ramanonaka!
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
22. Herimiafina
(
23/11/2005 15:30)
bichette; tsy azoko sarahina ireo.
fiaritiana; ié, iny kou tena favy be, fa ny ahy le somary fisapisaka iny le ramanonaka, mikarepoka tsara de mafana tsara tena ankafiziko an.
Refa andeha ho any Antanetibe njay zah no mamemly kely eo Talatanivolonondry, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
fiaritiana; ié, iny kou tena favy be, fa ny ahy le somary fisapisaka iny le ramanonaka, mikarepoka tsara de mafana tsara tena ankafiziko an.
Refa andeha ho any Antanetibe njay zah no mamemly kely eo Talatanivolonondry, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
24. Herimiafina
(
23/11/2005 20:30)
Afaka an'i Talatanivolonondry njy de mivily ankavanana de manomboka mandeha lalantany de any le Antanetibe, tanàna adinon'ny tontolo, mamokatra, tany lonaka mafana be, favy an.
De refa tonga any zah de misy hotely fihinanako kitoza sy vary amin'anana izay any, hehehehe:-D:-D:-D:-D

![](https://avatar.serasera.org/b695bd8e33ff067ab8c59ac271e12f5f.jpg)
25. fiaritiana
(
24/11/2005 01:03)
tena tia kaly mitsy ty herimiafina ty!n aiza2 tany aleha!:-D:-D:-D:-D
zahay njay refa mankany anjozorobe na mangamila no mandalo eo! hiiiiiiiiii:-D:-D:-D
zahay njay refa mankany anjozorobe na mangamila no mandalo eo! hiiiiiiiiii:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
26. Herimiafina
(
24/11/2005 03:23)
Ary enao kou zany raha azoko tsara efa namely koban'ondry raha izany an. Favy. hehehehehe:-D:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/b695bd8e33ff067ab8c59ac271e12f5f.jpg)
27. fiaritiana
(
24/11/2005 09:07)
koban ondry?? tsy mbola ka!! tsara ve zany? so de mamoroporona àry ty herimiafina ty
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
28. Herimiafina
(
24/11/2005 17:15)
Koban'ondry zany de hen'ondry nandrahoina miaraka amin'ny hen'omby sy henakisoa, mifangaro ao izany, ary enao ve avy any Managamila de tsy hmahafantatra an'izany ry chérie an, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/b695bd8e33ff067ab8c59ac271e12f5f.jpg)
29. fiaritiana
(
24/11/2005 21:10)
zà lo mbola tsy nihinana e!sady koa tsy nahita!mampiresaka njay an!:-D:-D:-D:-D:-D
lé koba lava2 reny no fihinana, lé miaraka amin ny voanjo!
lé koba lava2 reny no fihinana, lé miaraka amin ny voanjo!
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
30. Herimiafina
(
25/11/2005 15:25)
Hehehehehe, fa ny tena ankafiziko wa de le ketaposty sy le solovolo ireny e, hainao ve ireny, vita amin'ny kobakatsaka sy koba mangahazo, favy an. hehehehe:-D:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/7b853c937fa0f45eebbedf4053af81eb.jpg)
31. mirabel
(
25/11/2005 17:07)
ilay ketapotsy kosa ry heimiafina tsy lasa a!!!
nyy ramanonakao koa efa lasa made in usa, aiza ve dia hisy crevette :-D:-D:-D:-D, ianao aloha dia mahita recette hafa kely e
nyy ramanonakao koa efa lasa made in usa, aiza ve dia hisy crevette :-D:-D:-D:-D, ianao aloha dia mahita recette hafa kely e
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
32. Herimiafina
(
25/11/2005 17:25)
Ketapotsy sy tantely tena favy be an, asiana rhum kely izy de flamber-na, tena tsisy otsan'izany an, miam miam izy lay.
Tsy maintsy itarina ihany anie akia ry mirabel ny saina fa aiza ve de le fomba nanamboarana azy tamin'ny taonjato ihany kosa no hanaovana azy amin'izao vanimpotoana izao knou.
Inn tsy itiavandroky ketaposty? hehehehehe:-D:-D:-D:-D
Tsy maintsy itarina ihany anie akia ry mirabel ny saina fa aiza ve de le fomba nanamboarana azy tamin'ny taonjato ihany kosa no hanaovana azy amin'izao vanimpotoana izao knou.
Inn tsy itiavandroky ketaposty? hehehehehe:-D:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/b695bd8e33ff067ab8c59ac271e12f5f.jpg)
33. fiaritiana
(
26/11/2005 14:26)
zà tsy de nihinana loatsa an ireny lo e fa oe tsara ono!
ka ro vo ovaina anie ry herimiafina ny fanaovana azy de lasa tsy dorizinina gasy tsony e! kozy e!
ka ro vo ovaina anie ry herimiafina ny fanaovana azy de lasa tsy dorizinina gasy tsony e! kozy e!
![](https://avatar.serasera.org/7b853c937fa0f45eebbedf4053af81eb.jpg)
34. mirabel
(
26/11/2005 16:59)
tsy tiako re a fa tokony mahimahina ihany raha voaasa misakafo any aminao an !! recette vaovao foana hi hi
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
35. Herimiafina
(
26/11/2005 18:33)
fiaritiana: Ka le namorona le recette anie ka i Herimiafina ihany e, donky dorizina gasy ihany le sakafo klé.
mirabel: tongava de hitanao ny specialité herimiafina isankarazany.
hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
mirabel: tongava de hitanao ny specialité herimiafina isankarazany.
hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
36. Herimiafina
(
26/11/2005 18:36)
Sûr zah fa nareo zao mbola tsisy nihinana le mofogasy au pepite de chocolat (misy vongambongana chocolat), na le tarte ampalibe an'i herimiafina an. hehehehe:-D:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/b695bd8e33ff067ab8c59ac271e12f5f.jpg)
37. fiaritiana
(
26/11/2005 19:10)
tena cuisinier be kay ty herimiafina ty an!
mirabel:zany aky an! tongava any aminy de sady ampianariny koa!:-D:-D:-D
de mba omeo ahy ny recette avy eo
mirabel:zany aky an! tongava any aminy de sady ampianariny koa!:-D:-D:-D
de mba omeo ahy ny recette avy eo
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
38. Herimiafina
(
26/11/2005 19:16)
Ary otsan'ny saropiaro ndriko zany an. Ao fa i mirabel asaiko makaty de injy andehanako any mahintsiny sady hanamboarako kaly favy be dia be, hehehehehe:-D:-D:-D:-D