Famoahana mpianatra
1. naritsimba
(
15/11/2005 10:39)
Manasa anareo izay afaka rehetra fa hamoaka mpianatra andiany vaovao indray izahay @ 27 Novambra 2005 manomboka @ 2 ora tolakandro eny @ Ankany FJKM Zoara-Fanantenana Ambohipo.
"Tiako ny teniko satria lova tamin-dreniko"
"Tiako ny teniko satria lova tamin-dreniko"
novalian'i naritsimba ny 12/12/2005 08:53
5. leriri1
(
15/11/2005 13:16)
Manatrika fotsiny ve sa fanasana antrts mintsy ity e,valio iany fa mety hande ngeh zay e,d aôna ny akanjo @ izany?misy fety v sza inn fotsiny no ataonay any?
6. naritsimba
(
16/11/2005 10:02)
hay adino ny nilaza fa: Famoahana mpianatra mpikabary io e!
Misy tsakitsaky @ farany.
Misy tsakitsaky @ farany.
7. moi
(
23/11/2005 08:15)
moi toa ohatry ny ho any fa mahafinaritra ireny lalonana famoahana mpikabary ireny !
9. Samoana
(
29/11/2005 17:04)
Manotrona any an'eritreritra r'ise a ! Tehirizo le vidéo fa ho avy any za haka azy e !
