Hery sy Herimiafina!

1. xxx ( 18/11/2005 10:32)
mba saika hanontany hoe azafady,tsy dia azoko loatra e! inona no mahasamihafa an i Hery sy Herimiafina ato amin ny serasera!olona iray ihany ve reo sa roa?

tsy hiteny amiko akory nareo hoe ny 1 miafina an!
2. dadabe ( 18/11/2005 10:42)
ka efa hoe ny iray hery ny iray herimiafina ve tsy ho samy hafa e :-D:-D ,ny 1 sefo fa ny iray ho entina ha ha h ah ah a:-D
3. xxx ( 18/11/2005 10:47)
inona no mahasamihafa an i Hery sy Herimiafina ato amin ny serasera

Ny fahamatorany :)
4. Missie ( 18/11/2005 10:48)
xxx> :-Dao mahasamy hafa azy i Hery hery iany "Force" de Herimiafina kosa :-D:-Dune force caché hummmm zany oe hery lalindalina zany :p:-D:-D Aza mba Herimiafina iany! :-D:-D:-D
5. dadabe ( 18/11/2005 10:55)
:-D:-D
missie:-*
6. xxx ( 18/11/2005 11:00)
samy afa zany ry xxx an ny iray Hery ny iray Heri dia misy zavamiafina =))=))=))
7. Missie ( 18/11/2005 11:05)
:roll:xxx> arto efa hainjy mahasamy hafa azy nefa njy manontany =))
eny marina zay koa detail ray ny hery ray farana @ "Y" de ny ray farana am "i" fa mbola misy tohiny:-@
8. xxx ( 18/11/2005 11:15)
Lalindalina ahoana ry Missie? :-D:-D:-D Hoe sokirina vao tafavoaka?
9. ari.malala ( 18/11/2005 11:20)
:-D:-D:-D:-Dsokirina ahoana aza...:-D:-D:-D:-D:-D

xxx> enao koa an..efa we mifina ny ray ko...
10. Missie ( 18/11/2005 11:23)
xxx ka eo njyja tsika zao:-w hiahihihihi!!!! asa oe aona no hamohahantsika lé miafina ao!
11. majakely ( 18/11/2005 12:31)
ary aiza ary izy izay ??'hihihi........
12. xxx ( 18/11/2005 13:03)
Ka hoe izy tsy tafavoaka raha tsy sokirina ko
13. xxx ( 18/11/2005 13:23)
mba mivoaha amin'izay ry i herimiafina fa tssss - efa sokirina mbola :-D:-D

Ny fahamatorany
io no valiny manakaiky indrindra angambany!
14. xxx ( 18/11/2005 14:41)
misaotra anareo aloha namaly hevitra fa be fitiavana tokoa ianareo, fa tsy mitovy zany reo raha azoko tsara, hery ilay any Italie ve? de herimiafina any Dago sa aiza?
15. xxx ( 18/11/2005 15:23)
Ilay anankiray toa efa manambady :-D:-D:-D
16. xxx ( 18/11/2005 15:34)
Ilay anankiray toa efa manambady

mou le anakiray mbola azo kotina --- tena tsy mitovy mihitsy zany kah :-D :-D :-D
17. xxx ( 18/11/2005 18:21)
herimiafina, aiza o? ary ahoana ny hevitrao amin izany!!enao toa hita ato amin ny forum foana fa rehefa ty resaka ho anao ty toa tsy hita e! sa tena niafina kle
18. maditra ( 18/11/2005 18:46)
Ny mampiavaka an'izy roa ireo dia rehefa mi-klike ilay webmaster ao amin'ny namana nandalo tato farany enao dia hery no hitanao mivoaka fa tsy miafina. lol
19. lanto ( 18/11/2005 18:49)
xxx koa aza mba miafina fa aleo izy hiafina e !

Herimiafina sy Hery tsy miafina ve d hitovy :))
20. vale ( 18/11/2005 19:18)
Mba fanontaniana hafa indray iny! hery ve tsy ny mpiandraikitra ato @ serasera e! herimiafina olona an'isan'ny mpikambana!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1663