fpvm: maty ny jiro

1. jentilisa ( 17/11/2005 06:23)
rehefa niteraka resa-be teto amin'ny tanàna ny jiro eo amin'ny lakroa nirehitra dia niditra an-tsehatra ny jirama ary dia maty izany avy eo.

no comment!
novalian'i jentilisa ny 22/11/2005 08:26
2. xxx ( 17/11/2005 07:05)
Elà iany no namono an'io teo ,satria elà no tonga teto voalaohany ,sa tsy zany!!!:lol:
3. dadabe ( 17/11/2005 07:28)
:-D:-D:-Dtratra indray ra jentl ..le:@
4. eprom ( 17/11/2005 07:37)
Ary iza ary le niteny hoe efa notapahina daholo ny jiro? tss.. Misy mpanao gazety tena tss... mihintsy
5. estine ( 17/11/2005 07:47)
de inona toiny babo enao ra jentilisa
6. jentilisa ( 17/11/2005 10:30)
izany hoe nisy nandrehitra ilay jiro teo. Sady nandrasako mihitsy ity andro alakamisy ity raha mbola nitohy ny resaka.
Izaho koa angamba no maika nanoratra, saingy fitiavana haneho scoop ny ahy. Sady tsy misy tsara noho ny scoop e!

Tsy izaho rahateo no tratra fa ny jiro! :lol:
7. hery ( 17/11/2005 10:49)
Io ve ilay jiro fahagagana? Henoko hoe nisy lakroa nirehitra jiro na dia efa notapahan'ny JIRAMA aza ny jiro rehetra. De hoe fahagagana ilay izy. Kay zany adinon'ny jirama ny namono ny jiro?
8. jentilisa ( 17/11/2005 10:55)
angamba! lasa mampihomehy ilay zavatra! mirehitra dia maty!
9. stneh ( 17/11/2005 10:56)
ndry adinon'ny jirama nefa ny namono azy ntssssô tsao any zany
10. jentilisa ( 17/11/2005 11:00)
loza koa izany fanadianoan'ny jirama izany an! sady ny any an-tanananay aloha adiny telo indray izao no adinona ny mandrehitra ny jiro isan'andro e!
11. zakony ( 17/11/2005 11:04)
tamin'ny gazety tam herinandro iny nilaza fa novonoina fotsiny ny kaontera fa tsy notapahina ny jiro.
mety nisy fil izany tsy nandalo kontera nankamin'io jiro io, tsy halatra ve izany
12. jefra ( 17/11/2005 13:06)
Zaho de mba nihevitra hoe mandritra ny ora isian'ny delestazy no mbola mirehitra 'lay jiro, de mbola niandriandry hoe haharitra firy andro ny pilila!

Ary ilay voninkazo natoraly tsy nety nalazo, misy mpanolo ny tena marina sa efa voasolo plastika?
13. jentilisa ( 17/11/2005 13:39)
ny momba ilay voninkazo aloha mbola tsy fantatra indray! andraso fa arahina hatrany!
14. xxx ( 18/11/2005 09:29)
Nanao fahagagana namono jiro ny jirama
xxx mbola hiseho ps:°)
15. jentilisa ( 18/11/2005 10:19)
misehoa ary! :°)
16. dadabe ( 18/11/2005 14:03)
:°):°)tsy zah io xxx io fa mimemeh fotsiny zah a:°)
17. xxx ( 18/11/2005 16:15)
otsan'ny clignotants zhany le izy zao? sa tsy mirehitra tsony? kay za zany te ho any Dago hijery an'zany
18. xxx ( 18/11/2005 16:20)
Ary aoana ndray ra miverina mirehitra le retsy a!!!zay vao tena oe torana lisany;le polisy tao ange gaga naheno olona hira tao é!!!nefa polisy ary zanyfa ts mpiangona tao!fa ho Hitanareo ny voninahitra A/tra é
19. xxx ( 18/11/2005 16:27)
Ary aoana ndray ra miverina mirehitra le retsy a!!!zay vao tena oe torana lisany;le polisy tao ange gaga naheno olona hira tao é!!!nefa polisy ary zanyfa ts mpiangona tao!fa ho Hitanareo ny voninahitra A/tra é
20. xxx ( 18/11/2005 16:30)
Ary aoana ndray ra miverina mirehitra le retsy a!!!zay vao tena oe torana lisany;le polisy tao ange gaga naheno olona hira tao é!!!nefa polisy ary zanyfa ts mpiangona tao!fa ho Hitanareo ny voninahitra A/tra é
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1757