fanimpanina

21. bichette ( 18/11/2005 13:20)
agoraphobie = matahoatra espace, malalaka, velarana
claustrophobie = tsy hahazaka teritery, efitra kely sns
jon < andana mijery dokotera fa efa nahita reportage momba an'io aho. Misy tokoa olona manao ohatranao io.
22. fijo ( 18/11/2005 22:18)
ari an,ka io kosa azo handramana ko.
herimiafina,ary toa toran'ny hehy le
23. watafon ( 19/11/2005 17:23)
phobie zany mahazo anao zany ry jon an ! tahotra zany no dikany e: matahotra rehefa miatrika toerana be velarana zany enao ; d mandra-pà zany aloha d mandehana lalankely raha azo atao :wink:; fa ny tsara indrindra dia manantona DR natokana mpitsabo ny aretina tahaka an'izany !
24. Veloo ( 22/11/2005 21:53)
aleo lazain'i dokotera ny valony ka :-D
25. bichette ( 24/11/2005 13:20)
xxx tsy misy resaka manala eo e ! efa tany doko ve i jon ? aiza ooooo
26. fijo ( 24/11/2005 23:46)
ngah lazain'ny sasany fa manala indray bibi
27. balite06 ( 30/11/2005 11:22)
misy ravinkazo eto amintsika miregler io ,equilibre io na lafiny endocrine manontolo na ny système vegetal ao amin'ny atidoha,averiny ho normal daholo ny cour rehetra amin'ny filaminan'ny vatana ,manorata à kotoali2000@yahoo.fr dia omeko anao ny details, frais 10 000 fmg fanafody 40 000 fmg.
28. fijo ( 30/11/2005 21:42)
ary ny adresy mail escro2000@yahoo.fr ngah tsy mba misy
29. xxx ( 01/12/2005 10:05)
na ny mail devoly@kotoali.2000 nga tsy mandeha.

Aza manadala oul fa ny azy aza efa tsy fidiny.
30. fijo ( 01/12/2005 22:11)
sao fidiny ihany kosa ny andra kotoali ko
31. watafon ( 03/12/2005 05:40)
marina v io ry balita ?
32. fijo ( 09/12/2005 04:36)
asa letsy ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2449