemy, motraka, maivana sy mora manidina kanefa izy mitady stabilité. (Ataovy hoe macho fa tsy maninona)

Ny tadiaviny amin'ny lehilahy izany dia naturellement andry hiankinana. Mila olona hananany confiance be izy, dia mila olona tia azy.

Toetran'ny vehivavy koa izao, ohatra ny hoe jiro code no fahitany, fa ny lehilahy mahatakatra ohatra ny phare. Dia mila an'izay fahitan'ny lehilahy lavitra izay izy. Kanefa ilay fijeriny fohy koa mila ampahitana zavatra, ilay hoe fitiavana azy: dia izay ilay tambitamby, teny mamy, sns ... izay tsy inona fa zavatra superficiel fotsiny. Fa izy tsy mahita ny tena fitiavan'ny lehilahy any am-pony sy sainy lalina any.

Ireto misy lisitry ny zavatra ilain'ny sipa amin'ny lehilahy, mission impossible mihitsy! :roll: Mbola lisitra misokatra koa io an

Caresser,
faire des éloges, dire qu'elle est belle ...
dorloter,
faire les choses avec goût,
masser,
faire des plans pour le futur,
complimenter,
supporter,
ne pas tourmenter,
être propre,
être apaisant,
consoler,
étreindre,
choyer,
exciter,
calmer,
protéger,
téléphoner,
anticiper,
bécoter,
desservir,
pardonner,
se sacrifier,
partir,
revenir,
supplier,
divertir,
charmer,
rester en arrière,
ramper,
démontrer l'égalité,
fasciner,
attendre,
implorer,
pleurer,
se laver,
se raser,
avoir confiance,
s'aplatir,
défendre,
cajoler,
bien se vêtir,
glorifier,
se parfumer,
fusionner,
pétiller,
aider,
câliner,
être sensible,
admettre,
progresser,
récompenser,
embrasser,
accepter,
écouter,
comprendre,
évoluer,
offrir des cadeaux,
aimer,
danser,
quémander,
implorer,
s'adapter,
soigner,
réparer,
respecter,
soulager,
mourir pour elle,
tuer pour elle,
rêver d'elle,
promettre,
délivrer,
servir,
taquiner,
flirter,
se confier,
s'engager,
désirer,
murmurer,
se blottir,
élever,
adoucir,
servir,
frotter,
sauver,
mordiller,
gratifier.

OUF !
6. pissoa ( 19/11/2005 14:51)
njekaky enao oooo! inn doly reo ry lapino? tokony mba nataonao alfabetika ... :-D :-D

fa ngamba kosa rehefa hoe tia de mandeha ho azy ny ankamaroan'ireo zavatra tenenin'i lapino ireo (misy hoe aimer mantsy ao).
7. jentilisa ( 19/11/2005 15:03)
njekaky ô! saiky miafara amin'ny e daholo izy izany!
mandende
mimeme
mipepe
vazaha be
fa ny mirehareha kosa angamba mety ho sarotra be!
8. lapino ( 19/11/2005 17:18)
pissoa:

fa ngamba kosa rehefa hoe tia de mandeha ho azy ny ankamaroan'ireo zavatra tenenin'i lapino ireo (misy hoe aimer mantsy ao).


Mety misy mandeha ho azy marina aloha ny sasany e! Ohatra ilay hoe exciter, frotter na soulager. :lol:
9. pissoa ( 19/11/2005 17:39)
lapino - :-D :-D mbola misy hafa kou - oh we taquiner, respecter, se confier ... :lol:

jentla - mijery tele
10. vivi ( 19/11/2005 17:42)
ny tena marina d tsika vhv aza ndraindray tsy mahalala ny tiantsika fa toa mila voatsiary zay foana , isika ihany no micompliquer ny fianantsika , hitako @ko aloa io e, na d efa miezaka aza ilay olona d omena tsiny foana ka eo ilay we AIMER ,AMOURfa raha tsy izany d tsy maha supporter antsika ilay lhl!
nefa anie tsy fahananiana ilay izy fa mandeha ho azy e! , eo ilay mila lhl hendry hiaradia @ tena !!
11. ravakamalala ( 19/11/2005 19:39)
mila lehilahy hendry ?????? io no tena mission impossible, mi exista ve zany?8O
12. cutie ( 19/11/2005 19:56)
no comment :-D
13. lapino ( 19/11/2005 21:35)
ravakamalala:

mila lehilahy hendry ?????? io no tena mission impossible, mi exista ve zany?8O


Mi-exista tsara mihitsy izany ka! fa ny vehivavy hendry ihany no afaka mahita azy ! :lol::lol:
14. cutie ( 19/11/2005 21:43)
marina zany ry lapino a :-D
15. Herimiafina ( 19/11/2005 23:07)
botity7:

ny vehivavy mody masina izay foana nefa rehafa misy tadiaviny aminao dia tsy hita izay hanaovana azy! matetika koa ry zareo manao am-bava tsy mila nefa any am-po any tena taralila be, zay ???????????????????-nareo

Ny bandy sasany sy ny vehivavy sasany ho e. hehehehe:-D:-D:-D:-D

16. akamatiana ( 20/11/2005 05:32)
zay ???????????????????-nareo

efa tsy zany tsony zao ny vehivay k! tam talou ela b zany.:-D :-D
ny lehilahy mody masina izay foana nefa rehafa misy tadiaviny aminao dia tsy hita izay hanaovana azy!
io no tena marina kou :-D :-D
17. Herimiafina ( 20/11/2005 05:37)
akamatiana:

ny lehilahy mody masina izay foana nefa rehafa misy tadiaviny aminao dia tsy hita izay hanaovana azy!
io no tena marina kou :-D :-D


efa tsy izany tsony koa zao ny lehilahy, efa taloha be io, hehehehe:-D:-D:-D:-D
18. akamatiana ( 20/11/2005 05:58)
ountsss ny vehivavy no talou d ny lehilahy amzao knou! misy porofo be io an !! :-D :-D :-D
19. lapino ( 20/11/2005 09:35)
akamatiana < Zavatra anankiray tokana ihany ange no mba tadiavin'ny lehilahy amin'ny vehivavy e! De tsy hitanao ahoana ary izay hanaovana azy am'zay?!! :-D:-D
20. Herimiafina ( 20/11/2005 13:03)
Inn zany zavatra zany ry lapino mba takiako amin'ilay sipa izay raha mety amiko? hehehehe:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6151