ramanonaka!
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
41. Herimiafina
(
28/11/2005 20:26)
Refa avy any izahay de mandalo any aminao, de aza adino ny mametraka chandelle kely anakiroa, hehehe:-D:-D:-D:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
43. Herimiafina
(
28/11/2005 20:52)
Le atao eo amin'ny latabatra hikaliantsika avy eo e, le handroahana lalitsa, hehehehe:-D:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/b695bd8e33ff067ab8c59ac271e12f5f.jpg)
44. fiaritiana
(
28/11/2005 22:08)
ay ve labozia e! donjina koa zà zany!tsy hadino ka,fa ngah misy2 fofona ny kalin i toi no roahana ny lalitsa?:-D:-D:-D:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
45. Herimiafina
(
29/11/2005 00:09)
Non, misy fofona tsonjo avy ary amin'ny hatsikana sy lalao ny iray amintsika sy enao de tamy ny lalitsa, hehehe:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/e40e0944d4ee8b6a1134dd220053d00c.jpg)
46. zouzou
(
29/11/2005 12:13)
Herimiafina:
Non, misy fofona tsonjo avy ary amin'ny hatsikana sy lalao ny iray amintsika sy enao de tamy ny lalitsa, hehehe:-D:-D
fa angaha ianao no mitazona ny permanansa eto fa aiza de amin'ny 4 maraina mbola manovokovoka foana :^), ajanony ny kafé fa tena lasa insomiaka isé
8O
![](https://avatar.serasera.org/b695bd8e33ff067ab8c59ac271e12f5f.jpg)
47. fiaritiana
(
29/11/2005 13:54)
Herimiafina:
Non, misy fofona tsonjo avy ary amin'ny hatsikana sy lalao ny iray amintsika sy enao de tamy ny lalitsa, hehehe:-D:-D
enao lo no tena mpandalo any e!fa tsy zà !hihihihi:-D:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
48. Herimiafina
(
29/11/2005 18:39)
zouzou:
fa angaha ianao no mitazona ny permanansa eto fa aiza de amin'ny 4 maraina mbola manovokovoka foana :^), ajanony ny kafé fa tena lasa insomiaka isé
8O
Ka amin'ny efatra maraina any Dago anie ry zouzou amin'ny valo ora alina aty aminay e, hehehehe:-D:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
49. Herimiafina
(
29/11/2005 18:40)
fiaritiana:
enao lo no tena mpandalo any e!fa tsy zà !hihihihi:-D:-D:-D:-D
Ka amin'ny fomba ahoana moa no hahitanao anah any foana raha tsy mpakany kou enao zany, hehehehe:-D:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/e40e0944d4ee8b6a1134dd220053d00c.jpg)
50. zouzou
(
29/11/2005 20:08)
Herimiafina:
zouzou:
fa angaha ianao no mitazona ny permanansa eto fa aiza de amin'ny 4 maraina mbola manovokovoka foana :^), ajanony ny kafé fa tena lasa insomiaka isé
8O
Ka amin'ny efatra maraina any Dago anie ry zouzou amin'ny valo ora alina aty aminay e, hehehehe:-D:-D:-D:-D
fa aiza no misy anao izany, izao manko gvt eto amin'ny serasera :(
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
51. Herimiafina
(
29/11/2005 20:18)
Zah akia ry zouzou aty Canada an, ary ndroky kay aiza e?
Misy ramanonaka ve kalongany any fa ramaka zah zany klé? hehehehehe:-D:-D
Misy ramanonaka ve kalongany any fa ramaka zah zany klé? hehehehehe:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/e40e0944d4ee8b6a1134dd220053d00c.jpg)
52. zouzou
(
29/11/2005 21:11)
Herimiafina:
Zah akia ry zouzou aty Canada an, ary ndroky kay aiza e?
Misy ramanonaka ve kalongany any fa ramaka zah zany klé? hehehehehe:-D:-D
tsy misy manonaka aty aminay ka, inona re no misy aty e aaaah mofo dipaina be dia be
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
53. Herimiafina
(
30/11/2005 06:18)
Pain français sapain Italien no misy any amin-droky any. Ireny pain Italien ireny koa ankafiziko be an, le somary misy grains de sesama kely izy tena favy, de mikarepoka tsara, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/b695bd8e33ff067ab8c59ac271e12f5f.jpg)
55. fiaritiana
(
30/11/2005 10:10)
Herimiafina:
fiaritiana:
enao lo no tena mpandalo any e!fa tsy zà !hihihihi:-D:-D:-D:-D
Ka amin'ny fomba ahoana moa no hahitanao anah any foana raha tsy mpakany kou enao zany, hehehehe:-D:-D:-D:-D
ka lé tena mpandalo betsaka any no ten amitondra fofona koa!:-D:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
56. Herimiafina
(
01/12/2005 00:13)
Otsan'ny misy fofona besisika sy galapapaka be konkou ato zany klé, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/e40e0944d4ee8b6a1134dd220053d00c.jpg)
57. zouzou
(
01/12/2005 20:55)
Herimiafina:
Otsan'ny misy fofona besisika sy galapapaka be konkou ato zany klé, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
De azavao ahy indray ny dikan'ny besisika sy galapapaka aza fady :oops:
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
58. Herimiafina
(
01/12/2005 21:07)
Galapapaka le tsonjo any Maevatanana ireny, be taolana be, natao hampatsiro ny romazava anamalaho fotsiny fa tsy natao hanina mihintsy azony tsisy afa-tsy taolana.
Besisika njay de tsonjo hita any Alaotra, atao saosy de somary asiana voatabia kely de tongolo raviny na poireau de asiana tongolo oignon tsy tetehana, favy an, miam miam tendakanina, ze mijery komoriana, hehehehe:-D:-D:-D:-D
Besisika njay de tsonjo hita any Alaotra, atao saosy de somary asiana voatabia kely de tongolo raviny na poireau de asiana tongolo oignon tsy tetehana, favy an, miam miam tendakanina, ze mijery komoriana, hehehehe:-D:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/e40e0944d4ee8b6a1134dd220053d00c.jpg)
59. zouzou
(
02/12/2005 07:25)
ny ahy indray le pirina endasina no tena tiako an, fa saingy ilay fofona friture koasa tena mahery be
![](https://avatar.serasera.org/b695bd8e33ff067ab8c59ac271e12f5f.jpg)
60. fiaritiana
(
02/12/2005 12:12)
lé galapapaka ndry herimiafina be taolana koa!so kenda eo, so kenda eo, iza moa no mihira an iny??hihihi