fanontaniana manitikitiki ahy

1. Fanja1 ( 18/11/2005 07:48)
Nisy boky novakiko ity "Le dernier testament" de Philip le Roy... histoire vraie hono.
Ka mba manontany anareo za raha tena marina fa ny tena anaran'i Jésus de: Yehoshua Ben Yossef?
Efa mba namaky bible catholique sy protestante ihany za fa tsy mbola naheno io anarana io ka mba te ahalala marina raha tena io no anarany ho anareo zay mahalala.
novalian'i olona ny 09/01/2006 14:20
2. xxx ( 18/11/2005 08:36)
Mbola hono zany neny njy ko!ka tsy marina zany fa ny Baiboly manambara Fa Imanoela na Imahagaga no anarany any @testament taloha misy any zany,nefa tanteraka le izy ankehitriny!
Zà mbola ts naheno any zany fa i Ben Laden no henoko o!!:lol::lol::lol:
3. lapino ( 18/11/2005 08:45)
Fanja1:
histoire vraie hono.


:?::?::?::!::?

Mety hoe Jesoa zanak'i Josefa no dikan'io aloha raha ny endri-tsoratra fotsiny.

Raha mino ny baiboly ianao dia hoe: tsy azo ampiana na analana ny Soratra Masina. Ataoko fa soratra tsy masina io boky lazainao io.
4. Fanja1 ( 18/11/2005 09:18)
lapino... vakio anie ilay boky de ho hitanao e...
5. hery ( 18/11/2005 09:43)
[quote:Fanja1]tena marina fa ny tena anaran'i Jésus de: Yehoshua Ben Yossef?[/quote]

Tsisy velona tamin'izany fotoana izany. Fa ny dikan'ilay hoe Yeshua Ben Yossef dia Jesoa zanak'i Josefa. Ka mety izany mihitsy no niantsoan an'i Jesoa tamin'ny androny.

Ny momba ilay boky aloha mbola tsy hitako loatra... fa ny hiteny hoe "tantara marina" dia mila jerena ihany hoe sao dia mba tantara marina momba olona iray tany amin'ny taonjato 18 na 17 tany... raha tamin'ny 2000 taona lasa dia sarotra ihany ny ahafahana miteny hoe tantara marina. Na ny voasoratra ao amin'ny baiboly aza tsy azo tena lazaina hoe tantara marina ara-bakiteny, izany hoe nitranga t@ fotoana (chronologiquement) tamin'ny toerana ary tamin'ny olona izay nanoratana azy.

6. jentilisa ( 18/11/2005 10:01)
izahay izao tsy ho afaka ny hahita izany boky izany mihitsy dia ahoana no amalianay azy?

fa tena azo heverina io anarana io.
7. lapino ( 18/11/2005 10:09)
eny hoà, 23 euros le izy, sady 600 pejy be izao!

Dia ilay anarana ihany ve no manitikitika anao?
8. jentilisa ( 18/11/2005 10:18)
itantarao santionan'izay voalaza aloha!
9. Fanja1 ( 18/11/2005 10:40)
jentilisa:
Faisant équipe avec Esquimaude, Nathan va enquêter sur une série de meurtres de plus en plus violants de l'alaska à la californie, de l'europe aus phillipines et des plus hautes officines secrètes du pouvoir américain jusqu'au vatican... pour lever le voile sur l'un des secrets les mieux gardés de l'humanité: le testament de Yehoshua Ben Yossef, dit Jésus.
10. xxx ( 18/11/2005 10:43)
raikitra ny tantara angano
11. eprom ( 18/11/2005 11:55)
Indraindray koa anie misy olona te handafo boky betsaka de tenenina daholo izao atsanga tsy aman'orana rehetra izao.
12. xxx ( 18/11/2005 12:06)
Mangorom-bola mihitsy amin'izao izay mahay mampiesona amin'ny alalan'ny fahaiza-manoratra ka, dia resy lahatra sy gaga ny mpamaky, misy namana izay aza moa ato resy lahatra fa tsy misy Andriamanitra, vokatry ny famakiana boky sy fitetezana site :-D, ny mpanoratra mahavoa ny mpilaza mahay e, dia mazotoa mamaky 600pejy
Hoy i xxx mbola hiseho:°)
13. xxx ( 18/11/2005 12:10)
Mangorom-bola mihitsy amin'izao izay mahay mampiesona amin'ny alalan'ny fahaiza-manoratra ka, dia resy lahatra sy gaga ny mpamaky, misy namana izay aza moa ato resy lahatra fa tsy misy Andriamanitra, vokatry ny famakiana boky sy fitetezana site :-D, ny mpanoratra mahavoa ny mpilaza mahay e, dia mazotoa mamaky 600pejy
Hoy i xxx mbola hiseho:°)
14. xxx ( 18/11/2005 12:11)
Mangorom-bola mihitsy amin'izao izay mahay mampiesona amin'ny alalan'ny fahaiza-manoratra ka, dia resy lahatra sy gaga ny mpamaky, misy namana izay aza moa ato resy lahatra fa tsy misy Andriamanitra, vokatry ny famakiana boky sy fitetezana site :-D, ny mpanoratra mahavoa ny mpilaza mahay e, dia mazotoa mamaky 600pejy
Hoy i xxx mbola hiseho:°)
15. lapino ( 18/11/2005 12:40)
Mba mahita hovakiana koa ange nareo izany ry Fanja1!

LE ROY Philip
Le Dernier Testament
Editeur : Au Diable Vauvert
693 pages - 23 €
ISBN 2-84626-075-3

Site officiel: http://www.audiable.com/ (ao amin'ilay hoe: "les livres du diable" dia ery amin'ny farany indrindra.
16. allmy ( 18/11/2005 13:17)
:Dvery enao raha ny boky milaza ireny secretn'ny fiangonana ireny no eritreretinao be.efa betsaka anie izy reny zao e.samy milaza ny heviny ny historien fa mahafatatra an'ireo secret ireo.
17. dadabe ( 18/11/2005 14:08)
zah tsy kopy le resaka e
18. ravakamalala ( 18/11/2005 14:15)
fanja a! tao anatin ilay 700 pages ve dia ilay anarana ihany marina no nahataitra anao?

samy manana tiany marina akia fa raha izaho manokana dia tena tsy mi intéresser ahy mihitsy ny boky avokan n'ity resaka libéralisme ity.

mila mitandrina tsika fa efa betsaka anie izao ny karazana conviction ananan ny olona dia be koa ny manam pahaizana amin ny lavage de cerveau!

Fa inona akia no tena antony nanintona andry tamin io boky io? sa ndry tia thriller, sa ...mba teneno anay hoe fa liana zay.
19. vetsoko ( 18/11/2005 15:03)
fanja a. ! ny boky anankiray dia opinion ny mpanoratra ,point de vue iray ary moyen hi-propager na tendance ok
20. xxx ( 18/11/2005 16:05)
ohatran'ny hoe razanadrakoto izy izany! --- i Josefa no ray nitaiza Azy hitan'ny olona, dia izay no teneniny ... dia 2000 ans aty aoriana angamba misy ny olona manararaotra an'izany dia hoe zanak'i Josefa izany Izy???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.2844