Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i phil, milahatra araka ny daty
phil
(
18/11/2005 13:48)
péché original
mba fantatrao ve ny antony ilazana fa ny fahadisoan'i Adama sy eva "péché original"?
satria ny sisa rehetra taty aoriana nanaraka sy namerina daholo fa tsy nisy zavabaovao akory...dia mbola izy roa...
tohiny
novalian'i Veloo ny 24/11/2005 23:56
