Hery sy Herimiafina!

61. cutie ( 21/11/2005 05:23)
hummmmmmmmmmmmmmmmmmmmmm akamatiana :roll:
62. akamatiana ( 21/11/2005 05:27)
mankafy be njy zany an ! :-D :-D
63. Herimiafina ( 21/11/2005 05:30)
Akamatiana, taiza kou zah no nandatsa zany akia, zah ary manampy ny tsy sahirana akory kou, manampy izay mananihany.hehehehe:-D:-D
64. cutie ( 21/11/2005 05:32)
akamatiana tsy mankafy mitsy io :-D
65. akamatiana ( 21/11/2005 05:35)
herimiafina hihihh kayyy mou! :-D =)) :-D

cutie fa maninn akia io ?? :-D
66. Herimiafina ( 21/11/2005 05:35)
Mankafy inn ry reto? Zah kou izany te hankafy tampoka nefa tsy hitako ze hankafizina. hehehehe:-D:-D:-D:-D
67. cutie ( 21/11/2005 05:38)
akamatiana hummmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmm mandinika io :-D
68. akamatiana ( 21/11/2005 05:43)
cutie hihih :-D zany veuuhh!! hihih
herimiafina tsy mankafy njay houn kle
69. cutie ( 21/11/2005 05:49)
akamatiana, mandinika an-jy za hummmmmmmmmmmmmmmm
70. akamatiana ( 21/11/2005 06:02)
hitako zah bouramena kay dinihinjy hihih :-D :-D
71. Herimiafina ( 21/11/2005 06:02)
Mankafy an'i akamatiana ve, ie, anjaso hoe mba hankafiziko kely aza i akamatiana an, hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
72. cutie ( 21/11/2005 06:05)
akamatiana , efa vita ka , aza boramena tsony :-D
73. akamatiana ( 21/11/2005 06:07)
cutie mila kopakopahina fa tsy miverina ny lokoko hihihih lasa mena fôna :p

herimiafina efa we tsy mankafy zany , tsisy fy aty aminah kle :-D :-D
74. cutie ( 21/11/2005 06:09)
akamatiana , miala ho azy io fa korapaka njy :-D
75. Herimiafina ( 21/11/2005 06:20)
akamatiana:

herimiafina efa we tsy mankafy zany , tsisy fy aty aminah kle :-D :-D

sûre amin'izany ve enao? hehehehe:-D:-D:-D:-D

76. fameusecousine ( 21/11/2005 22:07)
toa betsaka mahintsy zany forum momba anareo roalahy zany ..de aza be geste be nefa na de izany ry herimiafina annn ,,,,=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))mialona kely ny tenanay ka ^:^^:^
77. Herimiafina ( 21/11/2005 22:14)
Miala any ary ny anareo ra-fameuse marina, zah ve no mba ialonan'i fameusecousine, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
Hono hoa e, inn no mahasamihafa an'i fameusecousine sy i fairylady e? toa samy aty Canada de samy macho kely de samy feminista kely, moa ve olona iray ihany nareo sa samihafa? hehehehe=))=))=))=))
78. fameusecousine ( 22/11/2005 05:03)
asa mety raha tafaraka zany macho sy feminste zany ary toa manana kambana za zany ..zao tokony hanao dinika hafa ka=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
79. Herimiafina ( 22/11/2005 05:11)
Vo mahita an'ireny tsikanikany mandrimandry amin'ny tany reny de ra-fameuse izay no ao, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
80. fameusecousine ( 22/11/2005 06:31)
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4182