Famoahana mpianatra

1. naritsimba ( 15/11/2005 10:39)
Manasa anareo izay afaka rehetra fa hamoaka mpianatra andiany vaovao indray izahay @ 27 Novambra 2005 manomboka @ 2 ora tolakandro eny @ Ankany FJKM Zoara-Fanantenana Ambohipo.

"Tiako ny teniko satria lova tamin-dreniko"
2. estine ( 15/11/2005 11:48)
mpianatra mivoaka ho inona ireo ,misy kaly ve @farany?
3. estine ( 15/11/2005 11:50)
mpianatra mivoaka ho inona ireo ,misy kaly ve @farany?
4. estine ( 15/11/2005 11:54)
mpianatra mivoaka ho inona ireo ,misy kaly ve @farany?
5. leriri1 ( 15/11/2005 13:16)
Manatrika fotsiny ve sa fanasana antrts mintsy ity e,valio iany fa mety hande ngeh zay e,d aôna ny akanjo @ izany?misy fety v sza inn fotsiny no ataonay any?
6. naritsimba ( 16/11/2005 10:02)
hay adino ny nilaza fa: Famoahana mpianatra mpikabary io e!
Misy tsakitsaky @ farany.
7. moi ( 23/11/2005 08:15)
moi toa ohatry ny ho any fa mahafinaritra ireny lalonana famoahana mpikabary ireny !
8. naritsimba ( 29/11/2005 09:58)
Dia misaotra izay tonga nanotrona e!
9. Samoana ( 29/11/2005 17:04)
Manotrona any an'eritreritra r'ise a ! Tehirizo le vidéo fa ho avy any za haka azy e !
10. naritsimba ( 12/12/2005 08:53)
samoana> ao amiko reny no mipetraka ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1164