Hery sy Herimiafina!

21. Herimiafina ( 18/11/2005 19:36)
Mba saika hanontany, tsy azoko loatra hoa le xxx sy le xxx ary le xxx ary ambadika ary e, olona iray ihany ve ireo sa olona samihafa? hehehehe:-D:-D:-D:-D
22. Veloo ( 18/11/2005 19:52)
i hery borybory lo, i heri lavalava lo
hihihihiih
23. cutie ( 18/11/2005 19:55)
i herimiafina le mpanao hehehehehehehe
i hery le mpanao tsiky dia ampy :)
24. Herimiafina ( 18/11/2005 19:56)
I Herimiafina bandy tena tsizy mintsy fa i «hery mbandy tena favy, mora fantatra be.:-D
25. Veloo ( 18/11/2005 19:58)
26. tafita ( 18/11/2005 20:23)
Ny zavatra tsotra ka azoko ambara
De henoy tsara
fa olona roa jereo fa samy hafa
rehefa mitafa
Ny iray de tsotsotra nefa matotra be
na de mampihomeh
ny iray kosa de tena mana-tsaina
ary mahita holazaina
samy salama ary tsy misy marary
jerevo ange le sary
O K

27. Veloo ( 18/11/2005 21:00)
28. fijo ( 18/11/2005 21:42)
samy manana ny hery ny ireo,fa ny iray miafina ny iray miseho.
fa le XXX sy XX ary Xx marina ve olona iray sa ireo le telo izay iray????
29. Veloo ( 18/11/2005 21:55)
fijo a fantome retsy reo a :-D:-D:-D
30. xxx ( 18/11/2005 22:41)
tsy mitovy reo xxx reo e!za zao zay vao mamaly le nanontany!azoko amin izay e! teo mantsy tsy de mazava loatra; misaotra anareo e!
mazava amin zay!!
31. xxx ( 18/11/2005 23:04)
Hery sy Herimiafina no anontaniana hoe olona iray ihany ve sa samihafa fa tsy xxx fa nareo hors sujet daholo. :b :-o
32. vale ( 19/11/2005 00:01)
xxx xxx xxx xxx xxx xxx xxx????? hihihihihi
33. fijo ( 19/11/2005 05:37)
hors sijet ahoana ary ny vahoaka,ianareo anie amin'ity XXX nareo ity manary anay e.sa hifanao X indray tsika ato e.raha le X tiako mantsy dia mety ok izay
34. xxx ( 19/11/2005 07:25)
hehehehe, ity ary zah, hehehehe, haiko amin'izay le manao xxx klé, hehehehe:-D:-D
35. cutie ( 19/11/2005 07:29)
de @ zay izy mbola manao hehehehehe ihany nefa efa xxx :-D
36. xxx ( 19/11/2005 07:32)
Ka izay anie vao tena miafina tsara ry cutie e, fantatsa hoe i rahery io fa izay vao tena miafina, hehehehe:-D:-D:-D:-D
37. cutie ( 19/11/2005 07:34)
za dratsy eo fa ataovy :-D
38. Herimiafina ( 19/11/2005 07:38)
Hehehehehe, inn marina moa no hiafenana? tsy aleo ve mba hitan'ny olona o? hehehehe:-D:-D
39. cutie ( 19/11/2005 07:41)
refa tsy te ho hita vo miafina ka :-D
40. Herimiafina ( 19/11/2005 07:45)
Ie, de refa hitory fitiavana kou zany de hiafina, de fomba ahoana no hamalian'ilay notorina fitiavana azy raha hiafina? hehe:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0829