Hery sy Herimiafina!

41. cutie ( 19/11/2005 07:46)
de miafina kou izy ka:-D
42. Herimiafina ( 19/11/2005 08:09)
De lasa manao ankiafina izany klé, de tsy mifankahita akory, de lasa saka sy voalavo, de tsy maintsy may ny iray, généralement le saka no may. hehehehe:-D:-D:-D:-D
43. cutie ( 19/11/2005 08:11)
mampa :-D
44. Herimiafina ( 19/11/2005 08:15)
Ie, mampa mahintsiny, de refa may anie le iray vao mipoitra amin'izay ilay iray e, tara loatra, hehehehe:-D:-D:-D:-D
45. cutie ( 19/11/2005 08:17)
de le ray ve de halahelo an'le may , tsy zarany aza may any iny :-D
46. Herimiafina ( 19/11/2005 08:30)
Non, nalahelo ihany izy de nanenina be hoe tahak'izay tsy nanao saka sy volavo de tsy may le iray. hehehehe:-D:-D:-D:-D
47. cutie ( 19/11/2005 08:31)
:-D:-D:-D:-D:-D
48. majakely ( 19/11/2005 19:30)
Zay marina ny tsy mampitovy azy ...
-Ny iray be tokelaka manao hoe :.hehehehehe
De
- Ny iray izy mitsiky fotsiny de ampy .
49. hery ( 19/11/2005 21:28)
Resabe :-)

Lasa vedety indray zany ny tenanay sy ny tenanaimiafina :-)
Ny anarana tanim-boanjo hono hoy ny Ntaolo kou... :-)
50. Veloo ( 20/11/2005 02:56)
tanimboanjo sy taniboanjomiafina zany :-D:-D:-D:-D:-D
51. Herimiafina ( 20/11/2005 03:09)
De zah sy rahery taranaboanjo de nareo fotoboanemba daholo, hehehehe:-D:-D:-D:-D
52. xxx ( 20/11/2005 22:49)
i hery mahatara an'i cutie fa i herimiafina tara amin'i cuite, hehehehe :-D:-D:-D:-D
53. xxx ( 20/11/2005 23:08)
Comparaison triangulaire
a
54. Herimiafina ( 21/11/2005 01:15)
[quote=xxx]
Comparaison triangulaire
a
55. cutie ( 21/11/2005 04:57)
efa mazava be zany le fahasamihafana e :-D
56. cutie ( 21/11/2005 05:03)
de ty kou mbola misy :)
i hery afaka mahita reo xxx reo fa i herimiafina tsy afaka mahita :-D
57. Herimiafina ( 21/11/2005 05:07)
Zah hoa mahana be hoe misy iray amin'ireo xxx ireo tara aminah kou e, hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
58. akamatiana ( 21/11/2005 05:08)
:-D :-D i hery l mpanampy refa misy manahirana fa i herimiafina mpandatsa refa misy sahirana :-D :-D
59. cutie ( 21/11/2005 05:11)
akamatiana , efa voalatsa nga :-D
60. akamatiana ( 21/11/2005 05:19)
cutie> hihiih an an an tsy zah k! fa l ato am dinika reny e :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1646