inona no zavatra tian-ny sipa @ lehilahy
81. ilvolo
(
16/12/2005 22:29)
Tsoriko aloha fa zah kôfa mahitsy fiteny e!
Sarotra be ny mamantara ny zavatra tena tian'ny Sipa @ lehilahy satria ny vehivavy tsy mba mitsotra na oviana na oviana.Ny fiatsarambelatsihy no filamatra iainany (na ny reniko sy ny baviko aza tsy avahako @ izany), ary aleon'ny vehivavy maty toy izay hangataka amin'ialahy amim-pahatsoram-po ze zavatra ilainy.
Marina fa misy lehilahy sasany koa manao toy izany (toy ireny lasa môpera reny ohatra:miseho azy ho tsy mila sipa ,nefa marary fò raha ny marimarina kokoa).
Fa ny vehivavy kosa de toy izany avokoa.
Fady ze mba hitsotra fa be hambompo loatra, de miatsaravelatsihy mody tsy tia sy mody tsy mahita eny!!!
Indrisy....

83. xxx
(
21/12/2005 12:06)
Mitady tsiambaratelo goavana ny tsirairay
Indraindray mahafinaritra indraindray mahasoso...
Indraindray mahafinaritra indraindray mahasoso...
84. Duddy
(
21/12/2005 12:09)
za mahita we tsis zavatra tin sipa zan am lelah e!
zavatra tsy tiny dahôl n betsaka.
sa ahôna?
laingako mantsy zany e! tin'ny sipa dahôy mo ze eny @ lelah rehetra ô?
zavatra tsy tiny dahôl n betsaka.
sa ahôna?
laingako mantsy zany e! tin'ny sipa dahôy mo ze eny @ lelah rehetra ô?
85. anjeliko
(
29/12/2005 06:49)
Tsa vehivavy za manoratra io fa lehilahy ! Zavatra tsikaritra dia misy ny vehivavy sasany te-hanajanaka fa tsy te-hanambady. Misy indray manambady nefa tsy te-hiteraka sy hanan-janaka. Misy maniry te-hanan-janaka nefa tsy mahazo, misy miteraka maro be te- hampihena. Mifamahofaho tsa hita hoe akory izy ty !
86. koloina
(
06/01/2006 09:22)
Lohateny : Re : inona no zavatra tian-ny sipa @ lehilahy .:?:hoy Herimiafina hoe
[Ny fahitako azy zany, tao anatin'ny fandinihana lalina nataoko hatrizay de misy karazany roa ny sipa:
-ireo izay mirevy bandy mampijalijaly, macho, tsy de mampiseho fitiavana
-ireo izay tena mampandoalika kofboay, tiny be ny bandy raha lasa adala aminy mahintsiny.[/b][/i][/img]
Fa ny tsy azoko de mba inona no ataon'ireny sipa mahay mampandohalika lehilahy ireny mintsy e??? sa tratrany @ point faible ny ve ???????
fa ilay izy mantsy tsy miankina @ fahamanjana intsony fa toa zvt hafa mintsy fa za mahita sipa manja be nefa toa mbola ampirafesin'ilay bandy miaraka aminy ihany nefa izy aza mba nahazo sipa manja ! ka zay no tsy azoko intsony hoe f'ahoana no misy sipa tsy de hoe tsara akory nefa ilay kofa miaraka aminy tena tia be anazy sady tena azony manontolo mintsy eeeeeeeeeee!

87. adam
(
06/01/2006 11:25)
omeo ze tadiaviny e!in 'ary no zavatra sarotra @ izany, olona anie ireo fa tsy fitaovana
fa ity misy dicton arabo / ny vehivavy dia avy amin'iAllah na avy @satan izay no fomba fijerin-dry zalahy mahaiza mifidy fotsiny e de aza manimba zanakOLOna:-D:-D:-D
fa ity misy dicton arabo / ny vehivavy dia avy amin'iAllah na avy @satan izay no fomba fijerin-dry zalahy mahaiza mifidy fotsiny e de aza manimba zanakOLOna:-D:-D:-D
88. revit
(
12/01/2006 05:52)
Bander
lapino:
kilalaki:
inona moa fa tszay tsy ampy any aminy!!!!hi!hi!hi!
Izany hoe misy lavaka mila tsentsemana any ho any? :wink:
Ny zavatra eritreretiko aloha zao ohatra an'izay ihany, dia ilay hoe: ny vehivavy dia malemy, motraka, maivana sy mora manidina kanefa izy mitady stabilité. (Ataovy hoe macho fa tsy maninona)
Ny tadiaviny amin'ny lehilahy izany dia naturellement andry hiankinana. Mila olona hananany confiance be izy, dia mila olona tia azy.
Toetran'ny vehivavy koa izao, ohatra ny hoe jiro code no fahitany, fa ny lehilahy mahatakatra ohatra ny phare. Dia mila an'izay fahitan'ny lehilahy lavitra izay izy. Kanefa ilay fijeriny fohy koa mila ampahitana zavatra, ilay hoe fitiavana azy: dia izay ilay tambitamby, teny mamy, sns ... izay tsy inona fa zavatra superficiel fotsiny. Fa izy tsy mahita ny tena fitiavan'ny lehilahy any am-pony sy sainy lalina any.
Ireto misy lisitry ny zavatra ilain'ny sipa amin'ny lehilahy, mission impossible mihitsy! :roll: Mbola lisitra misokatra koa io an
Caresser,
faire des éloges, dire qu'elle est belle ...
dorloter,
faire les choses avec goût,
masser,
faire des plans pour le futur,
complimenter,
supporter,
ne pas tourmenter,
être propre,
être apaisant,
consoler,
étreindre,
choyer,
exciter,
calmer,
protéger,
téléphoner,
anticiper,
bécoter,
desservir,
pardonner,
se sacrifier,
partir,
revenir,
supplier,
divertir,
charmer,
rester en arrière,
ramper,
démontrer l'égalité,
fasciner,
attendre,
implorer,
pleurer,
se laver,
se raser,
avoir confiance,
s'aplatir,
défendre,
cajoler,
bien se vêtir,
glorifier,
se parfumer,
fusionner,
pétiller,
aider,
câliner,
être sensible,
admettre,
progresser,
récompenser,
embrasser,
accepter,
écouter,
comprendre,
évoluer,
offrir des cadeaux,
aimer,
danser,
quémander,
implorer,
s'adapter,
soigner,
réparer,
respecter,
soulager,
mourir pour elle,
tuer pour elle,
rêver d'elle,
promettre,
délivrer,
servir,
taquiner,
flirter,
se confier,
s'engager,
désirer,
murmurer,
se blottir,
élever,
adoucir,
servir,
frotter,
sauver,
mordiller,
gratifier.
OUF !
89. Sorate
(
16/02/2006 10:14)
Kozy reo raha ho hay tsianjery
Aleo ampiana kely e:
mijerijery
maneritery
maherihery
mahari-pery
fa na dia izany aza dia aza ela fery
Aleo ampiana kely e:
mijerijery
maneritery
maherihery
mahari-pery
fa na dia izany aza dia aza ela fery
92. muriella
(
10/05/2006 04:34)
Zany oe ny tena tadiavindry zalà alo d matetika zavatra 1 iany e!Fa ny an'ny sipa koa matetika d ty mila afa-tsy sôsy izy.Tsy za alo zany fa ny an'ny sasany.
Ny zavatra tena tsara de misy hevitra kely ty fa ny tany mantsy @zao tena efa tsy milamina.
Ra tena te tinareo aharitra ny fiarahana d aleo mba manao actvité interressant misy avenir mba ahafahana manomana ny futur. Za alo mahita fa tena tsara le izy satria afaka mifanaraka tsara ny asa sy ny fianarana na ko oe samy miasa mba tsy ifandatsana oe za no manao anizao fa enao mitavana fotsiny.Ka mba andramo kely alo ry zareo fa sao mab mety a!:P

93. zakoo
(
10/05/2006 09:13)
deghany:
[quote=ravakamalala]
mila lehilahy hendry ?????? io no tena mission impossible, mi exista ve zany?8O
za!!:@:@
Tsy misy lhl hendry zany f'aza mandrevy ô!
94. bellla
(
10/05/2006 18:37)
lainga be zany ry zakoo a! tsy mandrevy zany zah fa de hendry ny anah.(l)
96. gasinamana10
(
05/01/2008 23:35)
les pb avec les femmes c'est qu'elles s'occupent des autres femmes. ny vhv dia ny hanitsaka(manana lhl hendry be vola tsara trh manampahaizana tsara fanahy) ny vhv namany no tena fahafaliany nefa sarotra ho azy zany satria 5%? ny lhl manana anreo, dia fanina lava eo izy ary miady hatrany. ka ny lhl tsara hendry be vola dia ifandrombahana ka lasa maditra tsy fidiny :-w:-w:-w:-w:-w