ramanonaka!

1. fiaritiana ( 18/11/2005 23:26)
tsy haiko na efa tato io resaka io fa mba omeo recette nà ramanonaka ry reto a! zé mahay!!manimanina ny ramanonaky Dago mantsy!
novalian'i fasoa1 ny 20/04/2006 15:20
2. mirabel ( 20/11/2005 17:14)
tsy mila tavimofo ve io ry fiaritiana ?? raha tsy hoe angaha efa manana njiako
3. fiaritiana ( 20/11/2005 21:14)
efa manana zà ka fa le fanaovana azy oa ela be tsy nanao!!
4. Herimiafina ( 21/11/2005 03:16)
Takipery sy nana no fiantsonay an'ireny tany Dago, hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
Fa zah tia be an, sirtout le vao mafana iny izy tena manja mahintsiny. De nenah asiko sosisy kely kou.
5. pika ( 21/11/2005 05:16)
ampangotraho ny rano
esorina avy eo dia arotsahy ny lafarinina sy ny levure, siramamy, sira sady arohy tsara dia tonga dia ataovy @ tavimofo efa nosorana menaka
6. fiaritiana ( 21/11/2005 11:04)
pika:misotsa betsaka, de tsy misy fatrany ve?

herimiafina:lasa tsy te hihinana njay zà, hiii, ary asiana sosisy ahoana?
7. Herimiafina ( 21/11/2005 17:49)
fiaritiana:

herimiafina:lasa tsy te hihinana njay zà, hiii, ary asiana sosisy ahoana?

Hanina miaraka amin'ireny saosisy kely eny Sambaina ireny kah. defavy ery, hummm.:-D

8. fiaritiana ( 21/11/2005 22:02)
ramanonaka hohanina miaraka amin ny sosisy?? efa nihinana an izany ve nareo ry reto? ny hitan i herimiafina mantsy indraindray tsy hitantsika e!
9. Herimiafina ( 21/11/2005 22:29)
De mbola misy kou, ramanonaka atao anaty saosy voanjo rougaille, miam miam, hehehehe:-D:-D:-D:-D
10. fiaritiana ( 22/11/2005 13:48)
o ry herimiafina a! mbola tsy hitako daolo izany, ny ahy ny fihinanako azy tany Dago a!hohanina amin ny cafe na dité
11. Herimiafina ( 22/11/2005 14:44)
Izay ny fanaon'ny olondrehetra, fa raha te hanao ny fanaon'i herimiafina ianao de ataovy otsan'ireo fanaovako azy ireo.
Asio mayonezy kely kou fa favy be, hehe:-D:-D
12. fiaritiana ( 22/11/2005 21:09)
so de mbo hampitombo ny poids-nay efa betsaka ty ndray zany!eny e! hanjamako ihany aloha de refa voky zà de manjezatsa herimiafina
13. Herimiafina ( 22/11/2005 21:32)
Fa ny tena tiko de le ramanonaka misy krevety ireny an, hum tsara an, asiana mayonezy kely izy de atao tsaky miaraka amin'ny punch au coco, kay kay, milendalenda sahady zah klé.

Recette: le tavimofo iny asiana krevety efa somary nopotehina.
14. cutie ( 23/11/2005 03:55)
dain zany ve de tsara ry herimiafina :-D
15. Herimiafina ( 23/11/2005 04:19)
Oay leity e, mila imagination bedabe vao mahita an'izany an, ramanonaka nohatsaraina. hehehehe:-D:-D:-D:-D
16. cutie ( 23/11/2005 04:43)
na imaginer-na aza zany toa tsy mety koa :-D
17. Herimiafina ( 23/11/2005 04:45)
De mbola misy kou, ramanonaka salady, izany hoe salady vinegrety de haingoina ramanonaka. favy an, hehehehe:-D:-D:-D:-D
18. cutie ( 23/11/2005 04:52)
aok'zay fa tsssssssss :-D
19. Herimiafina ( 23/11/2005 05:03)
Fa zah refa any Dago de le mitsangatsangana any Ambohimanga reny de mijanona mividy sosisy sy ramanonaka sy grefy eo SabNam foana, bedy foana, hehehehe:-D:-D:-D:-D
20. fiaritiana ( 23/11/2005 10:32)
le sosisy eny talata volonondry koa milay ry herimiafina a! sa mbola tsy nihinana?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7604