inona no zavatra tian-ny sipa @ lehilahy
21. mirana5
(
20/11/2005 19:14)
na sipa lahy na sipa vavy dia fitiavana daholo no tadiavintsika sa ahoana?
22. lapino
(
20/11/2005 19:25)
Herimiafina < io tenenin'i mirana5 io le izy, saingy asa fa tsy kabary :-D:-D:-D
23. akamatiana
(
21/11/2005 04:57)
akamatiana < Zavatra anankiray tokana ihany ange no mba tadiavin'ny lehilahy amin'ny vehivavy e!
fitiavana
io le izy, saingy asa fa tsy kabaryhoy enao??? sarotra ny hanaovana an'zany , injinja fa raha izay fotsiny no ilainy kle!!:-D :-D
29. lapino
(
21/11/2005 10:41)
Oay koa ireto cutie sy akamatiana e! De mifampila imason'olona eo :lol::lol:
Fa dia tena hoe izao ve:

ndriiii ee!... :lol::lol:
Ampiana inona indray àry e? Nareo izany koa toa mitady raharaha ko :lol::lol:
Fa dia tena hoe izao ve:
ndriiii ee!... :lol::lol:
Ampiana inona indray àry e? Nareo izany koa toa mitady raharaha ko :lol::lol:
33. Herimiafina
(
21/11/2005 17:50)
Nandalo tato kay ra-vivi de tsy namangy anah akory, hehehehe:-D:-D:-D:-D
34. cutie
(
21/11/2005 19:29)
lapino [ Valio ] 21-11-2005 14:41:58
Lohateny : Re : inona no zavatra tian-ny sipa @ lehilahy
Oay koa ireto cutie sy akamatiana e! De mifampila imason'olona eo
manin ry lapino a ?:-D
36. Herimiafina
(
21/11/2005 19:51)
salut vivi, inn vaovaonjy, efa maty ihany ve le fitiavana saika hovonoina? :wink:
39. fameusecousine
(
22/11/2005 06:19)
ka nareo mahay sa tsy zany ry lapino:D=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
