tia v?

1. xxx ( 11/11/2005 16:00)
za miarak @ ol!iz efa fantany fianakams ako ary za ihany kou!nandeha nilamina teny ny tantaranay!fa taty aoriana nisy olona zay nahafinaritra az ny tarehiny!! taty aorina nefa tsy niresaka tsony zareo ary fankahala mitsy aza!!izy nefany nilaza t@ ko fa ho hita eo araka ny onjampiainana eny ny tantaranay ra hiafara @ fanambadiana!! fanontaniko hoe inn ny hevitra izany?

etsy ankilany nefa misy olona any ho any mahafinaritra ahy!efa niteny azy za fa tiako izy nefa tsy valiny!!inona no tokony ataoko?

mangataka hevitra avy aty @ nareo zahako fa tsy hitako zay atao!
misaotra tompoko
novalian'i kilalaki ny 19/11/2005 15:56
2. fasaly ( 11/11/2005 16:16)
raha izà aloha de miova filamatra any ankafa mintsy ndray e! ny iray mbola hijery ny onjam-piainana, de ny iray tsy mamaly ny declaration d'amour-nao akory kou! sao lasa amponga miantona eo!
3. vivi ( 11/11/2005 17:36)
raha ny hevitro indray aloha d aleo hampiarahana izy 2 , fa raha mifankafantatra indray izy 2 d tsy mety!
betsaka koa anie ny olona milaza azy tsy vonona fa rehefa tonga ny fotoana d tsy maintsy vonona foana , ny vadiko t@ 1 no nilaza azy tsy vonona nefa vonona ihany ny farany !
io koa anie tsy azo hampitoviana ny olona fa ianao ihany ry xxx mahafantatra we tena t hiala na we ity ilay mampiresaka e!, indrindra moa fa olona efa miaraka aminao zao !raha tanora loatra koa aloha izy d mety tsy @ zany marina izy e!, fijerinao anilay olona tsy mamaly declaration v mba tara aminao ihany sa ahoana?
soloy ary ny jeu-nao fa mety tsy efficace fa aleo ny jeu-ny indray no ataonao e! mody fanina @ indray , mody mpinamana fotsiny indray , rehefa tiana akia azo foana raha misy ny fifaneraserana !, fa raha vao tsy misy aloha iny d tsy possible mihitsy e!
4. Herimiafina ( 11/11/2005 17:42)
Aiza ze fitiavana amin'izany ry xxx an?

Tsy misy tinao izy roalahy ireo no fahitako azy.

-Ilay voalohany manirikiry anao fa misalasala tsy mety manao izay tinao hatao: hanambady.
-Ilay faharoa manirikiry anao satria tsy mety mamaly anao, nefa ianao te-hiala amin'ilay voalohany de mitady kitro ifaharana hafa mety hanao ilay tinao atao: hanambady.

Azoko antsaina fa matahotra ny ho tara angamba ianao.

Sentiment normal izany fa tsy maninona, aza matahotra, sirtout vevavy mandrosondroso taona efa tokony hanambady.

Izao no ataonao:
-Le voalohany tazomina. Satria ny fahitako azy de te hi-agacer anao fotsiny izy amin'ilay resaka onjampiainana fa mety no forcer-nao be nanontaniana hoe hanambady ahy ve enao?

Ny lehilahy mantsy tsy de tia loatra le mahatsiaro forcé, fa aleony izy no manjay initiative voalohany.
5. fasaly ( 11/11/2005 17:49)
:wink: tena tsara ny fananzavao hery! tiko beuhh
6. Herimiafina ( 11/11/2005 17:52)
Iza ry fasaly no tinao be, le fanazavako sa zah? hehehehe:-D:-D:-D:-D
7. mirabel ( 11/11/2005 18:20)
izy roa mihitsy e !!! manana ticket @ fasaly indray herimiafina an!! mody fanina sa mila confirmation hi hihi :-D
8. Herimiafina ( 11/11/2005 18:40)
Zah ngah mba mody fanina zany fa refa tsy hiteny mazava de anontaniako directa, mila préciser-na tsara fa manjary manao fausse interprétation i herimiafina de lasa manantena tsy misy, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
9. cutie ( 12/11/2005 00:23)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 11-11-2005 20:00:31
Lohateny : tia v?
za miarak @ ol!iz efa fantany fianakams ako ary za ihany kou!nandeha nilamina teny ny tantaranay!fa taty aoriana nisy olona zay nahafinaritra az ny tarehiny!! taty aorina nefa tsy niresaka tsony zareo ary fankahala mitsy aza!!izy nefany nilaza t@ ko fa ho hita eo araka ny onjampiainana eny ny tantaranay ra hiafara @ fanambadiana!! fanontaniko hoe inn ny hevitra izany?

etsy ankilany nefa misy olona any ho any mahafinaritra ahy!efa niteny azy za fa tiako izy nefa tsy valiny!!inona no tokony ataoko?

mangataka hevitra avy aty @ nareo zahako fa tsy hitako zay atao!
misaotra tompoko

Samy tsy iarahana izy roa no hitako fa mety.
10. Herimiafina ( 12/11/2005 00:43)
De votsi-droa antsitrampo ne zany ry cutie e. hehehehe:-D:-D
11. hesham ( 12/11/2005 00:46)
herimiafina anga tsy matanty votsodroa :-D:-D:-D:-D:-D
12. Herimiafina ( 12/11/2005 00:48)
Ie raha antsitrampo fa raha votsidroa tsy nampoizina de tsy maninona hehehehe, matahotra ny ho votsoriko ngah enao, hehehhehe:-D:-D:-D:-D
13. hesham ( 12/11/2005 00:52)
za anie tsy maninn raha avotsotrao fa ilay ianao sao hanenina namotsotra ahy no olana .:-D:-D:-D
14. Herimiafina ( 12/11/2005 00:55)
Non, raha tsy maninona ianao de tsy manenina zah, fa raha mampanaelo be njay enao de manenina be zah de miverina manjono nao njay, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
15. hesham ( 12/11/2005 00:58)
ka mety ianao no mampalaeolo ana de miverina za , lasa pitie njai nena aminao fa tsy amour tsony .:-D:-D:-D:-D:-D:-D
16. Herimiafina ( 12/11/2005 01:01)
Ie de lasa faire la pitie fa tsy fair lamoro tsony avy eo, hehehehe:-D:-D:-D:-D
17. hesham ( 12/11/2005 01:04)
za io hihihi:-D:-D:-D:-D
18. cutie ( 12/11/2005 01:05)
Herimiafina [ Valio ] 12-11-2005 04:43:10
Lohateny : Re : tia v?
De votsi-droa antsitrampo ne zany ry cutie e. hehehehe

ka zay mitsy no tanjona anie e
19. hesham ( 12/11/2005 01:08)
hamotsodroa ve no tanjon`i cutie :-D
20. cutie ( 12/11/2005 01:08)
ie :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2767