ventilo
1. ari.malala
(
16/11/2005 13:00)
miarahaba e
sao d misy afaka manoro hevitra fa le matos iasako zany maty wazy e, mijan wazy ny ventilo d tsoahana mbakan'ny alim mints vao mety d ajanona ela b, refa tena mahamay b ny andro d ts afamiasa mitns ah... in no tokony atao e

novalian'i sadakely ny 03/01/2006 08:16
2. jefra
(
16/11/2005 17:49)
Fomban'ny PC io rehefa nahazohazo aina. Aza iandrasana ela fa mety miteraka fahasimbana hafa ilay mafana loatra. Tsy lafo ny alim, ka aleo soloina. Sady tsy sarotra ny manolo azy e!
3. nestore
(
16/11/2005 18:54)
karazany inona ilay fan , hoana P4 ve sa ana inona fa misy karazany izy ireny fa tsy hoe rehefa ventilo dia mitovy avokoa .( tsara ny be kitikitika fa manatona hatrany ny praticien fa be ny olana tsy voavalin'ny theoricien)
5. jefra
(
16/11/2005 20:27)
Noheveriko ho ventilo-na alim no nahatonga ahy hanao ny fanamarihana ery ambony.
Raha ny ventilo n'ny processeur (na carte mere na carte graphique) no ni-dekonina d vo maika mila soloina haingana. Ny axe matetika no voa. Fa araky ny lazain'i nestore dia mila fantatra ny modele satria tokony hitovy @ ailette-n'ny refroidisseur hipetrahany ny tongony. Fa sady mora hita no mora vidy ihany koa.

6. Veloo
(
16/11/2005 22:19)
ralala a tsy azo kopahina angaha aky ilay iny mba hangatsitsika? :wink:
7. majakely
(
17/11/2005 07:09)
oralala aaa,ôralala aaa,lalaôô.hihihi
Vidana hafa wa kou.......hihi:-D
Vidana hafa wa kou.......hihi:-D
10. ds
(
17/11/2005 12:34)
Raha maty ho azy ilay solosaina, dia niakatra ambony loatra ny mari-panan'ny processeur izay. Fiarovana azy mba tsy hitsonika izany. Zavatra maro no mety ho antony :
ohatra tsy mandeha tsara ny ventilo (teritery ny ao anaty solosaina).
Azo atao ny manampy ventilo amin'ny boitier raha tsy ampy na tsy mahavita azy ilay eo ambonin'ny processeur.
Tsetsatsetsa tsy aritra : tsy maintsy miafara amina fihomehezana foana ve ny resaka ato ? sa tsiky dia tsy ampy :)

11. ari.malala
(
17/11/2005 12:48)
ds, misaotra @ torohevitra e :-* ho valin'ilay tsetsatsetsa tsy aritra dia izao, tsara ny fimehezana fa mahatanora lalandava r'ise a, le fiainana ko ôtran'ny tsy manja ra tsy asiana tsiky kely
12. sadakely
(
03/01/2006 08:16)
Diovy tsara aloah d aprés izy ho hitanao fa mety ny vovoka no mahatonga izany