inona no zavatra tian-ny sipa @ lehilahy

61. cutie ( 24/11/2005 04:02)
an3 wa akamatiana , any @ njy bdb :-D
62. cutie ( 24/11/2005 04:25)
lapino [ Valio ] 24-11-2005 01:46:21
Lohateny : Re : inona no zavatra tian-ny sipa @ lehilahy
Hoy i cutie:

manin a ?



tsy azoko mitsy :roll:
63. akamatiana ( 24/11/2005 05:27)
cutie :-D:-D ny fy nge mamy e, nefa zah waaa tsy manana euuuuuuuhhhh! mangeraka beuuhh ny ananako :-D:-D
64. cutie ( 24/11/2005 05:32)
man............... in a ??
65. akamatiana ( 24/11/2005 05:37)
cutie hihih zavatsa ankafizina wa zavatsa mamy nefa aty aminah tsisy fa mangeraka dôly ka inn akafizinjy eo hihihh
66. cutie ( 24/11/2005 05:42)
ka in ny dikan'zany mageraka ???
67. akamatiana ( 24/11/2005 05:45)
cutie way inn marina mou dikany kle hihihhi, mangidy sa maka teda tsy haiko hihihh , fiteny henoko fotsiny io:-D:-D:-D
68. cutie ( 24/11/2005 06:10)
akamatiana :-D
69. bichette ( 24/11/2005 10:42)
andrékaky o
70. Herimiafina ( 24/11/2005 17:40)
Ny fahitako azy zany, tao anatin'ny fandinihana lalina nataoko hatrizay de misy karazany roa ny sipa:
-ireo izay mirevy bandy mampijalijaly, macho, tsy de mampiseho fitiavana.
-ireo izay tena mampandoalika kofboay, tiny be ny bandy raha lasa adala aminy mahintsiny.

De izay. Point final. Kiano kely ho io hevitro io ry sipa malala isany.:-D:-D:-D:-D
71. hesham ( 24/11/2005 20:34)
:-D:-D:-D:-D
72. xxx ( 25/11/2005 04:08)
ne ny joba ny tena tanjony de ny azy ihany,zay tiany ,ny manantateraka ny voalazan'io vavany io
73. fameusecousine ( 25/11/2005 20:01)
nareo no tena manao zany koa:-@:-@
74. Herimiafina ( 25/11/2005 20:14)
Isika menakavy zany manao an'izany daholo njay klé, hehehehehehe :-D:-D
75. fameusecousine ( 26/11/2005 07:03)
=))=))fa mbola gravy ny kofy ka ...=))=))
76. Herimiafina ( 26/11/2005 07:05)
Voa tany ankodimirana tany njay ngah i toi ry cousine? hehehehehe:-D:-D:-D:-D
77. hesham ( 01/12/2005 15:31)
Ny ahy zao le bandy mandoalika , mitapy amiko io no mba reveko ry herimiafina , afaka mandoalika amiko ve ianao :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
78. Ragadona ( 01/12/2005 20:31)
Le henjana be reny zany tsy tin hersam mihitsy fa le mora mandohalika reny iany ?
79. Herimiafina ( 01/12/2005 20:44)
Raha zan no asinao mandohalika ry hesham de enao le mandohalika ao ambaniko no hireveko anao, hehehe:-D:-D
80. fijo ( 01/12/2005 23:11)
ka izay le sipa e.mitady zavatra be,nefa lavaka kely no mba homeny anao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2985