inona no zavatra tian-ny sipa @ lehilahy

41. Sorate ( 22/11/2005 07:42)
Amiko ndray de apetraka amin'ny tsirairay amin'ny vehivavy io fanontaniana io satria tsy mitovy zavatra tiana izy reo fa samy manana ny tiany .8)
42. lapino ( 22/11/2005 07:59)
Salut cousine! ça va toi ?:wink:8)

cutie < mi-provok an! :wink:
43. deghany ( 22/11/2005 14:22)
ravakamalala:

mila lehilahy hendry ?????? io no tena mission impossible, mi exista ve zany?8O



za!!:@:@
44. diamondra27 ( 22/11/2005 16:46)
discuter
disputer
cermoner
mankany angaboné
doucher
45. lapino ( 22/11/2005 17:45)
Toa tsy ho tapitra mihitsy ilay lisitra ry diamondra17 :wink:
46. mirana5 ( 22/11/2005 17:53)
io resaka io koa raha toa ka tsy ampy fitiavana hatramin'ny mbola kely dia na lehibe antitra aza dia tsy mahay mitia intsony indrindra indrindra raha saro-kenatra ny éducation y est pour bcp
47. gasitiako ( 23/11/2005 07:43)
anjay kosa lapino, ny verbe 1er sy 2e ary 3e groupe rehetsa mintsy fa adino kosa le se coucher refa vizana mitanisa verbe sy faire l'amour refa tonga ny tour
48. diamondra27 ( 23/11/2005 15:20)
atao @ lisitra hafa indray iny ry gasitiako a!

DORMIR fa tsy coucher

jouir
dormir
finir
s'évanhouir
49. mamzelkely ( 23/11/2005 15:24)
donner argent
acheter vetement
payer restaurant
balader maintenant:-D:-D:-D
50. diamondra27 ( 23/11/2005 15:33)
franchement
51. akamatiana ( 23/11/2005 18:27)
an3, njy no ilaiko


cutie zah aza efa teo fa tsy nilainjy kou :-D:-D:-D
52. cutie ( 23/11/2005 19:25)
akamatiana hummmmmmmmmmmmmmmmmmm
53. cutie ( 23/11/2005 19:33)
lapino [ Valio ] 22-11-2005 11:59:01
Lohateny : Re : inona no zavatra tian-ny sipa @ lehilahy
Salut cousine! ça va toi ?

cutie < mi-provok an!

manin a ?
54. akamatiana ( 23/11/2005 21:16)
io njay njy fa mandinika hihihihh:-D:-D
55. cutie ( 23/11/2005 21:18)
tsy mandinika tsony io fa mankafy njay :-D
56. akamatiana ( 23/11/2005 21:25)
tsssssssssss njy kounkousany eeeuuuhh!!
57. cutie ( 23/11/2005 21:30)
manin njay??
za aza mba mankafy an-jy ve de :-D
58. lapino ( 23/11/2005 21:46)
cutie:

manin a ?

:wink:
59. akamatiana ( 23/11/2005 21:49)
cutie tssssssss , tsisy fy aty waaa , zah zao haka any aminjy :-D:-D:-D fa any bedabe
60. fameusecousine ( 24/11/2005 00:28)
salut lapino:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5191