tia v?

61. tenderlove ( 13/11/2005 14:16)
mazava toy ny masoandro izany fa matoa ianao mbola misalasala dia tsy misy fitiavana .Raha tena tia ianao dia miroso tanteraka
62. xxx ( 14/11/2005 11:30)
tsy za anie no tsy vonona ry tenderlove fa lé lhl mitsy no tsy hay zay tena tedaviny!!

hatr@ zao alo bola lé voalohany ihany no tena miaraka @ ko fa lé faharoa bola any ankibon'ny omby hozy ny fiteny malagasy zay!fa na zany aza,mahafinaritra ahy io lehilahy io!

etsy ankilany nefa ny fianakaviana efa samy mahafatatra ny fiarahanay!!
63. Herimiafina ( 16/11/2005 20:29)
Ialao daholo marina araka ny lazain'i cutie, de mandehana mitady hafa mihintsy.
64. kilalaki ( 19/11/2005 15:56)
mba ataovy séré ihany ry akama fa ny fitiavana anie ka toy ny afo e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4807