fitsaboana hafakely
1. gasitiako
(
17/11/2005 14:18)
narary filahina ity lhl iray izany hoe tsy mety en érection mihintsy hono ny azy ka voatery nanantona mpitsabo, in 4 niova mpitsabo izy satria tsy nahita mpitsabo lhl mihintsy, ny aretina nefa miegravy ka tapa-kevitra nony farany, nony vita anefa ny traitement rehetra de tsy maintsy mipass test mba ahitana ny résultat, makà enao imagination tsara zay tena manintona anao @ vhv, n'inon'inona ve dokotera hozy lery, eny hozy ilay dokotera, na de firaisana ara ve dokotera, izay ary no tena tsara indrindra raha mety hozy le dokotera, natao ary le izy ka mbola nitolefika foana lery, tsy hita intsony izay hevitra de hozy le lhl hoe, dokotera tsy mahay n'inon'inona, aza maika enao hozy le dokotera sady nasingany ambony be ny blouseny, nipoitra @ ilay fe fotsy bota malandilandy, noraisin'ny filahin'ilay lhl de nakasokasony teo akaikin'ny fivaviny teo, taitra tampoka ny an'ny lery, hitanao zany hozy ilay dokotera fa sitrana enao, marina izany dokotera fa avelao ary izy mba..., valiny felaka tahamaina
novalian'i Veloo ny 25/11/2005 00:02
2. fasaly
(
17/11/2005 14:25)
iiiiiiii! de voa mafy njay zany le marary eto kou ! nahazo felaka de tsy nitolefika ndray zany.....le fika. tsara manao imagination hafa mintsy amzay tsy mahazo felaka tsony
4. Herimiafina
(
17/11/2005 18:08)
Iza zany dokotera zany ry reto fa to otsan'ny mila makany zah, hehehehe:-D:-D:-D:-D
6. fasaly
(
17/11/2005 18:47)
hery : te hahita ilay fe botakely fotsy be kou nga njy hihihihii!:-D:-D:-D:-D sao hitsangana eo dooly ny zavtsa eny aminjy zay vao injy njay no hatahoran'ilay dokotera vavy knou!
7. Veloo
(
17/11/2005 19:27)
:-D:-D:-D:-D ho hanao otran'izao lery raha mahita azy ry fasaly :^):^):^):^):^)
14. fasaly
(
18/11/2005 16:50)
manfdrindra: aleo ts ho hitany fa manjary lasa toy ilay marary etsy ambony eo kou i gasitiko mahita ny fisokafan'i an'i estine zay vao hitsangana eo daholo kony tsy tsy hitsangana rehetsa...
16. Herimiafina
(
20/11/2005 03:30)
fasaly:
hery : te hahita ilay fe botakely fotsy be kou nga njy hihihihii!:-D:-D:-D:-D sao hitsangana eo dooly ny zavtsa eny aminjy zay vao injy njay no hatahoran'ilay dokotera vavy knou!
Ka tsy le hijery anlé fe mahintsiny no tiko andehanana any fa le hampitsanagana anlé zavatra aty amiko zay fa tsy taitsa tsony kou ileiry raha tsy dokotera hono no mamoha azy, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
17. fasaly
(
20/11/2005 09:16)
:-D:-D:-Dde raha mitsangana dooly kou ny eny amilay dokotera vavy de ahoana, samy hampatahotsa be ny hijery anareo ao amy fizahàna ao knou:^):^):^)
18. Herimiafina
(
20/11/2005 13:09)
Lasa exigeant be hoa nedala tato ho ato izay e, midongy. hehehehe:-D:-D:-D:-D