Ratsy ny tolérance fa aleo Amour

1. LazaRandri ( 15/11/2005 05:57)

- ny “tolérance” amin’ny lafiny teknika dia mitovy amin’ny “erreur”. Raha betsaka ny “tolérance” amin’ny “conception” (fanamboarana solomaso ohatra) dia mitera-doza ilay zava-bita (ohatra: solomaso mankarary an-doha).

- ny “tolérance” amin’ny fiarahamonina dia ilay olona bonaika, manaiky matoa tsy miteny. Ny “tolérance” dia fahakanosana manoloana ireo mpanohana azy. (ohatra: ny “doro tanety” à la Française).

- Ny mpiaro ny “tolérance” indrindra no tena “intolérant” ka manery ny hafa rehefa miteny hoe “mba tolérant!”
novalian'i xxx ny 20/11/2005 21:48
2. estine ( 15/11/2005 12:19)
Ratsy ny tolérance fa aleo Amour :
ny amour tsy tolerance
ny amour tsy pitié
ny amour = amour
-tsy ilaina ary ve zany tolerence?
-ampiasaina miaraka @fahendrena(=fahaiza mandanjalanja tsara) va ?
ny zavatra lou refa trop de ratsy e! satria efa miotra ny norme,
latsaky ny norme koa nefa tsy tsara,le juste milieu (norme)anefa sarotra vao azo ka matetika ekena ny latsaka kely ary leferina ny miotra kely(1in1 ary ity farany deraina fa tsara) de ahona?
3. estine ( 16/11/2005 07:27)
aiza ô:!:D:D:D
4. ravakamalala ( 18/11/2005 13:50)
misy ny tolérance, dia misy ny négligence dia misy ny indifférence.

ilay tolérance kosa hitako hoe miavaka satria milefitra ho an ny hafa no dikany. avahana amin ny hoe soumission koa anefa. misy olona laoha tena manaiky be fahatany fotsiny, dia lazaina fa fandeferana, nefa tsy fananana azon damosina fotsiny zao.
fa raha ilay tolérance tena tolérance, dia fitiavana no anaovana an io.

:wink:
5. xxx ( 18/11/2005 18:06)
misy ny tolérance, dia misy ny négligence dia misy ny indifférence.

de misy ny license, dia misy ny essence, dia misy ny venance.

Ratsy ny tolérance fa aleo Amour

Ratsy steak-n'i Leclerc fa aleo miserasera

Tsy hitako mihitsy izay ifandraisan'ny zavatra resahana ato izany :?
6. xxx ( 20/11/2005 21:48)
rehefa manana amour enao tsy maintsy miasa ny tolerance, mifampiankina reo e!! fa tsisy ratsy sy tsara izany fa ny ratsy de le lazain i estine hoe rehefa mihoatra ny norme sa ahoana ry estine!!
mahay b nge njy zany e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4063