fanimpanina

1. jon ( 16/11/2005 16:48)
inona no mahazo ahy !
rehefa mandeha lalana teritery za dia milamina tsara ny fandehanako ;
fa rehefa mandeha amin'a lalana malalaka ;indrindra fa amin'ny arabe dia manahy mafy sao lavo otran'izany tsy mahalasambatana izany ka voatery mitady lalankely fona rehefa handeha ka raha tsy mahita lalankely dia voatery maka @izay farany sisiny fona !
inona no tokony ho ataoko !
misaotra mialoha !
novalian'i fijo ny 09/12/2005 04:36
2. Veloo ( 16/11/2005 17:21)
zany no atao oe hypoglycemia.. Tsy ampy energie njy (blood sugar njy ambany be ka mila misotra jus d'orange de afaka otran'ny karazan'ny ambany be ny tension jy zany e
3. xxx ( 16/11/2005 17:48)
mila misotso vin kely alo dia mamo kely
:D
:D
4. xxx ( 16/11/2005 19:13)
tena marina ve io ry velo? zah kou manao otran'zany de lazain'ny oll fa complexe ony zany :(
5. xxx ( 16/11/2005 19:30)
za ndray matahotra totohotra mitsy refa midina io a.
Efa zatra nianjera foana manko t@ mbolakely de na de zao aza de lasa mitandritandrina be zany.
6. Veloo ( 16/11/2005 20:04)
xxx kita fa marina knou , adaladala ko zay miteny an'izany oe complexe zany kle tsssssssss
lainga zany
7. fasaly ( 16/11/2005 20:05)
tsotra ny valiny mandehàna any amin'ny odkotera
8. Veloo ( 16/11/2005 20:07)
fasaly hihihihi an3 kosa e ndray2 tsy mila hihihih:-D
9. heny ( 16/11/2005 20:52)
mandehana dokotera!!! impiry enao no voan'izany? vao indray mandeha sa rehefa misy espace dia voa an izany foana? sao dia mba début agoraphobie izany (enao mantsy milaza hoe rehefa teritery dia tsy dia koa!!!)
jon:

inona no mahazo ahy !
rehefa mandeha lalana teritery za dia milamina tsara ny fandehanako ;
fa rehefa mandeha amin'a lalana malalaka ;indrindra fa amin'ny arabe dia manahy mafy sao lavo otran'izany tsy mahalasambatana izany ka voatery mitady lalankely fona rehefa handeha ka raha tsy mahita lalankely dia voatery maka @izay farany sisiny fona !
inona no tokony ho ataoko !
misaotra mialoha !



10. Herimiafina ( 16/11/2005 21:00)
Hypothese daholo izany rehetra izany ry zareo fa raha tena tsy mahita dokotera mihintsy izy tsy fantatra na phobie na hypoglycemie no manjo azy.

Ity koa ny hypothese-ko miampy izay efa voalaza::
Probleme "équilibra statique" izany, mety ity no antony:
-Tension arterielle ambony na ambany.
na koa:
-Aretin-tsofina tsotra: marenindrenina.
na koa:
-Areti-maso, na fahavizanan'ny maso.

Avy aiza moa ny équilibra?
Avy any amin'ny zanak'atidoha efatra eo ambanin'ny atidoha mifanandrify ny hatoka, na ny 4 Hémisphère cerebeleuses (cervelets). Rehefa misotro toaka ianao dia ireo no attaken'ny toaka voalohany mahatonga ny fanimpanina sy ny mivilambilana.
Mifandray amin'ny cinq sens izy ireo (vue, odorat, gout, toucher, ouie) ka raha misy fahavoazana ny organe de sens ilainy (sofina, maso) dia mahalasa fanina.

11. fijo ( 16/11/2005 21:35)
andraso ary hoe hisotro toaka aloha ahitako an'izany.
12. Herimiafina ( 16/11/2005 21:38)
fijo. =))=))=))=))
13. ari.malala ( 17/11/2005 06:20)
fijo, ts enoa ihany v no mpilaza we sambatra ny mino nefa ts mahita? :-D:-D:-D nahoana ianao zao no mila manandrana vao mahatoky? :-D:-D:-D:-D
14. bichette ( 17/11/2005 07:45)
jon > sao dia manao "agoraphobie" enao ? (contraire ny claustrophobie ) fa mety tsy fantatrao mazava hoe tena izany
15. booboo ( 17/11/2005 10:57)
eny ôa ?
16. jon ( 17/11/2005 12:11)
inona moa azafady izany :
hypoglycemia; agoraphobie ;
claustrophobie
17. xxx ( 17/11/2005 12:56)
jon:

inona no mahazo ahy !
rehefa mandeha lalana teritery za dia milamina tsara ny fandehanako ;
fa rehefa mandeha amin'a lalana malalaka ;indrindra fa amin'ny arabe dia manahy mafy sao lavo otran'izany tsy mahalasambatana izany ka voatery mitady lalankely fona rehefa handeha ka raha tsy mahita lalankely dia voatery maka @izay farany sisiny fona !
inona no tokony ho ataoko !
misaotra mialoha !



Azafady an tsy miomehy loza aho marina tena tapaka ny tsinaiko mamaky ny zavatra soratanao , hi hi hi hi

18. xxx ( 17/11/2005 12:58)
maty aho marina karazan' aretina daholo ve zany sa misy kosa ny manala e ,
i xxx ilay hoe matahotra totohotra hi hi hi ohatrany hitako nareo hi hi hi
19. Veloo ( 17/11/2005 20:00)
juste misy tsy ampy ao @ tenanao, na vitamine etc.. fotsiny eeee
20. ANARIM ( 18/11/2005 10:10)
ny tena tsara angamba ry jon de aleo manantona ny tomponandraikitra momba ny fahasalamana! ny hypothèse maro ihany, ary samy azo eritreretina ho antony daholo, fa rehefa tsy mianjady @ tena le izy de sarotra ihany ny itompo tena fatratra woe mety ho izao, na izao! Le izy mantsy resaka fanina, ka somary delicat ihany satria raha eny andalambé ianao no fanina, ka hidaraboka tsy hahatsiaro tena de mety ho ratsy ny fandehany! Hafa ny resaka oh woe mamary kibo, na marary nify, sns. Io mety ho vitavita @ hypothese.
Tsy aleonao maka fanazavana fanampiny any @ dokotera, miaraka @ traitement satria mety ilaina izany?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2721