tia v?

41. Herimiafina ( 12/11/2005 01:54)
Ary tinao mintsy le resaka fofona an, mémoire olfactiva ngah njy, zah konkou, hehehehe, fa any ampasana moa afaka mampirafy sa tsia, planifier-na dieny izao mantsy, hehehehehe:-D:-D
42. hesham ( 12/11/2005 01:57)
herimiafina ary toa mitady ny hampirafy ahy sahady indray ny malalako .:-D:-D:-D
43. hesham ( 12/11/2005 01:58)
cutie an , ka hitanji , raha vao ao anatin`ilay mitady fitiavana nji dia sarotra be zany .:-D:-D:-D
44. cutie ( 12/11/2005 02:00)
hesham , ka hitan-jy :-D , zany hamotsorana azy roa :-D
45. Herimiafina ( 12/11/2005 02:01)
hesham:

herimiafina ary toa mitady ny hampirafy ahy sahady indray ny malalako .:-D:-D:-D


Ka efasamy taolana ihany amin'izany kou, hehehehe:-D:-D:-D:-D
46. Herimiafina ( 12/11/2005 02:02)
cutie:

hesham , ka hitan-jy :-D , zany hamotsorana azy roa :-D


Ary enao henjy be an, milay kah.
47. hesham ( 12/11/2005 02:44)
iza no henjy i cutie ve sa za hihihihi:-D:-D:-D
48. Herimiafina ( 12/11/2005 03:13)
hesham:

iza no henjy i cutie ve sa za hihihihi:-D:-D:-D


Enao kou henjy be kah, raha tsy zany ve tia bandy degany be otsanah, hehehehe:-D:-D:-D:-D
49. hesham ( 12/11/2005 03:18)
Amin`ny fomba aona ilazanao fa hendry za , za zao midegany aminao , :-D:-D:-D:-D:-D
50. xxx ( 12/11/2005 03:46)
ndray avotsoro izy roa de mandehana aty @ko indray ee! hihihihi :-D:-D:-D
51. hesham ( 12/11/2005 03:52)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
52. cutie ( 12/11/2005 04:54)
samy xxx xxx zany :-D
53. fijo ( 12/11/2005 05:32)
lasa kilalao herimiafina sy cutie ary hesham indray le izy le,hisy votsi droa marina ny hiafarany
54. cutie ( 12/11/2005 05:36)
fijo , calme toi :-D
55. hesham ( 12/11/2005 11:28)
:-D:-D:-D kilalao amin`ny aona koa , za ve midegany @ herimiafina dia hoe milalao , tena serieu io ka :-D:-D:-D:-D:-D
56. xxx ( 12/11/2005 19:18)
k zao anie lé ray misala²ts hay b ihany ny heviny fa lasa misy projet injay zao nefa lé ray ihany kou tonga d vonona ny hanambady!!!

mety v miaraka @ ol par intérêt??
57. Herimiafina ( 12/11/2005 22:23)
O ry xxx an, maninona moa raha tena tinao izy avy eo fa tsy ampirafesina any amin'izay tinao hafa any.
58. cutie ( 12/11/2005 23:47)
xxx [ Valio ] 12-11-2005 23:18:55
Lohateny : Re : tia v?
k zao anie lé ray misala²ts hay b ihany ny heviny fa lasa misy projet injay zao nefa lé ray ihany kou tonga d vonona ny hanambady!!!

tsy efa hita be ve we iza no tokony iarahanao @ reo :-D
59. hesham ( 13/11/2005 01:03)
xxx , aza miaraka amin`olona par interet zany fotsiny fa sao hanenina , aleo atao madio fona ilay fitiavana zay vao interet fa tsy interet zay vao fitiavana . Mahaiza tsara misafidy ,raha hitady lhl hafa anie ianao ka hamotsotra azy 2 dia tsy hay hoe hanao ahoana koa ny hoavy eo dia raha tsy mety sendra ny sady manankarena sy tena tia dia hiovaova lhl fona zany ianao .
60. tenderlove ( 13/11/2005 14:15)
mazava toy ny masoandro izany fa matoa ianao mbola misalasala dia tsy misy fitiavana .Raha tena tia ianao dia miroso tanteraka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3649