ON....

1. diamondra27 ( 20/11/2005 13:11)
araka ny zavamisy miseho any dago @zao fotoana noho ny tsy fahampian'ny éléctricité de nametraka fanontaniana i ON hoe: IZA ary no mba afaka manazava ahy? ka sao de mba afaka hanampy azy ianareo
novalian'i Veloo ny 24/11/2005 23:30
2. dadabe ( 20/11/2005 15:13)
ON... = QUOIIIII?????:evil::-w:@
3. fasaly ( 20/11/2005 16:15)
OFF..
4. diamondra27 ( 20/11/2005 18:32)
"on" qui remplace un sujet(3ème personnel du singulier)no tiana ambara eto e!
5. Veloo ( 20/11/2005 21:58)
Ka iza hono hanampy azy e? ilay bouton ?
6. sasa ( 21/11/2005 05:43)
On verra izany izay afaka hanampy an'i On kou:-D:-D
7. ari.malala ( 21/11/2005 09:16)
:-D:-D:-D:-Don verra marina
8. Ragadona ( 21/11/2005 10:13)
ONitina e
9. diamondra27 ( 21/11/2005 15:16)
vehivavy aloha le izy e!
Iza ary pourquoi?

fasaly:F'angaha kosa raha vao mahita hoe "on" de tonga de ipihinareo le izy"OFF" nefa efa hoe misy problème, nefa moa proposition daholo zany e
10. xxx ( 21/11/2005 18:56)
mety hoe i Fanja, na Peta, voahangy
11. diamondra27 ( 21/11/2005 19:13)
Tsy ny iray @ireo telo ireo no izy fa i FARA e!

satria nahoana?

Phare nge mba afaka mitsinjo ihany ho an'ny matelot rehefa alina ny andro e!

PHARAON zany le izy e!
12. mamzelkely ( 22/11/2005 13:23)
:roll: mmmhhh ty le tal lission cléopatre k'ty :-D:-D
13. sasa ( 22/11/2005 14:15)
:-D:-D:-D:-D
14. mandrindra ( 22/11/2005 15:57)
fa angaha ny phare tsy mandeha koran ?
misaotra jamel a !!!
15. dadabe ( 22/11/2005 16:45)
:twisted::twisted:
16. Veloo ( 22/11/2005 21:24)
:twisted::twisted:
17. Herimiafina ( 22/11/2005 21:28)
:arrow: "ON" ne comprends rien, hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
18. sasa ( 23/11/2005 05:00)
Fa maninona no ranga sofina be i Dadabe mivady, :-D:-D:-D:-D
19. mamzelkely ( 23/11/2005 13:17)
sasa< zay mahapicady azy ko mitovy mits ny atao:-D:-D
20. Veloo ( 24/11/2005 23:30)
:-D:{:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2361