Fanavaozana ny Fampianarana, atao Fito taona ny EPP
1. zandikely
(
18/11/2005 05:32)
Nilaza ny president RAVALOMANANA fa hanovao ny fampianarana ka atao fito taona ny EPP tahaka ny andry zareo atsy Afrique du Sud. Mbola tsy dia nisy fanazavana mazava aloha fa ataoko fa hisy fanazavana ihany ny momba azy io atoato.
Inona ny mety lafiny mahatsara io systeme vaovao io?
Inona kosa ny mety olana? Tokony any aminy EPP ve mila ampitomboina sa aminy CEG sa ny lycée?
Inona ny mety lafiny mahatsara io systeme vaovao io?
Inona kosa ny mety olana? Tokony any aminy EPP ve mila ampitomboina sa aminy CEG sa ny lycée?
novalian'i Herimiafina ny 01/12/2005 00:26
2. pika
(
18/11/2005 07:28)
sao kosa mba ny kilasy de 12ème sy ny 13ème(mtle) no manampy ireo 11è - 7 è
mba amin'izay dia mba mitovy ny any @ privée
mampalahelo mantsy ny any @ EPP tsy afaka mianatra raha tsy 6 taona dia raha tian'ny RAD hihanatra aloha dia voatery alefa any @ sekoly tsy miankina
mba amin'izay dia mba mitovy ny any @ privée
mampalahelo mantsy ny any @ EPP tsy afaka mianatra raha tsy 6 taona dia raha tian'ny RAD hihanatra aloha dia voatery alefa any @ sekoly tsy miankina
3. eprom
(
18/11/2005 07:47)
Raha ny fahalalako azy de ny fampianarana tsy maintsy diavina no lasa fito taona. Raha ny amin'izao mantsy de 5 taona io fetra io. Amin'ny lafiny iray aloha de tsara io fanapahan-kevitra io. Fa ny fampiharana azy no tena zava-dehibe. Izao aza mbola betsaka no tsy mahavita ilay dimy taona. Ary raha ny fahalalako azy tsy mbola misy aloha ny sazy ho an'i RAD tsy mampiana-janaka. Any raha ny fiheverako no tokony atao vaindohan-draharaha aloha.
4. pika
(
18/11/2005 09:40)
misy dia misy ny sazy omena ny RAD tsy mampiananjanaka fa ny fampiharana azy no tsy misy matetika
ary raha mijery isika dia efa mitombo ny fampidiran'ny RAD ny zanany an-tsekoly saingy ny olana mbola sedraina betsaka ka misy ny miala antenanenany oh fotsiny hoe any ambanivohitra mbola mandeha lalana firy km vao mahita sekoly raha hanao 6è moa dia tsy maintsy manofa trano ilay zaza fa lavitra loatra rehefa afaka bac indray dia voatery mifindra farintany mihitsy raha mba te hanohy fianarana

5. pika
(
18/11/2005 09:46)
raha ny ao afrika atsimo no resahina dia 7taona ny primaire(EPP) 2taona ny collège(CEG)
mety ho tsara nefa ve tsy hiha vitsy ny zaza gasy tsy mba hanana diplôme satria lava loatra raha ny any ambanivolo no resahina
raha ny @ tanandehibe kosa indray betsaka aza anie ireo école sy RAD ny mampandingana kilasy ny zanany sy ny mampiditra azy mianatra mbola kely
dia sao ireo ankizy mba mianatra any @ EPP no lasa dadabe rehef hanala CEPE fa ny école privée lasa foana
noho izany mety mbola tokony ho dinihina tsara fa tsy hoe izany ny ataon'ny firenena hafa dia iny koa fa manaraka fa sao mba ry zareo koa no tokony haka tahaka
araky ny tenin'ny namana di

6. pika
(
18/11/2005 09:50)
tapaka a
tsy prioritaire izany @ fampianarana fa mola betsaka ny tokony ho hatsaraina aloha
ny mpptra tsy ampy, toy izany koa ny sekoly, ny fitaovana tsizarizary,ny mpianatra noana matory ampitoerana, ....ny methode pédagogique miovaova foana .....ny sekoly samy manana ny programany ny tsy miankina dia lasa tsy mitovy avy eo ny niveau ny zaza mitovy kilasy samy hafa fianarana .......

7. xxx
(
18/11/2005 09:52)
Ny statistika dia manambara fa 16% ny zaza ihany no makany amin'ny kilasy secondaire.Ny hevitra fonosin'ilay "fito taona" dia tsotra ihany,maximiser-na ny taona minimum ahitan'ny ankizy fanabeazana an-tsekoly, ho an'ireo tsy afaka ny hanohy noho ny antony maro samihafa (Miala tsiny amin'ny teny mifangarao fa tsy haiko milaza azy amin'ny teny gasy rano iray).
8. ravakamalala
(
18/11/2005 13:47)
Dia izay ve no vahaolana? matoa anie ny Rad sasany tsy mandefa ny zanany mianatra dia misy antony ao! ka sao dia mba tokony izay no itadiavana vahaolana.
raha ohatra izao ny RAD tsy afaka mandefa ny zanany hianatra fa satria zareo tsy manambola ividianana fitaovana , sao dia mba tokony hanokanana budget ohatrany fianakaviana kely fidiram bola anampiana azy amin ny resaka fitaovana?
amiko ilay halavaina fito taona tsy vahaolana hanosika ny ankizy hijanona ela any ampianarana satria rehefa tsy manana moyens andefasana azy mianatra ny RAD-ny na firy andro io na firy taona, tsy handeha mihitsy ny ankizy.
"même causes, même effets" ozizy ny vazaha.

9. xxx
(
20/11/2005 21:44)
ka raha maximisena zany ve tsy aleo hatramin ny terminales de tsy miala zany ny ankizy?? mety misy olana izany indrindra eo amin ny sain ny ankizy
marina ny lazain i Ravakamalala aloha e!
na hiala ary izy mitovy foana io fa zany hoe tokony tsy hanaraka fahatany fotsiny hoe izay ny an ny Afrique du Sud de ho atao koa, ny azy mety hafa ny fipetrany sady Dago sy Afrique du Sud tsy mitovy ka tokony hojerena ihany!!

10. pika
(
23/11/2005 10:03)
anisan'ny iray mampazoto ny ankizy hihanatra ny fisian'ny fanadinana ifisialy matetika fa tsy misy elanelampotoana be
raha 11è izy tsy azndriny ery ny hatongavana 7è ka raha lava loatra mety mitombo ny hakamoana @ mbola maha ankizy azy
raha 11è izy tsy azndriny ery ny hatongavana 7è ka raha lava loatra mety mitombo ny hakamoana @ mbola maha ankizy azy
11. ravakamalala
(
23/11/2005 14:15)
sady tsy hitako mihitsy koa ny antony anovana azy e! nahomby foana io hatram zay koa maninonano ovaina, maninn raha ny zavatra hita fa tsy mandroso no amboarina fa tsy ny efa tsara petraka ary no kitikitihina,?
12. mandrindra
(
23/11/2005 15:16)
Ilay 5 taona hahazoana CEPE aza efa maro ny tody amin'izany koa ho hitarina 7 taona indray no mahamaika.
Ny drafitra tokony hamafisina dia ny fampiroborobona ny fianarana asa : mandrafitra, manefy, manao sikotra, manajaitra,....
Ny drafitra tokony hamafisina dia ny fampiroborobona ny fianarana asa : mandrafitra, manefy, manao sikotra, manajaitra,....
13. tsangana
(
23/11/2005 20:51)
Tsy ny halavan'ny fotoana no zava-dehibe fa ny mamaly ny fanontaniana hoe : Inona no taranja ampianarina?Iza no hahazo tombon-tsoa amin'izany?Mbola fampianarana miangatra toy ny taloha ve sa fampianarana mitsinjo izay tombontsoan'ny maro? Ary farany inona no petra-kevitra hijoroan'io fanavaozana io? Amiko ny tena fiovana dia miainga amin'ny hevitra hoe :ny fampianarana dia fitaovana tsy mialonjafy atolotra ho an'ny tsirairay entina mamaha olana sy manorona fiainana mitodika any amin'ny fandrosoana.(tsirairay sy ny be sy ny maro)
14. pika
(
24/11/2005 05:53)
ny mbola mampalahelo @ firenenan mahatra toa antsika dia tafiditra resaka politika koa ny fampianarana dia miovaova arakarak'izay mitondra eo na ny programme na ny pédagogie atao
iza anefa ny victime @zany tokony hanana rafitra mazava ny fanabeazana dia na iza na iza mitondra eo dia fanatsarana ny fitaovana sy ny fampianarana no atao na ny fitadiavana izay fomba ahafahany miatrika asa fa tsy hoe tsy asiana intsony hono ny CEPE,atao 7 taona indray, tsy asiana intsony ny midouble kilasy,......

15. eprom
(
24/11/2005 05:53)
Ireto ny ahy ny mba mahalasa saina ahy :
- Raha hijanona 7 taona any @ EPP ny ankizy, ampy ve ny efitrano fianarana? Ampy ve ny mpampianatra? Amin'izao aza, mifandimby maraina sy hariva ny kilasy roa satria efitrano iray no ampiasaina. Any @ faritra maro, mpampianatra 2 na 3 no mitana ny kilasy 5, dia ahoana?
De ny T6 sy T7 ve mpampianatra iray isan-taranja sa iray isan-kilasy. De firy ny mpampianatra ilaina amin'izany? Ny mpampianatra any @ CEG ve amin'izany tsy mahazo tombony be? Sa hisy amin'izy ireo "haetry" any @ EPP?
- De ahoana tokoa moa izany ny CEPE? Foana sa T7 vao manao? Raha ho an'ny tanan-dehibe aloha na foana any aza io mety tsy haninona. ( inona moa izay cepe @ izao? ). Fa ho an'i ambanivohitra? Tsy hitombo indray ve ny miala sekoly tsy misy baoritra na iray aza?

16. tsangana
(
24/11/2005 21:51)
Maro tokoa ny fanontaniana mipetraka ary mila valiny malaky.Mpampiantra,efitra fianarana,taranja....budget.....izany rehetra izany mila hitadiavana vaha-olana daholo.Lava loatra amiko ilay fito taona.Dimy taona fianarana ,mamaky , manoratra ary manisa .Avy eo miampy telo taona fianaran-draharaha,Izay no tokony hiantohan'ny fanjakana.Izay mazoto dia mbola afaka manohy ary omena vatsim-pianarana( na hiantohan'ny orinasa) ireo mpianatra izay vonona hiasa amin'ny famokarana.Efa be loatra ireto mpiasa birao ireto,mpandray tsolotra fotsiny ny adin-dry zalahy!Kanefa tsy mamokatra n'inona n'inona.
17. ravakamalala
(
30/11/2005 14:06)
Efa be loatra ireto mpiasa birao ireto,mpandray tsolotra fotsiny ny adin-dry zalahy!Kanefa tsy mamokatra n'inona n'inona.
mety marina hoe be loatra ny mpiasa birao, volam-panjakana lany amin ny tsy antony, fa ilay hoe tsy mamokatra na inn na inn kosa ve dia tena marina?
18. Herimiafina
(
01/12/2005 00:26)
volam-panjakana lany amin ny tsy antony
Tena misaina ny mpitondra any antanana any kah, refa omena vola ianao ka tsy ianao akory no mitanatana azy fa baikoina aza ianao amin'ny fampiasana iny vola iny, de tsisy solution afa-tsy ny manodina.
Mila vola ianao hanamboarana rindrin'ny tranonao mitady hirodana, nisy nety nampindrana ihany (banky mondialy) saingy hoy izy, tsy ny rindrina no amboary fa ny fil éléktrika no soloy raha tsy izany tsy omeko vola, de mody manaiky ianao satria iny vola iny no mampandé ny asanao ao antrano, de kivy ianao ka hoy ianao, refa tsy hanamboarana ny tokony ho izy ihany de aleo ahodina. De aleo mba hohanina any ambadika klé, hehehehehe:-D:-D:-D:-D