ON....
1. diamondra27
(
20/11/2005 13:11)
araka ny zavamisy miseho any dago @zao fotoana noho ny tsy fahampian'ny éléctricité de nametraka fanontaniana i ON hoe: IZA ary no mba afaka manazava ahy? ka sao de mba afaka hanampy azy ianareo
répondu par Veloo le 24/11/2005 23:30
4. diamondra27
(
20/11/2005 18:32)
"on" qui remplace un sujet(3ème personnel du singulier)no tiana ambara eto e!
9. diamondra27
(
21/11/2005 15:16)
vehivavy aloha le izy e!
Iza ary pourquoi?
fasaly:F'angaha kosa raha vao mahita hoe "on" de tonga de ipihinareo le izy"OFF" nefa efa hoe misy problème, nefa moa proposition daholo zany e
Iza ary pourquoi?
fasaly:F'angaha kosa raha vao mahita hoe "on" de tonga de ipihinareo le izy"OFF" nefa efa hoe misy problème, nefa moa proposition daholo zany e
11. diamondra27
(
21/11/2005 19:13)
Tsy ny iray @ireo telo ireo no izy fa i FARA e!
satria nahoana?
Phare nge mba afaka mitsinjo ihany ho an'ny matelot rehefa alina ny andro e!
PHARAON zany le izy e!
satria nahoana?
Phare nge mba afaka mitsinjo ihany ho an'ny matelot rehefa alina ny andro e!
PHARAON zany le izy e!